Filtrer les éléments par date : dimanche, 07 janvier 2018

58 taona ramatoa, 41 taona kosa ny vinantolahiny. Mety efa nitsiriritra anaty fotoana naharitra ity farany, fa dia nanararaotra ny tsy nahateo an-toerana ny rafozandahiny ka dia nanao ankeriny an-dramatoa rafozambaviny. Nanezaka nitsoaka ity ramatoa, saingy tsy lasa lavitra dia tratran’ilay vinantolahy ka dia sady nanamparany ny filan-dratsiny no nampiharany herisetra.

Tany an-tsaha, miambina lavanila, toerana mangina, lavitry ny tanàna tany ambanivohitry ny Kaominina Maroambihy, Distrikan’i Sambava no nisehoan’izany ny tolakandro’ny alakamisy 4 janoary 2018 teo.

Publié dans Vaovao

La situation est critique dans les quatre communes du District d’Ifanadiana, notamment à Ambohimanga du Sud, Fasintsara, Maroharatra, Ampasinambo suite au passage du cyclone AVA. Ces communes sont menacées d’une pénurie alimentaire et PPN à cause de la montée des eaux et coupure de route.

La commune de Fasintsara est divisée en deux, suite à la coupure du pont reliant Fasintsara et Maroharatra. Près de 50 maisons y sont ravagées, plus de 200 familles sont déplacées vers des sites d'hébergement.

A Ampasinambo, au moins 10 maisons sont détruites, plus de 300 personnes sont déplacées vers des sites d'hébergement. Les eaux continuent de monter.

A Ambohimanga du Sud, le village entier est sous l'eau, plus de 400 personnes sont déplacées vers des sites d'hébergement. Les eaux continuent de croître.

80% de l’agriculture sont sous l'eau dans tout District d’Ifanadiana.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 07 janvier 2018 09:33

Arrêtez vos conneries les gars!!

Maty nama ny mpiray Tanindrazana, doborano partout, ary mbola hitombo io, ao anatin'ny 3-5j.

Mivoaha ny caserne lehiretsy dia ampio ny havana aa, izaho tsy maha baiko anareo amin'izao aloha, fa fantatro fa maro ianareo Miaramila sy Zandary ary Polisy sy Pompier ary scout, Antily, Tily, croix rouge sy izay fikambanana tanora sy mpanao baolina ary rugby rehetra io no mahita izay lazaiko eto.

Aza miandry ny tsy afaka nama, na tanam-polo aza dia efa zava-dehibe mahabata zaza avy ao anaty rano miakatra an-tanety, tsy mila baiko lavitra be any ambony nama izany a, tsy mila fitaovana etsy eroa, fa tarito nama izay eo ambany fiadidianao dia vonjeo ny Gasy fa maty e, vakio ny lalana, tohizo hazo ny tetezana, amafiso ny digy, rantsano ny hazo, esory ny vatankazo manapaka lalana.

Isika mpivavaka rehetra, maro ireo havatsika maty amin'izao, dobondrano mangataka vonjy, ajanony any daholo izay atao, fa vonjeo leheretsy ny havatsika mpiray Tanindrazana.

Publié dans Editorial
dimanche, 07 janvier 2018 08:57

Ifanadiana: Besoin d'aide par voies aériennes

Le Nord du District d'Ifanadiana est détruite à 80%, des inondations partout.

Publié dans A la Une
dimanche, 07 janvier 2018 08:56

Météo: AVA persiste

AVA est sortie de la frontière terrestre de Madagascar hier soir samedi à 20h, son centre se trouve, à 05h du matin ce dimanche 07 janvier 2018, à 97Km de la côte de Vangaindrano, au Sud-est de Madagascar.

AVA a augmenté de force du fait qu'elle se trouve en mer, et est qualifiée de Tempête Tropicale Modérée, avec un vent à 65Km/ et une rafale de 90Km/h.

Elle reste encore influente sur la situation météorologique du pays, avec des pluies abondantes sur certaines régions.

Tous les avis restent les mêmes.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 07 janvier 2018 08:55

Météo: AVA persiste

Efa nivoaka ny sisitanin'ny Madagasikara omaly sabotsy tamin'ny 08 ora alina i AVA. Tamin'ny 05 ora maraina teo ny alahady 07 janoary dia tany amin'ny 97 Km Atsinanan'i Vangaindrano no nisy ny foiben'ny AVA.

Nahazo hery indray izy noho ny maha any an-dranomasina azy ka lasa "Tempête Tropicale Moderée", 65km/ora ny rivotra entiny miaraka amin'ny tafiotra 90km/ora.

Mikisaka mianatsimo amin'ny hafainganam-pandeha 15km/ora izy.

Ny ivon'ny rivodoza no tafavoaka an-dranomasina fa ny andian-drahona miaraka aminy dia mbola mitondra tafio-drivotra sy orana amin'ny faritra sasany eto Madagasikara, ka noho izany dia tsy mbola misy fiovana ny filazana loza ho an'izay faritra sy distrika naharay izany.

 

 

Publié dans Tselatra
Page 3 sur 3