Filtrer les éléments par date : samedi, 06 janvier 2018

61 familles, composées de 109 personnes du fokontany Tsaramasay à Antananarivo, ont été prises en charge, suite à l’inondation de leurs habitations. Des tentes ont été mises à leur disposition par le BNGRC.

A Andranomahery, 240 personnes issues de 81 familles sont hébergées au bureau du fokontany.

Les équipes du Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme sont déployées pour accompagner les sinistrés et répondre à leurs besoins, non seulement à Antananarivo mais également dans toutes les zones touchées par AVA.

 

Publié dans Sociale

La pluie et le vent ont cessé actuellement à Brickaville, le dégât est important avec un mort recensé, un homme s'est flanché durant le cyclone et il est décédé.

A l'hôpital, pas vraiment de blessé, seul un homme qui a marché sur un clou qui a été soigné, mais le bâtiment est devenu un refuge des sans abris.

Le BNGRC, la Croix-rouge sont sur terrain pour aider la population, la Gendarmerie brille par son absence pour l'instant.

 

Publié dans Fil info
samedi, 06 janvier 2018 10:09

Brickaville: Dobo rano, lehilahy iray maty

Lasa ny rivotra, nitsahatra ny orana aty Brickaville. Miakatra an-tanàna ny rano ary mbola tsy mitsahatra ny fiakarany amin'izao fotoana izao.

Lehilahy iray no maty nitambotsotra nandritra ny rivodoza, ka nifamonjena fa tsy tratra ny ainy.

Efa hatramin'ny alina no nifanampy tamin'ny vahoaka teto ny BNGRC sy ny Croix rouge, fa ny Zandary aloha hatreto dia tsy hita firy.

 

Publié dans A la Une
samedi, 06 janvier 2018 09:47

Mahajanga: Tondraka Mahavoky avaratra

Efa manomboka mitsahatra izao ny orana sy ny rivotra aty Mahajanga, fa ny ranomasina no niakatra be.

Dobo-ndrano ireo faritra iva toy ny eny Mahavoky Avaratra. Maro ireo tokan-trano no feno rano tafiditra an-trano. Mbola tsy mihena ny rano amin'izao.

Mahagaga ny mponina ny jiron'ny poteau Jirama no avela irehitra ny atoandro andaniana solika, nefa ny olona amin'ny alina tapahina jiro.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 06 janvier 2018 08:33

Maroantsetra: Mibalika ny andro

Tsy nahitana fahasimbana firy taty Maroantsetra, miverina amin'ny laoniny ny fiainana andavan'andron'ny olona.

Ny vidim-piainana no lafo hatrany, ary ahiana mbola hiakatra satria hiaratsy ny lalana tratran'ny rivodoza teo.

 

Publié dans Tselatra

Remerciements pour L'équipe de nuit qui a assuré la surveillance et les infos du cyclone AVA

 

Publié dans Fil info

Isaoraona ireo namana mpiasa sy teknisianina tsy natory nanara-maso sy nampita tamintsika ny fivoaran'ny rivodoza AVA.

Ekipa hafa indray no manohy azy io marana io.

 

Publié dans Tselatra

Taorian'ny fifampiarabana hasaramanitra teny Iavoloha ny zoma 05 janoary, dia tonga nankahery ny mpiasan'ny Météo ny minisitry ny famantarana ny toe-trandro sy ny fitaterana Beboarimisa Ralava, ary nanolotra marim-pankasitrahana ho azy ireo izy tamin'izany.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 06 janvier 2018 08:13

Météo: AVA perd sa force

Mihena ny herin'i AVA, lasa Tempête Tropicale modérée (TTM) izy io maraina io, mbola an-tanety hatrany anefa izy.

Mila mitandrina fa mbola 80km/ora ny rivotra entiny, ary mahatratra 110km/ora ny tafiotra, mbola manimba zavatra izany.

Ao IFASINA VATOMANDRY no misy ny foibeny io maraina io, mizotra MIANATSIMO, vinaina hivoaka any NOSIVARIKA izy anio tolakandro.

Publié dans Tselatra
samedi, 06 janvier 2018 07:10

Météo: AVA perd sa force

AVA perd sa force et requalfié en Tempête Tropicale modérée (TTM), son centre se trouve ce matin à l'est du pays à IFASINA VATOMANDRY, il se dirige vers le sud et sortira probablement à NOSIVARIKA dans l'après-midi.

Publié dans A la Une
Page 3 sur 3