Filtrer les éléments par date : samedi, 06 janvier 2018

Le risque de crues reste élevé malgré le ciel dégagé au lendemain du passage du cyclone AVA, qui a fait des milliers de sinistrés, deux morts et un disparu. Ce n’est qu’un bilan provisoire.

 

Publié dans Fil info

50 familles d’environ 300 personnes ont dû être déplacées suite au passage du cyclone AVA. Près de 150 voitures sont bloquées sur la RN25 à cause de route coupée au niveau de Ranomafana, et la montée des eaux à Vohiparara.

 

Publié dans Fil info
samedi, 06 janvier 2018 20:59

Mahajanga: Black-out

Mahajanga: Black-out

 

Publié dans Fil info
samedi, 06 janvier 2018 20:48

Diego by night

Pas d'eau, pas d'électricité

 

Publié dans Fil info

RN2: Route coupée entre Moramanga et Brickaville, inondation, éboulement, accident de voiture

Publié dans Fil info
samedi, 06 janvier 2018 20:43

RN2: Tapaka ny fifamoivoizana

Rano manondraka arabe, tany mihotsaka, fiara mitsikasina ao anaty arabe, ireo no miteraka fahatapahan'ny lalam-pirenena faha-2 taorian'ny fandalovan'ny rivodoza AVA.

Toerana dimy eo anelanelan'i Moramanga sy Brickaville no ahitana an'ireo. Efa amperinasa ny ekipa teknikan'ny ministeran'ny Asa vaventy hamerenana amin'ny laoniny ny fifamoivoizana.

 

Publié dans Tselatra

Ce samedi 06 janvier 2017 à 19h, AVA se trouve à Mananjary, la tempête tropicale modérée s'affaiblie de plus en plus, avec un vent à 55Km/ et une rafale de 80Km/h.

Elle va sortir probablement cette nuit de nos frontières.

Tous les avis précédents restent valable.

De l'autre côté, un cyclone dénommé IRVING vient de se former dans l'océan indien, mais il est dans la zone australienne et n'a pas d'incidence sur la météo à Madagascar.

 

Publié dans Fil info

Tamin'ny 7 ora hariva teo, 06 janoary 2018, dia mbola ao amin'ny Distrikan'ny Mananjary no misy ny foiben'ny Rivodoza AVA, mihena dia mihena ny heriny satria mitondra rivotra 55km/ora ary tafiotra 80km/ora.

Vinavinaina hivoaka an-dranomasina anio alina izy kanefa ny andian-drahona miaraka aminy dia mbola hitoetra amin'ny faritra maro eto Madagasikara, izany no mitondra orana betsaka sy tafio-drivotra.

Noho izany dia mbola manan-kery avokoa ny Filazana loza ho an'ny faritra rehetra naharay izany ary tsy misy fiovana.

Publié dans Tselatra
samedi, 06 janvier 2018 20:01

Ifanadiana: Voa mafy noho ny cyclone AVA

Anisan'ny distrika voa mafy Ifanadiana, maro ny toerana dobon-drano, lalana tapaka, tetezana difotra.

Anisan'izany ny Kaominina Fasintsara, tapaka ny tetezana lehibe mampitohy ny Kaominina Maroharatra sy Fasintsara, tsy misy hiampitana.

Dobon-drano ny tanàna Fasintsara, 40 tafo tototry ny rano, trano 10 rava. Tokantrano 50 eo tsy manan-kialofana. Olona 200 no nafindra ao amin'ny EPP sy Tranompokonolona ary Grande Salle Fiangonana EKAR.

Publié dans Tselatra

Ikongo - Ifanadiana: Route inondée et coupée à Ambinanitromby

Publié dans Fil info
Page 1 sur 3