Filtrer les éléments par date : vendredi, 05 janvier 2018
vendredi, 05 janvier 2018 14:01

Mahajanga: Orambe mikija

Orambe mikija aty Mahajanga amin'izao, izay nanomboka ny atoandro teo.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 13:30

Ambatondrazaka: Manomboka mandrivotra be

Manomboka mandrivotra be aty Ambatondrazaka amin'izao atoandro izao.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 13:10

Ambanja: Avy be ny orana

Nanomboka omaly alakamisy maraina 04 janoary ka hatram'izao zoma 05 janoary dia tsy mijanona ny rotsakorana.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 13:01

Maroantsetra: Mbola maina ny andro

Samy mbola variana amin'ny fiainana andavan'andro ny olona aty Maroantsetra, nefa kosa samy mitandrina satria dia tafiditra anatin'ny faritra mena, na mbola maina aza ny andro.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 12:41

Météo: AVA De plus en plus fort

Alerte rouge (Danger Imminent): Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro;

Alerte Jaune (Avis de menace): Antalaha, Mandritsara, Andilamena, Tsaratanana, Anjozorobe, Antananarivo Avaradrano, Arivonimamo, Ambatolampy, Antanifotsy, Antsirabe I-II et Vatovavy Fitovinany;

Alerte Verte (Avis d’Avertissement): Fandriana, Ambositra, Manandriana, Ambohimahasoa, Isandra, Vohibato, Lalangina, Fianarantsoa Ville, Ambalavao, Faritra Atsimo Atsinanana, Anosy, Ivohibe et Iakora.

(Source Météo Madagasikara et Photo Satellite 10h30)

Publié dans Fil info
vendredi, 05 janvier 2018 12:35

Andranomadio Toamasina: No comment

Andranomadio Toamasina: No comment

 

Publié dans Fil info

Anatiny tafioa-drivotra tanteraka ny eto Toamasina nanomboka tamin'ny 10 ora maraina teo.

Mihalafy ary mahery vaika be izany amin'izao atoandro izao.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 11:35

Toamasina: Ambojijafy sy Salazamay

Toamasina: Ambojijafy sy Salazamay

 

Publié dans Tselatra

Betsaka ny tsy maharaka vaovao, ary variana amin'ny toetry ny andro izay mbola tsy misy rivotra sy orana firy.

Tapaka ny jiro amin'izao. Na izany efa misy miomana ihany ny olona satria Vatomandry dia tafiditra anatin'ny faritra mena.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 11:19

Toamasina: Le vent souffle en rafale

Toamasina: Le vent souffle en rafale

 

Publié dans Fil info
Page 3 sur 5