Filtrer les éléments par date : vendredi, 05 janvier 2018

Le changement à travers un Etat Réformé, animé par l’identité et la personnalité malgaches

Madagascar, en ce début d’année, est d’ores et déjà frappé par une tempête tropicale, Ava.

Dans la matinée de ce 5 janvier, lors de la cérémonie de présentation de voeux du nouvel an, au Palais d’Iavoloha, le Président de la République a tenu tout d’abord à exprimer ses pensées fraternelles, son soutien, et ses encouragements aux populations des régions frappées actuellement par ce météore, notamment à Soanierana Ivongo, à Sainte Marie, ou encore à Toamasina.

Les impacts des catastrophes naturelles, dus au changement climatique, constituent un handicap pour le développement du pays, et motive Madagascar dans son engagement
international.

Publié dans Politique

Présentation des vœux à Iavoloha 05 janvier 2018

Voir l'album Photo ici.

Publié dans Politique
vendredi, 05 janvier 2018 19:50

Mahavoky sy Tsararano Mahajanga: Dobo rano

Mihetsika mafy ny ranomasina aty Mahajanga izao, ny orana somary nitsahatra. Ny jiro tapaka ny folakandro manontolo, tsy hay antony, izao hariva izao vao niverina.

Mihevitra ny maro fa manararoatra cyclone ny Jirama mba tsy andohavana solika dia manao delestazy, ny poteau rahateo sao mianjera dia mba tsy misy herin'aratra.

Efa dobo rano eny Mahavoky sy Tsararano amin'izao.

Publié dans Tselatra

Le Cyclone Tropical AVA a touché la côte de Madagascar vers 13h, et il est encore dans le District de Toamasina, avec un vent plus fort de 150Km/h dans un rayon de 37Km, avec une rafale de 205Km/h

Publié dans Fil info

Niditra tao Toamasina tamin'ny 01 ora atoandro i AVA, tamin'ny 06 ora hariva dia mbola ao amin’ny Distrikan’ny Toamasina no misy azy.

Tafiakatra 150Km/ora ny rivotra entiny ao anatin’ny 37 Km manodidina ny ivony ary arahina tafiotra 205Km/ora.

Miova toy izao ny filazana loza :

Publié dans Tselatra

Nagnadary koa mahalegny ato, raha nitsahatra kely izy teo, dia avy be indray ny orana aty Ambilobe, ary miaraka amin'ny rivotra mafy be.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 05 janvier 2018 17:36

Diego: 2ème round

Après l'accalmie, revoilà, une grosse pluie avec des vents violents.

 

Publié dans Fil info

Météo: AVA continue sa progression le long de la côte est

 

 

Publié dans Fil info

Manohy ny diany amin'ny faritra atsinanan'ny nosy i AVA, midina mianatsimo.

 

Publié dans Tselatra

Omaly 04 janoary tamin'ny 10 ora maraina no niala teto Sambava mba hatolotra ny Fitsarana ao Antalaha ity rangahy iray izay nikasa hifofo ny ain'ny vadiny rehefa nisaraka taminy.

Tonga tany Antalaha izy ireo tamin’ny 11ora30 fa tsy voaray tamin'ny tapany maraina, ka niandry. Nony tonga ny mitatao vovonana dia nomena lalana handeha hisakafo ny mpitory sy ny voampanga izay niaraka tamin'ny Polisy roa lahy. Nifandamina ireto farany ka ny polisy iray niandry ity Rangahy ity ary ny iray niandry ireo ankizy telo voarohirohy tamin'ny resaka halatra vola.

Nony tamin’ny roa ora tolak’andro handeha hiditra ao amin'ny lapan'ny Fitsarana dia teo no nilaza ny Polisy fa tsy hita i Théodorique, 36 taona avy ao Ambodisatrana II Sambava.

Niverina teny amin’ny Commissariat de Police ny mpitory, androany maraina, nanome toky azy ny Polisy fa hitady ilay rangahy.

 

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 5