Filtrer les éléments par date : lundi, 29 janvier 2018

Tafiditra ao anatin’ny tetik’asa Ankizy Krismasy ireto kilalao izay nozaraina tamin’ny fomba ofisialy tamin’ireo fiangonana miisa 148 izay mikambana ao aminy ato amin’ny Faritra SAVA. Ny sabotsy 27 janoary 2018 ny fotoana nizarana izany teo anivony fiangonana mpiara-miasa.

Ny Tetikasa Ankizy Krismasy moa dia Fikambanana izay mitory ny Filazantsara amin’ny ankizy sahirana amin’ny alalan’ireo fanomezana avy any amin'ny ankizy Amerikanina, ka ny fanomezana anjaran’ny SAVA tamin’ity taona ity dia eo amin’ny 900 baoritra, hoy ny Pastora Rafianianana Arojaona izay mpandrindra ankapoben’ny tetikasa miahy ny Faritra SAVA sy DIANA.

Ny indro kely mampalahelo dia betsaka ireo baoritra misy ny kilalaon'ny ankizy no efa foana ny tao anatiny ary ao ihany koa ireo baoritra maro efa rovitra izay tsy mbola fantatra avy taiza no nitrangan’izany.

 

Publié dans Sociale

Ny sabotsy teo dia efa 15 no voasambotra ka vehivavy ny 6 tamin'ireo. Niampy telolahy indray izany androany alatsinainy maraina.

Tapaka tanteraka ny lalana mihazo ny oniversite ny maraina teo noho ny sakana nataon'ireo mpianatra tamin'ny vato sy kodiarana nodorana. Vato sy “parpaing”-n'olona mipetraka amin'ny sisin'arabe no nobatain'izy ireo nalahatra nanaovana sakana. Raha ny nambaran'ireo mponina eny an-toerana efa tamin'ny telo ora maraina no nanaovan'izy ireo ny sakana izay tamin'ny toerana roa samihafa.

Publié dans Vaovao

Nanomboka tamin'ny 5 ora maraina teo dia niverina nitokona ireo mpianatra ao amin'ny Bedeum, nisy ny sakana nataon'izy ireo nanomboka tety amin'ny "arrêt bus Jeannot".

Niditra an-tsehatra nandrava ny sakana ny mpitandro ny filaminana ka dia raikitra ny sakoroka sy fanenjehana nataon'ny Emmoreg, misy ny mpianatra voasambotra.

 

Publié dans Tselatra

« Lutte contre le Changement climatique et devoir national »

Le personnel de la Présidence de la République a procédé ce 27 janvier au reboisement à
Ilamaka, Fokontany d’Ankadivola, dans la Commune rurale d’Ambohijanaka. Sous la conduite du Chef de l’Etat et de son épouse, 2850 jeunes plants ont été mis en terre.

Le reboisement revêt une importance particulière dans la lutte contre le changement climatique et pour la protection de l’environnement, a rappelé le Président Hery Rajaonarimampianina.

Publié dans Sociale

La lutte contre la corruption au centre des discussions.

« Gagner la lutte contre la corruption: un chemin durable vers la transformation de l’Afrique ».

C’est le thème du 30ème sommet de l’Union Africaine qui a débuté à Addis Abéba, ce 28 janvier, lequel sera d’ailleurs le thème majeur de l’UA durant cette année 2018. Les travaux, qui se tiennent à l’auditorium Nelson Mandela, sont présidés par le Chef de l’Etat du Rwanda, Paul Kagame, désigné par ses pairs en juillet 2017, celui qui, par ailleurs, a dirigé les travaux de la commission en charge des réformes des institutionnelles et financières de l’UA.

Publié dans Politique

"Le Fisandratana doit se refléter dans la Justice malagasy", c'est la vision que le Président de la République Hery Rajaonarimampianina a partagé ce vendredi 26 janvier au Palais de Justice Anosy, lors de la cérémonie officielle de clôture de l'année judiciaire 2017 et à la fois ouverture officielle de l'année judiciaire 2018, jumelées aux prestations de serments du nouveau Président de la Cour de Cassation auprès de la Cour Suprême, le Juge Raketamanga Odette Clémentine, et du nouveau Procureur Général auprès de la Cour d'Appel d'Antananarivo, le Juge Andriamiseza Charles.

Pour rappel, Raketamanga Odette Clémentine était Président de Chambre à la Cour de Cassation à Anosy avant sa nomination, tandis que Andriamiseza Charles est un Ex-­‐Garde des Sceaux et Ministre de la Justice Malagasy, en plus d'avoir été Président de Chambre à la Cour d'Appel Anosy.

Publié dans Politique
lundi, 29 janvier 2018 08:11

Iavoloha: Fisandratana 2030

Nanolotra ny vina antsoina hoe Fisandratana 2030 teo amin'ny lapa-panjakana tetsy Iavoloha ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny 25 janoary lasa teo, nandritra ny fankalazana ny faha 4 taona nandraisany ny fitondrana.

Nantsoina tamin'izany ireo solotenan'ny antoko politika, ireo mpandraharaha ara-toekarena, iray solotenan'ny fiarahamonim-pirenena, niisa teo amin'ny 1200 teo.

 

Publié dans Vaovao

Fianarantsoa: Embarrassante scène de vindicte populaire à l’université

Moins de 48 heures après l’acte de justice populaire sur un récidiviste attrapé en flagrant délit, aucune déclaration n’a été faite de la part de la Présidence de l’Université. L’homme en question décède à l’hôpital suite aux coups perpétrés par quelques étudiants devant des témoins oculaires munis d’appareils photos.

L’affaire gagne l’opinion sur les réseaux sociaux. Et l’arrestation des auteurs de cette violence piétine sur une procédure dite d’enquête de voisinage.

Publié dans Sociale
lundi, 29 janvier 2018 07:44

RN35: Mbola lalam-pirenena ve ?

Mametra-panontaniana ny mponina aty Ambatofinandrahana sy ireo Kaominina lalovan'ny RN35 hoe : mbola lalam-pirenena ihany ve iny ?

Betsaka ny lalana mihotsaka fa tsy misy mpihevitra, fa ity tetezana eto Andranonanakova, Kaominina Anjomanakona Distrika Ambositra ity no tena efa mampiteny ny moana mihitsy.

Tapaka tamin'ny fandalovan'ny rivodoza AVA ny herinandro voalohan'ity taona 2018 ity izy io, fa hatramin'izao na tetezana vonjimaika aza tsy mbola manangasanga eto. Lalana mipaka hatrany Malaimbandy (Menabe) anefa izy io.

Efa miantraika any am-bilany ny fahasimbany ankehitriny satria dia miaka-bidy avokoa ny entana ilain'ny mponina andavanandro.

 

Publié dans Tselatra

Ny alamikisy 25 janoary 2018 teo no natolotra ny Fitsarana ity tovolahy namerin-keloka ity, raha avy nisazy nandritra ny enim-bolana noho halatra solika, dia izao voasambotry ny Polisy izao hoy ny Kaomisera Totozara Théogène.

Tany amin'ny Kaominina Anjijaomby no nangalarany lavanila milanja folo kilao eo izay nataony tao anaty kitapo ka tra-tehaka.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2