Filtrer les éléments par date : vendredi, 26 janvier 2018

Tsy mipetraka ny mpitandro ny filaminana aty amin'ny faritra SAVA amin'izao noho ny fandrenesana fa misy sambo mampiahiahy mihaodihaody any ampovoan-dranomasina.

 

Publié dans Tselatra

Saika isan’andro, tato anaty fotoana vitsivitsy izay, tazana eny amin'ny “bord de la mer” ireto andiana zazavavy tsy ampy taona ireto mivaro-tena.

Manao fanamiana mitovy, toy ny hita amin'ny sary izy ireo ary mipetrapetraka eny amina toeram-pisotroana, mifoka zava-mahadomelina sy misotro zava-mahamamo. Tsy ampiambahambana fa mikaoty ireo lehilahy sendra azy, mandraikitra ady varotra ary lasa avy eo.

Niezaka nifampiresaka tamin'izy ireo izahay Gasypatriote Mahajanga, ary nanamafy izy ireo fa miisa 20 mahery ny mpikambana, izay tsy mbola ampy taona avokoa ary misy mbola 13 taona, tokony mbola ho any an-tsekoly.

Publié dans Sociale

Ny alakamisy 25 janoary 2018 no naharay ny taratasy fampiatoana azy amin'ny maha PDS ao amin'ny Kaominina Belobaka azy i Razafindrakoto Maminirina Jean Yves ary ny lefitra faharoany ihany, Miamina Chrislin Freddy no voatendry hisolo ny toerany.

Nitsangana naneho hevitra ny amin'ny tsy hankatoavan'izy ireo io didim-panjakana io ny sojabe ao Belobaka sy ny mpanolotsainan'ny Tanàna ary ny mpiasan'ny Kaominina.

Samy nahatakatra avy hatrany ireo manohitra ny fanesorana ny PDS ireo fa resaka ady tany no antony. Nisy ny filazana nataon'ity PDS nesorina ity fa misy kara-tany hosoka miparitaka ao Belobaka ary efa mahatratra 12 ireo fitarainana. Maro ny olona voasaringotra amin'izany ary izay no antony nanesorana azy.

Publié dans Vaovao
vendredi, 26 janvier 2018 22:58

Sambava: Nikoropaka ny fanjakana

Nikoropaka ny fanjakana sy ny antoko HVM taorian’ny vaovao nivoaka teto amin’ny Gasy Patriote, nitatitra fa hamboarin’ny mpomba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny lalana eo Antaimby eto Sambava tampon-tanàna, izay efa nampitaraina ny mponina tokona efa aman-taonany maro noho ny haratsiany, nefa tsy nisy mpihevitra.

Tonga nametraka vato fehizoro fanombohan’ny asa ny mpandraharaha nanolo-tanana hanamboatra ny lalana, ny alatsinainy 22 janoary 2018 teo. Tonga nanotrona izany ny Mpandrindram-paritry ny antoko HVM sady lehiben'ny Faritra SAVA, Velomaro Faustin.

Namoaka didy mampitsahatra io asa io “Arrêt des Travaux” indray anefa ny ministeran’ny Asa vaventy, milaza fa miandry ny fandaminana ; fanapahan-kevitra izay nanaitra ny mponina mpahazo tombontsoa.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 26 janvier 2018 17:40

Arfagate: No comment

Arfagate: No comment

Publié dans A la Une
vendredi, 26 janvier 2018 16:23

Des chimères

Un ouvrage collectif intitulé « l’énigme et le paradoxe, économie politique de Madagascar » écrit par des universitaires de l’IRD (Institut de Recherche pour le Développement). Ce livre tente d’analyser les mécanismes des soubresauts politiques que traversent le pays et affectent son économie.

Contrairement à beaucoup de pays africains, Madagascar ne connaît pas de guerre et possède de nombreuses richesses, alors que ses habitants continuent de s’appauvrir.

Selon les chiffres avancés par les chercheurs universitaires, il y a eu une régression inexorable de notre économie, le « PIB par habitant à Madagascar a baissé depuis près d’un quart de siècle ». Ainsi la richesse produite par habitant est passée de 440 US$ en 1992 à 415 US$ en 2016, donc le taux de pauvreté est en forte augmentation.

Selon les données de la Banque Mondiale, le PIB par habitant de Madagascar était de 132 $ en 1960 et atteignait 402 $ en 2015.

Dans le même temps, le PIB par tête de l’ensemble de l’Afrique subsaharienne, parti d’un niveau légèrement inférieur (117$), a été multiplié par 14 (1588$) en 2015.

Publié dans Editorial

Le parti au pouvoir veut à lui seul accaparer le champ politique. Le HVM tient ce jour ses assises régionales à Ambositra, capitale de l’artisanat.

 

Publié dans Fil info

Nahazo antso ny Zandary tamin’ny 20 janoary fa nisy namaky ny fasana iray tao amin’ny Fokontany Ambovotango, Kaominina Belobaka, Distrikan’i Mahajanga II.

Natao ny fikarohana ka roalahy no tratra tao an-toerana. Nandritra ny famotorana, izy ireo no nanoro ny toerana nisy ny taolam-paty, milanja 17Kg.

 

Publié dans Tselatra

Le Sénateur de Madagascar Toto Benazara Jean Luther a fait savoir à la presse hier que ses comptes Facebook et mail sont piratés. Il s’est dit même étonné quand l’usurpateur est entré en contact avec lui et pose un ultimatum d’une semaine pour que Toto Benazara Jean Luther lui verse 10.700 euros.

Le Sénateur de Vohemar a déposé plainte pour démasquer l’usurpateur.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 26 janvier 2018 11:40

Morondava: Manjaka ny delestazy

Mitaraina ny mpanjifan’ny Jirama sy ny mponina eto an-drenivohitry ny faritra Menabe fa dia zara fa misy jiro mirehitra eto an-tanàna, tapaka lava ny herinaratra, nefa ny tsy fandriampahalemana mirongatra.

Mizara roa ny fanazavana azo hatreto, andaniny fahasimbana gropy mpihary herinaratra, ankilany tsy fahampiana solika noho ny fahatran’ny famatsiana nateraky ny fahatapahan-dalana eo anelanelan’i Betafo sy Mandoto, amin’ny lalam-pirenena faha-34, nokaohin’ny rano nandritra ny rivodoza AVA.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2