Filtrer les éléments par date : mercredi, 24 janvier 2018

Efa tsy lazaina intsony ny fahalafosam-piainana aty Antsiranana, fa mbola eo ihany koa ny loto sy ny faharatsian'ny tanàna sy ny làlana madinika.

Ny fokontany Ambalakazaha aza moa dia lasa fiompiana kisoa mihitsy, izay sady voarara amin'ny maha Kaominina ambonivohitra azy, no maro koa olo fady kamankory. Nefa dia jeren'ny Filoham-pokontany fotsiny ny toe-javatra toy izany.

Ny rano tsy misy, ijaliana vao mahazo rano, mifoha amin'ny roa maraina mantsaka rano.

Manontany tena ny mponina raha mbola ao anatin'ny Kaominina Antsiranana renivohitra ihany izy ireo?

 

Publié dans Vaovao

La FFKM, l’Union des églises chrétiennes de Madagascar, est venue présenter ses voeux de

nouvel an au Président de la République et à son épouse, dans l’après-midi du 23 janvier. Les quatre chefs d’église étaient présents au palais d’Iavoloha. Le nouveau président de la FFKM, Mgr Samoela Jaona Ranarivelo, Président de l’Eglise anglicane, a présenté les voeux au couple présidentiel.

« Au nom de tous les chrétiens de Madagascar, nous vous encourageons dans vos
responsabilités, pour diriger le pays dans la Foi en Dieu. C’est un devoir sacré qui demande beaucoup de bonne volonté et de courage pour le bien du Peuple dont vous en êtes le Raiamandreny. Les églises ont leur place dans notre société, que le Saint Esprit veille sur vous pour le développement du pays », a-t-il déclaré.

Publié dans Sociale

A l'occasion de la célébration de son investiture du 25 janvier 2014 - 25 janvier 2018, le Président de la République a invité au Palais d'Iavoloha demain 25 janvier les réprésentants des partis politiques, des membres de la société civile, des réprésentants des associations et jeunes étudiants pour partager sa vision de "Fisandratan'i Madagasikara".

 

Publié dans Fil info

Prudence ou peur de représailles, les groupements patronaux ne se prononcent pas sur le cas de la société agroalimentaire Tiko-Triple A.

 

Publié dans Fil info

Tsy mitsahatra mikija ny orana, ary miakatra hatrany ny haavon'ny rano, nefa ireo tantsaha tsy manaiky amohana ny barazy satria mbola feno vary tsy voajinja aty ambany, ka atahoran'izy ireo hitosaka animba ny vokatra.

Ny rano anefa efa mananika ny arabe miendrika tetezantany mampifandray an’Ambohijanahary amin’Ambohibao, Kaominina Antehiroka, Distrika Ambohidratrimo ka manapaka ny lalana.

Mandeha ny fifampiraharaha amin'ireo fokonolona sy ny tompon'andraikitra eo anivon'ny Kaominina.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 24 janvier 2018 14:36

Affaire Houcine Arfa: Le SMM saisit le CSM

La lettre de saisine a été déposée hier, d'après Fanirisoa Ernaivo, présidente du Syndicat des Magistrats de Madagascar.

 

Publié dans Fil info

Taorian'ny bemidina nataon'ny solotenam-panjakana niaraka tamin'ny Jirama, dia tsy nahita ininona tamin'ny resaka fangalarana herinaratra tao amin'ny toeram-ponenan'i Marc Ravalomanana izy ireo.

 

Publié dans Tselatra

Les émissaires du Fanjakana dépêchés à Andranomanelatra ce matin pour vérifier les branchements d’électricité à la maison de Marc Ravalomanana n’ont rien trouvé d’anormal.

 

Publié dans Fil info

Toy ny téléphone sy ny ordi, rehefa miasa elaela dia toa milagy na ela be vao mipoitra ny zavatra jerenao.

Matetika isika mi installe programme nefa tsy ampiasaina akory.

Raha téléphone:

Isan-kerinadro, dia vonoy ny finday dia redémarrer, ilainy izay mba analany ao anaty mémoire ireo zavatra nampiasainy, nefa mibahan-toerana fotsiny avy eo.

Désinstallé ireny jeux sy applications tsy ilainao ireny, fafao na afindrao any anaty ordi ireny sary betsaka anaty phone ireny.
Raha mahasahy mikitika, raha androïde, dia misy ao hoe paramètres--Gestion application, dia fidio ireny application hitanao milona be ireny, ohatra Facebook- Messenger, dia supprimer cache, izany hoe vider-nao izany ny mémoire, tsy maty akory ny Facebook nao, na ny message nao, fa aza kasihina io raha tsy tadidy ny mail pseudo sy mot de passe, satria ho déconnecté-ny ianao ka tsy maintsy mamerina reconnexion indray.

Publié dans Editorial

Les petits fermiers fournisseurs de lait de Tiko Triple-A commencent à se poser des questions sur leur avenir face à la décision du Fanjakana de fermer cette industrie agroalimentaire, fleuron de l’industrie malagasy.

Cette décision, qualifiée par les petits fermiers, d’ « antiéconomique » les pousse à vendre leurs vaches laitières, pourtant interdite par la loi, et de changer de métier.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2