Filtrer les éléments par date : samedi, 20 janvier 2018

Rassurée peut être par la déclaration du chef de l'État à Brickaville ce samedi qu'il a confiance à ses collègues qu'à un fugitif, la ministre de la justice Rasolo Alise Alexandrine va s'exprimer sur les médias publics (TVM et RNM) demain dimanche sur cette affaire qui a défrayé la chronique. 

Elle va certainement profiter de cette occasion pour répondre à ses détracteurs. 

À suivre ! 

Publié dans Fil info

15 andro taty aorian'ny fandalovan'ny rivodoza AVA ny 5 janoary lasa teo, vao tonga aty Brickaville ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, nijery ny zava-misy ary nitondra fanampiana ho an'ny mponina izay tena voa mafy tokoa tamin'iny rivodoza iny.

Banderole izay hita fa tsy vita teto an-toerana no narangaranga fa an'i Hery Rajaonarimampianina ny taona 2018.
Mazava ho azy fa ny kabary no tena nibahan-toerana ary dia nanolotra masomboly, vary, katsaka, zezika, seau, koveta, vilany ary sotro izy tamin'izany.

Nomena moa ny olona dia nandray fa tsy nisy tsy nahita fa vonjy tavan'andro fotsiny no natao fa tsy nisy asa maharitra araka ny kabary dradraina.

 

Publié dans Tselatra

Olona sendra nandalo androany maraina no nahatsikaritra zavatra hafahafa. Ny tanany nipoitra no nahafantarana azy hoe olona izy io. Rehefa nesorina tao dia efa miendaka ny hoditra, feno olitra, nivoaka ny lelany. Misy dian-tady teo amin'ny faritry ny tendany, toy ireny nokendaina ireny.

Manodidina ny telopolo taona eo ny fanombanana ny taonany. Tonga nanao fitsirihana teny ny Zandary sy ny mpiasan'ny fahasalamana.

Raha ny fahitana ny razana dia nafenina tao anaty ilay tatatra ilay faty rehefa avy novonoina. Ary efa maty teo amin'ny herinandro teo araka ny fahitan'ny dokotera azy nijery teny Ankaraharara Ambohikely fokontany Anosimasina.

Tsy nisy taratasy nahafantaranana azy. Vola 600 Ar no hitan'ny Zandary tao anaty paosiny.

Nentina any amin'ny "morgue" HJRA ny razana miandry ny havany.

 

Publié dans Vaovao

Réduits à 10 après l'expulsion d'un de ses joueurs, la Cnaps a pu conserver son avantage de but marqué pendant la première période qui mène la victoire au terme du match retour de la Telma Supercoupe de Madagascar opposant Cnaps Sport et Fosa Junior cet après midi à Vontovorona Antananarivo.

 

Publié dans Sport

Ny lalam-pirenena rehetra eto Madagasikara dia saika tsy nisy nandinika mihitsy fa mila maka aina na ny mpandeha, na ny saofera na ny fiara.

Tsy misy mihitsy toerana natokana amin'izany, tsy misy toerana fidiovana sy fanaovana pipy, fa dia samy mamonjy vodihazo sy elakelan-trano fotsiny ny rehetra.

Eny amin'ireny hotely amoron-dalana ireny, misy ezaka ihany ataony fa dia natokana ho an'ireo kilian ihany, fa dia maro ireo toerana lehibe no feno maloto eraky ny sisin'ny arabe.

Feno fiara ihany koa voatery mijanona amoron-dalana izay mety ampitera-doza.

 

Publié dans Sociale

Roahin’ny Zandary tsy hijanona eto Marozevo ireo kamiao tonga hisakafo. Hisy manampahefana handalo no antony, ka manelingelina fifamoivoizana no voalaza fa antony.

Raha miditra hotely ny mpandeha fiara madinika sy mpandeha taksiborosy dia ireo mpamily kamiao no tena mpanjifa amin’ireo hotely madinika na “gargotte” eto Marozevo. Mitaraina ireto farany noho io tranga io, satria masaka ny vary sy laoka nefa ny mpanjifa tsy misy.

Maro ny toerana ahiana fitohanan’ny fiara amin’ny lalam-pirenena faha-2 toy ny ao Manjakandriana, Moramanga, Beforona, Antsapanana, Brickaville fa ny eto Marozevo no nandraisana ity fepetra ity, izay mampitaraina ny mpandraharaha madinika satria miteraka fatiantoka lehibe ho azy ireo.

Publié dans Tselatra

Le match retour de la Telma Supercoupe de Madagascar opposant la Cnaps Sport Itasy et Fosa Junior Boeny se tiendra cet après-midi au complexe Vontovorona-Antananarivo.

Rappelons que les deux formations se sont séparées sur un score nul et vierge lors du match aller au stade Rabemananjara Mahajanga dimanche dernier.

 

Publié dans Sport

Nihorikoditra ny rehetra raha nahita zaza efa 17 taona, nitsoaka ka nila vonjy, fa 13 mianadahy izy ireo no gejain'ny ray sy reniny ao an-trano nandritra ny taona maro, ampijaliana, tsy omen-tsakafo, fatorana, tsy mahazo mivoaka ny trano, zara raha lanja-jaza 10 taona nefa 17 taona.

Tonga ny polisy nisambotra sy nanavotra ireto zaza, izay nahia kely tsy ampy sakafo avokoa, no naloto. Nisy ny voafatotra teo ampandriana, 7 mianadahy no feno 18 ka hatramin'ny 29 taona, ny ambiny tsy ampy taona, ary 2 taona ny zandriny indrindra.
Ny rainy 57 taona, ary ny reniny 49 taona.

Publié dans Vaovao
samedi, 20 janvier 2018 10:39

Marc Ravalomanana est rentré au pays

L’ancien président de la République et président du comité du jubilé de 50ème anniversaire de l'Eglise réformée de Madagascar ou FJKM (Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara), assistera le grand culte pour les fidèles de la FJKM au stade municipal de Mahamasina demain.

Publié dans Fil info