Filtrer les éléments par date : jeudi, 18 janvier 2018
jeudi, 18 janvier 2018 21:56

Anosy: Tsy tazana ny Praiminisitra

Voamariky ny mpanara-baovao ny tsy nanotronan'ny Praiminisitra lehiben'ny governemanta Solonandrasana Mahafaly Olivier ny lanonam-pitokanana ny trano vaovao ho fiasan'ny ministeran'ny indostria sy ny sehatra tsy miankina teo Anosy Antananarivo androany, lanonana notarihin'ny filohan'ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina, natrehin'ny filohan'ny andrimpanjakana toy ny filohan'ny CFM, Maka Alphone sy minisitra vitsivitsy.

"Tsy misy antony manokana fa fandaminana anatiny fotsiny ihany", hoy ny Talen'ny seraseran'ny Primatiora Ranaivoarisoa Fifaliana. Tao amin'ny TVM, izay tsy lavitra eo, nanao fandraisam-peo fandaharana izy, hoy indray ny loharanom-baovao hafa.

Publié dans Politique
jeudi, 18 janvier 2018 20:20

Foot-CHAN

L'arbitre malagasy Hamada officie le match opposant la Côte d'Ivoire à la Zambie.

 

Publié dans Fil info

Brickaville est un des districts fortement dévastés par AVA, le premier cyclone qui a touché à Grande Ile le 5 janvier dernier. AVA y a fait au moins trois personnes décédées, des milliers de sinistrés et de personnes déplacées, sans parler les milliers d'hectares d’agriculture et de récoltes dévastés.

Le Chef de l’Etat se rendra dans cette localité demain vendredi 19 janvier pour venir en aide et réconforter la population affaiblie et désemparée.

 

Publié dans Fil info

Omaly alarobia hariva no nitranga ity loza ity. Nanamboatra ireo tariby tapaka tamin’ny rivodoza AVA ny Jirama tamin’io ary nampilaza ny mponina mba samy hamono ny kaontera.

Nisy tokantrano iray tsy nanaraka io toromarika io anefa ka rehefa vita ny fanamboarana ka niverina ny herinaratra dia niteraka fipoahana avy hatrany niafara tamin’izao fahamaizan-trano maromaro izao.

Tsy nisy ny aina nafoy.

Publié dans Tselatra

Ny harivan’ny talata teo no hitan’ny mpandalo nihantona teny ambony andrin-jiro ity tovolahy ity. Nihevitra ny olona fa mpangalatra tariby izy io ka nampilaza tamin’ny JIRAMA.

Tonga tokoa ny mpiasan’ity farany nijery ny zava-misy sady nampidina an’ilay tovolahy nihantona teny ambony, lanin’ny herinaratra. Nifamonjena nentina namonjy hopitaly ilay tovolahy saingy teny an-dalana dia tsy tana ny ainy.

 

Publié dans Tselatra

Araka ny fampitam-baovao ao amin’ny takela fesibokin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena dia nahitana trangana pesta tao amin'ny sekoly tsy miankina iray ao anatin'ny CISCO Ankazobe omaly 17 janoary 2018. Mpiasa ao amin'ny sekoly io voan'ny pesta io ka pesta atody tarimo no nahazo azy.

Nandray fepetra avy hatrany nampiato vonjimaika ny fampianarana ao amin'io sekoly io sy namendraka fanafody ireo tompon'andraikitry ny fanabeazana isan'ambaratongany ka amin'ny alatsinainy no miverina amin'ny laoniny ny fampianarana.

 

Publié dans Tselatra

Les compagnies aériennes dont Turkish Airlines ont annulé leurs vols en provenance et à destination de Maurice et La Réunion à cause du cyclone tropical Berguitta.

 

Publié dans Fil info

L’ancienne sociétaire de Sabotsy Namehana évolue dans le club français de l’AS Pierrots Vauban de Strasbourg. Elle est la première joueuse malagasy à signer chez les pros.

Sophie a signé son contrat le 8 novembre 2017. Elle devrait obtenir son visa pour la France ce mois de janvier 2018.

 

Publié dans Sport
jeudi, 18 janvier 2018 13:04

HVM contre la France

Le désarroi du Hery Vaovao ho an‘i Madagasikara (HVM) est total après le scandale Houcine Arfa. Ils semblent que les médias français déroulent le tapis rouge pour une personne évadée de prison. Un évadé d'une prison française ou d’un pays occidental (Allemagne, Etats-Unis,…) aurait-il bénéficié d'une telle faveur ? Dans quel but cette connivence, cet acharnement médiatique sachant que le personnage ne peut être extradé vers Madagascar?

Publié dans A la Une

Tany amin'ny Kaominina Mangidy, Distrikan’Ikalamavony no niseho ny fanafihana nataon'ny dahalo ny 22 desambra lasa teo. Niisa 24 izy ireo ka ny iray lavon'ny Zandary sy ny Fokonolona.

Telo herinandro aty aoriana vao hita ny basin'io dahalo io ary velampandrika tao Ambalamidera no nazahoana azy. Tovolahy 18 taona no nahatrarana io basy kalach io farany. Nosamborin'ny Zandary tao an-toerana izy ka nampiakarina eto Fianarantsoa mba hatolotra ny Fitsarana.

Tsy niaiky ho tompon'ny basy ilay tovolahy ary tsy nanome anarana ihany koa. Tsy nisy bala niaraka tamin'izany basy izany.

Mbola eo am-pikarohana ny dahalo sy ireo nahavanon-dratsy nandritra io fanafihana io ny Zandary any an-toerana amin’izao fotoana izao. Ito no vokatra faharoa hatramin'ny fiadohan'ny taona 2018.

 

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2