Filtrer les éléments par date : vendredi, 12 janvier 2018

La Journée des Officiers 2018 a été célébrée ce 12 janvier. Au Palais d’Etat d’Iavoloha, elle a débuté par un rassemblement, avec la participation du Président de la République, également Chef Suprême des Forces Armées.

La levée de drapeau fut suivie de l’hymne nationale puis par celui de l’Académie Militaire. L’officier supérieur adjoint à la Garde Présidentielle, le Lieutenant-colonel Andriamahefa Hajanaivo Olivier, a remis la "traditionnelle oie" au Président, et a réitéré par la même occasion la volonté de tous ses frères d’armes d’œuvrer toujours davantage pour la Patrie et le développement.

Publié dans Sociale

Isan’ny nipoiran’ny fankalazana ny Andron’ny Manamboninahitra ny Sekoly ambon’ny Tafika na ny Akademia Miaramila Antsirabe, satria tao no nipoiran’ity hetsika ity voalohany tamin’ny 1967.

Tamin’ity taona ity, dia nanamarika izany indray izy ireo ka nisy ny hetsika nanamarihana izany toy ny diabe, narahina fitafy isam-paritra nataon’ireo mpianatra ho Manamboninhaitra rehetra. Teo ihany koa ny fampiakarana ny fanevan’ny sekoly ka ny mpianatra zandriny indrindra no nitarika izany ary nitohy tamin’ny fanolorana gisa “oie traditionnelle”, izay isan’ny fomba tranainy fanaon’ny Manamboninahitra.

Publié dans Sociale

Ny Rezimanta voalohany Farintany Miaramila faharoa no mikarakaraka ny hetsika tamin'ity taona 2018 ity. Mankalaza ny faha-51 taona nisiany ny Académie Militaire ao anatin'izany.

Toy ny mahazatra sy fomba fanao dia ny zandriny indrindra no mitazona ny fibaikoana mandritra ity andro ity ka ny Lieutenant Zitason S.Verdoyant avy ao amin'ny andiany faha-36 no mandray izany.

Voahaja ny fanolorana ny "oie traditionnelle" ho an'ireo be galona indrindra eo amin'ny fiadidiany aty an-toerana.

Mitohy amin'ny fanatanterahana ny fanatanjahantena sy ny fiaraha-misakafo araham-bady izany hetsika fanamarihana izany.

 

Publié dans Sociale

Toy ny isan-taona, dia nankalaza ny 12 janoary izay Andron’ny Mananamboninahitra ny teto Mahajanga ary tsy voasakan'ny andro ratsy sy ny ora-mikija izany.

Nosantarina tamin'ny lanonana ara-miaramila izany, ka nanomezam-boninahitra ireo Zoky miaramila. Araka ny fomba, notolorana gisa na "Oie traditionnelle" ireo lehiben'ny Manamboninahitra eto Mahajanga. Ny Kaomandin'ny Faritany miaramila fahaefatra, lefitra voalohany Kolonely Ravoavy sy ny Komandin'ny Zandarimariam-pirenena faritany Mahajanga Kolonely Behivoka Fiederch.

Publié dans Vaovao

Rehefa nisy ny sahotakotaka maro teo amin'ny raharaham-pirenena, dia nakisaka ho PCA n'ny Air Mad i Henry Rabary Njaka, talen'ny kabinetran'ny Filoha, ary tsy nisy nitana nandritra ny 10 volana izany toerana izany, napetraka vonjy maika teo i Herisoa Razafindrakoto, tanakavanan'ny vadin'ny Filoha, no mpikarakara ireo zanany, no sady PCA Fanalamanga, sy ao amin'ny Port Toamasina ary mpanolotsainan'ny Filoha.

Amin'izao dia notendrena i Eric Randrasana ho Talen'ny Kabinetra sivily ao amin'ny prezidensa, izy moa dia mpikambana ao ami'ny filankevim-pitantanan'ny Jirama ary mpahay toe-karena, nivoaka tao amin'ny INSCAE, izay sekoly ihany koa nahampampianatra ny Filoha tamin'izany.

 

Publié dans Tselatra

Nampiantso Mpanao gazety teny amin'ny Kakal ireo mpitantana ny oniversiten'i Mahajanga, omaly alakamisy hariva, nitondra fanazavana mahakasika ny resaka Codis na ny filankevitry ny fitsipi-pifehezana izay ezahin'ireo mpianatra vitsivitsy voakasika voizina hanakorontanana sy hanakanana ny fampianarana tsy hitohy.

Nohazavain'izy ireo ny fomba nandrindrana ny asa rehetra natao hatramin'ny namoahana ny valiny dia ny sazy azon'ireo mpianatra tsirairay. Natao nanoloana ny vadintany avokoa ny asa rehetra nanomboka tamin'ny fisafidianana ireo izay ho mpikambana handrafitra ny filankevitra hatrany amin'ny fandefasana taratasy fiantsoana sy ny namoahana ny vokatra.

Araka ny fehezan-dalana dia tsy maintsy ao anaty filankevitra ny lehiben'ny sampam-pampianarana nahitana mpianatra voakasiky ny Codis, miampy mpampianatra iray avy ao. Manampy azy ireo ny solontenan'ireo sampandraharaha toy ny mpiandraikitra ny trano ary mpianatra miisa valo izay natao antsapaka.

Publié dans Vaovao
vendredi, 12 janvier 2018 07:41

Une gestion de pacotille

En simplifiant notre démonstration, le budget général de l'Etat s'élève à 7000 milliards de MGA (Ariary) pour l'année 2018, ce qui revient à 20 milliards de MGA par jour.

En instituant cette « Journée Nationale d’Assainissement » (JNA) contre la peste, l’administration Rajaonarimampianina claque en une journée ces 20 milliards de MGA alors que le décret officiel déclarant la fin de l’épidémie a été issu 1 mois auparavant.

Ce n'est pas le fait de mobiliser toute la Nation afin de préserver la propreté qui est mal en soi. Tout le monde se souvient que sous la Colonisation et poursuivie durant la Première République, chaque foyer se doit de participer à des engagements civiques tous les mois. Chaque habitation a été contrôlée si c'était propre : intérieur comme extérieur (la cour). Autour du 26 juin ceux qui n'avaient pas les moyens, doivent se procurer de la peinture à la commune pour peindre leur maison avant la fête nationale.

Les industriels, comme les commerçants, ainsi que les prestataires de service, peuvent planifier leurs commandes, comme leurs livraisons, et éventuellement leurs pénalités de retard. Mais notre administration ne prévoyant rien, n’achète qu’à la dernière minute les ponts Bailey et autres matériels comme les râteaux et autres pelles avec des brouettes, se permet de décréter à tout va une journée travaillée en une journée chômée et payée par les privés et les contribuables.

Publié dans Editorial
Page 2 sur 2