Filtrer les éléments par date : mercredi, 10 janvier 2018

Nanao tatitry ny fampandriana fahalemana nataony nandritra ny taona 2017 ny miaramilan’ny RM4 Mahajanga.

Omby miisa 1607 no very ka ny 1122 tamin’ireo no tafaverina tamin’ny tompony. Dahalo miisa 50 no voasambotra ary 31 maty lavo nandritra ny fifanjevoana.

Basy miisa 18 no azo teny an-tanan’ireo dahalo sy sarona nandritra ny fisavana ka ny 5 amin’ireo basy vita gasy, ny 12 calibre 12 ary ny 2 PA.

Publié dans Vaovao

Le Directeur Général de l'OMS en visite officielle à Madagascar:

Focus sur le partenariat stratégique pour la Couverture Sanitaire Universelle
Et la Lutte contre la Peste

Palais d'État d'Iavoloha ce lundi 8 janvier 2018 le Directeur Général de l'Organisation Mondiale de la Santé (OMS), le Dr Tedros Adhanom Ghebreyesus, effectue sa première visite à Madagascar depuis son élection à la tête de cette Agence des Nations Unies, en mai 2017.
Dans la matinée de ce 8 janvier, il a été reçu par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, au Palais d'État d'Iavoloha. La visite du Directeur Général de l’OMS est focalisée sur deux grands thèmes : le partenariat stratégique sur l'engagement de Madagascar dans la Couverture Sanitaire Universelle, et l'évaluation de l’après épidémie
de peste, déclarée contrôlée en novembre dernier.

Publié dans Sociale

La Population de Diego est excédée par le service de la Jirama. Le nord paye le plus cher, l'eau et l'électricité dans le pays, presque le double de celui de Tana.

Mais avec un service qui laisse à désirer.

Les consommateurs qui payent leurs factures ne veulent plus entendre des excuses techniques et financiers de la Jirama, ils ont juste besoin de l'eau potable et de l'électricité qui marche. POINT.

 

Publié dans Fil info

NY FILOHAM-­‐PIRENENA,

Araka ny Lalàmpanorenana,

Araka ny tatitra nataon’ ny Mpitahiry ny Kasem-­‐panjakana, Minisitry ny Fitsarana,
Dia mamoaka izao didim-­‐panjakana izao:

Publié dans Vaovao

LE PRÉSIDENT DE LA RÉPUBLIQUE,

Vu la Constitution ;
Sur rapport du Garde des Sceaux, Ministre de la Justice ;

DÉCRÈTE :

Publié dans Politique

Reniranon'i Manapatrana ao Farafangana: 2.14m ny haavon’ i Manapatrana eo amin’ny mari-drefin’i Manambotra. Nidina 0.36m ny rano tao anatin’ny 24 ora ary mbola hidina mandritry ny 24 ora manaraka. 3 m ny refy fanairana milaza loza manambana. Tsy tratra ny fetra amin’ny loza manambana (loko manga).

Miotra ny 8m ny haavon’i Manapatrana eo amin’ny mari-drefin’i Mahafasa. Nidina ny rano tao anatin’ny 24 ora ary mbola hidina mandritry ny 24 ora manaraka. 4,5m ny refy fanairana milaza loza manambana (loko mena).

Publié dans Tselatra

Omaly talata 09 janoary, dia tratra teto Morondava ny sambo nitondra sokatra 500, avy any Maintirano nandalo taty Morondava ary hiverina hiakatra any Mahajanga.

Tonga dia nogiazin'ny polisy ilay mpanamory ilay sambo, ary novonjena ny ain'ireto sokatra ireto. 292 no velona, fa maty kosa ny ambiny satria tanaty gony nifanaingitaingina tao.

Atao famotorana izao ilay mpanamory ahafantarana izay tena atidoha sy mpiray tsikombakomba amin'izao trafika izao.

 

Publié dans A la Une

Omaly talata 09 janoary, dia tratra teto Morondava ny sambo nitondra sokatra 500, avy any Maintirano nandalo taty Morondava ary hiverina hiakatra any Mahajanga.

Tonga dia nogiazin'ny polisy ilay mpanamory ilay sambo, ary novonjena ny ain'ireto sokatra ireto. 292 no velona, fa maty kosa ny ambiny satria tanaty gony nifanaingitaingina tao.

Atao famotorana izao ilay mpanamory ahafantarana izay tena atidoha sy mpiray tsikombakomba amin'izao trafika izao.

 

Publié dans Tselatra

Hitan'ny fokonolona ny alatsinainy 08 janoary ihany ny vatana mangatsiakan'ilay mpanamory lakana hazo rendrika tanaty rano.

Lakana hazo no nifanena tamin'ny lakam-by mandeha motera ny alahady 07 janoary, tsy natohitra an'ilay onjan'ny lakam-by ilay lakana hazo ka nivadika. Teo amin'ny renirano Ankadimbazaha Anjanazana no niseho ny loza. Nifandrombonana nitady ilay mpanamory lakana hazo fa tsy hita ny andron'iny, raha tsy io alatsinainy io.

Tsy nijanona ilay lankamby niavian'ny loza, ary mbola mitady sy miezaka mamantatra azy ny fokonolona.

Ny fanao aty manko, rehefa mifanena amin'ny lakana hazo ny lakamby misy motera dia mampihena ny hafainganam-pandehany, na manalavitra ireo lakana hazo, fa ity farany ity dia nanohy nirimorimo hatrany ka izao nahafaty olona izao.

 

Publié dans Tselatra

le Maire de la capitale du Boina Mokhtar Andriantomanga et son équipe au sein de la commune de Mahajanga sont déjà actif sur le terrain et commencent le nettoyage devant GASTRO PIZZA au bord de la mer.

Tous les employés de la Commune sont mobilisés pour que la ville soit propre, pas seulement contre la peste mais aussi mettre de l'ordre après la intempérie de AVA.

 

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 3