Filtrer les éléments par date : mercredi, 10 janvier 2018

«Un lieu de travail propre à tout moment promet une santé florissante pour les travailleurs », tel a été le « leitmotiv » de cette Journée nationale d’assainissement à Tsimbazaza. L’Assemblée Nationale, a activement assainit son environnement.

Jean Max Rakotomamonjy ainsi que les deux vice-présidents Rémi dit Jao Jean et Helson Brisson Erafa, ont donné le ton en nettoyant le devant du Palais de Tsimbazaza.

Tous les agents de l’Assemblée Nationale conduits par son Secrétaire Général, Ratsimba Andrianaivo Mamy et par le Président du FIAP, Fianara Benjamin se sont donnés la main pour cette noble tâche.

 

Publié dans Fil info

Notanterahana androany 10 janoary ny androm-pirenena amin'ny fanadiovana faobe izay natokana iraisan'ny eto Madagasikara, hiadiana amin'ny pesta, ka andro izay tsy hiasana nefa handraisan-karama.

Maro ireo toeram-piasana no nanadio ny faritra misy azy, na ny anatiny na ivelany.

 

Publié dans Sociale
mercredi, 10 janvier 2018 18:18

Météo: Hanoram-baratra ny faritra maro

Hanoram-baratra manerana ny Nosy hafa tsy ny any ampahatelony atsimon’ny Nosy

(Source Météo Madagasikara - Photo Satellite 10 janvier 2018 à 15h45)

 

Publié dans Tselatra

Des pluies orageuses partout sauf dans le tiers Sud de l'ïle

(Source Météo Madagasikara - Photo Satellite 10 janvier 2018 à 15h45)

 

Publié dans Fil info
mercredi, 10 janvier 2018 16:20

Maroantsetra: Manadio tanàna ny mponina

Manaraka ny fandaminana amin'ny fanadiovana ny tanàna hiadiana amin'ny pesta ny mponina aty Maroantsetra, indrindra fa ny sekoly tsy miankina sy ny sekolim-panjakana.

 

Publié dans Tselatra

Mitovy amin'ny fiainana andavan'andro ihany aty Miandrivazo, ny ady amin'ny asan-dahalo sy ny mpaka ankeriny no mahamay ny olona aty, fa tsy resaka pesta izany.

 

Publié dans Tselatra

Nifanenjika tamin'ny lacrymogène tany anaty ala-manga ny mpianatry ny oniversiten'i Mahajanga avy amin'ny BDEUM sy ny mpitandro ny filaminana ny maraina teo.

Publié dans A la Une

Sans énergie, pas d'industrie lourde, pas de production, pas d'emploi, pas de développement.

Une politique énergétique pour couvrir les zones industrielles et zones d'habitations sont parmi les priorités.

Appui aux industriels, tant dans sa création, fiscalité très basse, allègement des procédures, aide à l'emploi et à l'investissement, formation, recherche et innovation, aide à la recherche de marché. Lutte contre les raquettes de l'administration et corruption.

Tous les outils et machines de productions seront détaxés.

Il y aura un fond d'investissement que tout le monde peut y participer avec rémunération. Après une formation professionnelle, un jeune serait financé à un taux très bas, pour créer sa société et son industrie. Les universitaires et chercheurs seront associés pour promouvoir le Vita Malagasy. Un accompagnement du jeune est prévu.

Publié dans Editorial

Mpianatra telo no vosambotra teny amin’ny campus Ambondrona, dia ny filoha lefitry ny fikambanana BDEUM sy ny mpanolotsainan'ny fikambanana ary ny filohan’ny fikambanan’ireo mpianatra avy any Antsiranana ireto nosaborina ireto.

Mbola tohin’ny raharaha nitranga ny alatsinainy 08janoary ity raharaha ity, tsy faneken’ireo mpianatra avy amin’ny BDEUM hanomboka ny fampianarana no antony.

Publié dans Tselatra
mercredi, 10 janvier 2018 14:26

ACMIL Antsirabe: Lanonana ara-miaramila

Mpianatra ho manamboninahitra niisa 75 mianadahy no naseho ambany faneva ny alarobia 10 janoary 2018, tao amin'ny Akademia Antsirabe ka ny andiany mivantana faha-41 izay niisa 65, ary ny andiany manokana faha-24 niisa 10 mianadahy.

Ny jeneraly Ramasy Razafindratovo Heritiana no nitarika ny lanonana. natrehin'ny minisitry ny fiarovana, ny Jeneraly Rasolofonirina Beni Xavier.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 3