Filtrer les éléments par date : mercredi, 27 septembre 2017

Roso amin’ny fitokonana lavareny ny sendikan’ny mpitsara malagasy (SMM) sy ry zareo Mpiraki-draharaha ihany koa manomboka androany alarobia 27 septambra 2017.

Mikatona ny Lapam-pitsarana, saika manerana ny Nosy.
Betsaka amin’ireo manan-draharaha eny amin’ny Fitsarana no tsy nahalala ity fitokonana ity ka sahirana ary misy ny sorena fa niverim-potsiny.

 

Publié dans Tselatra

Deux des onze bandits notoires qui se sont évadés de la Maison d’Arrêt d’Ambatondrazaka dimanche dernier sont capturés dans la commune rurale d’Andilanatoby.

Les détenus se sont enfuis la nuit du samedi à dimanche 24 septembre 2017 à travers un trou qu'ils ont creusé à l’aide des cuillères sur le mur de la cellule n°3 de la prison.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 27 septembre 2017 17:08

Manakara: Grève

Grève des magistrats et greffiers suivie à 100%

 

Publié dans Fil info
mercredi, 27 septembre 2017 16:59

Presse: Le journaliste Fernand Cello est libre

Le journaliste de la radio privée Jupiter d’Ilakaka est sorti de la prison d’Ihosy mardi 26 septembre vers 17h, là où il était incarcéré depuis le 8 mai 2017.

Rappelons que Cello est arrêté sur son lit d’hôpital à Anosizato le 6 mai 2017, puis amené directement à Ihosy.

Cello a été condamné mardi 26 septembre par le Tribunal correctionnel d’Ihosy à deux ans de prison avec sursis.

Le journaliste d’investigation a été reconnu coupable de «faux et usage de faux» et de «vol de chèque». Il doit rembourser 4 millions d'Ariary au plaignant, propriétaire-gérant d'une société d'électricité à Ilakaka.

 

Publié dans Politique
mercredi, 27 septembre 2017 16:26

Sambava: Zay manome ra, mamonjy aina

Nanatanteraka io ny avy amin’ny Polisim-pirenena androany 27 septambra ka nanome rà maimaimpoana ho an’ny CHRR Besopaka.

“Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-56 taona ny Polisim-pirenena eto Madagasikara ity hetsika ity”, hoy ny Kaomisera Tsara Nestor.

Mbola miteraka olana lehibe eto amintsika ny fanomezana rà ity, hoy ny Médecin Chef CHRR Besopaka Dr Nourdine noho ny tsy fananantsika ny “Banque de sang”, fa izay rà omen’ny tsara sitrapo anio dia herinandro monja no azo itehirizina azy, koa eto dia mitodika amin’ny mpitondra mba hijery io olana io satria efa “Centre de référence” ato amin ny SAVA ity tobi-pahasalamana ity ary mandray fandidiana isan’andro izay tena mila izany rà izany tokoa.

Tsy olona kizitina na tsy te halala fiara-monina araka ny hevi-diso izahay Polisy, hoy ireto farany fa olona tahaka ny rehetra mamonjy ain’olombelona ihany koa, izao no porofo azo tsapain-tanana.

 

Publié dans Sociale

Ramatoa iray no lasibatra tamin'ny fisokiana ka vola mitentina 2.800.000 Ariary no lasan'ireo mpisoloky. Nilaza ireo mpisoloky fa isan'ireo nahazo ilay fisarihana amin'ny orinasa iray ilay ramatoa ka fiara Sprinter no azony.

Nametraka fitoriana eny amin'ny Zandary ity ramatoa ity.

Publié dans Tselatra
mercredi, 27 septembre 2017 16:18

Peste: Un nouveau décès à Toamasina

La patiente, une sexagénaire, est originaire d'Ampasina Maningory, Région Analanjirofo. Elle habitait dans le quartier La Poudrette Ambolomadinika à Toamasina. Ell est décédée hier mardi 26 septembre à l’hôpital "Manarapenitra" Morafeno.

Sa famille a voulu récupérer le corps mais s'est vu refuser par les autorités sanitaires vu son cas. Il a fallu l'intervention de l'Emmo-Reg pour arranger les choses et sécuriser l'hôpital. Le corps a été enterré ce matin vers 11h par les autorités sanitaires.

 

Publié dans Fil info

Le ministère de la santé convie les professionnels des médias, des journalistes, des blogueurs et facebookers à prendre part à une réunion d’échange technique autour de la peste, qui se déroulera jeudi 28 septembre à partir de 10h à l’hôtel Colbert Antaninarenina.

 

Publié dans Fil info

Vokatry ny fiaraha-miasan’ny fikambanana mpanao asa soa Rotary club du Lac Alaotra sy ny Soroptimist Ambatondrazaka ary ny Fitsarana ambaratonga voalohany Ambatondrazaka dia nisy fananatontosana fitsarana mitety vohitra ho fanomezana kopia nahaterahana ireo tsy mbola manana izany tany amin’ny Kaominina Amparihitsokatra.

Mbola betsaka ireo olona tsy manana kopia nahaterahana ao amin’ity Kaominina ity saingy 300 mianadahy no vita tamin’ny sabotsy teo, ka nizarana kopia. 30 taona no zokiny indrindra ary enim-bolana no zandriny indrindra tamin’ireo.

 

Publié dans Sociale

L'appareil judiciaire paralysé.

 

Publié dans A la Une
Page 1 sur 2