Filtrer les éléments par date : samedi, 23 septembre 2017
samedi, 23 septembre 2017 21:36

Mexique: Réplique sismique de magnitude 6.1

Vers 12h53 GMT, un nouveau séisme a secoué l'Etat d'Oaxaca, au sud du pays, les alarmes de prévention ont bien fonctionné, et malgré la secousse, il n'y a pas trop de dégât, contrairement au séisme il y a 4 jours qui a fait 300 morts.

Mexique, a déja été frappé par un seisme de magnitude de 8.2 le 07 septembre dernier, il a fait une centaine de morts.

 

Publié dans Internationale

Les américains commencent leur maneuvre pour motrer leur dent à la Corée du Nord.

Des avions de chasse et des bombardiers survolaient la frontière de la Corée du Nord en début de semaine.

 

Publié dans Internationale

Mpiambina no nahatsikaritra ilay vehivavy tamin'ny alalan'ny "caméra de surveillance" naka chocolat, chips, ranomanitra ary paty tao amin'ity tranombarotra ity ary tsy nandalo teo amin'ny toerana fandoavam-bola izy rehefa azony ireo entana ireo, fa nikasa handeha avy hatrany.

Nilaza izy fa noana ka izay no antony nangalarany ireo entana ireo.

Natolotra ny Fitsarana androany ity vehivavy ity.

 

Publié dans Vaovao

Dimy lahy nirongo basy no nanafika androany sabotsy 23 septambra teo tokony ho tamin'ny 5 ora maraina. Lasa ny vola mitentina 10 tapitrisa Ariary miampy volamena 1 kilao.

Tsy teo ny mpiambina io karana io nandritra ny fanafihan'ireo jiolahy ny toera-ponenany.

Tsy nisy ny aina nahafoy.

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa