Filtrer les éléments par date : vendredi, 15 septembre 2017

Miasa manomboka androany zoma 15 septambra 2017 ireo biraon'ny Polisy anankiroa ato anatin'ny foibe Mahajanga tampon-tanàna. Napetraka tamin'ny fomba ofisialy teo imason'ireo mponina sy teo imason'ireo sefo Fokontany ny mpitandro ny filaminana fito ho an'ny Birao eny Mahavoky Avaratra sy ny Polisy miisa 8 ho an'ny eny Amparigidro vakim-paritra fahafiton'ny Fokontany Antanimalandy.

Ny Tale iraisam-paritry ny Polisim-pirenena eto Mahajanga, ny Commissaire divisionnaire Rakotomalala Fanomezantsoa no nametraka ireto ekipa ireto amin'ny birao iasan'izy ireo avy.

Anisan'ny faritra mena ireo Fokontany roa ireo ary somary mihataka ny tampon-tananan'i Mahajanga ka mampitaraina ireo mponina. Raha ny teny Amparigidro manokana dia tanin'olon-tsotra no natolony hananganana ny birao ho fanasoavana sy fanampiana ny mpiara-belona aminy.

Publié dans Vaovao
vendredi, 15 septembre 2017 22:09

CFM: Sept candidats à la présidence

Ils sont sept candidats jusque-là pour briguer le poste de Président du Conseil du Fampihavanana Malagasy (CFM). Mme Rasoamaniry, MAKA Alphonse, Pr MANGALAZA Eugène Régis, Général RABEMANANJARA Charles, Général RASOLONDRAIBE Jean Jacques, RABE Olivier Landry et Père ANDRIANJAVA Serge.

Des candidats au poste de vice-présidents se sont aussi manifestés. Il s’agit de RAZAKA Oliva et MAMPISANJY Michel pour Antananarivo. JEAN pour Antsiranana, Pasteur RANAIVOSON pour Fianarantsoa. BOANORO Victor Henri, RAZAFINDRAVOLA Jeanne Virginie, MOHAMADY Sakra, ZALIFA Bente Salim pour Mahajanga. RANDRIAMIFEHY née KHAN GALLISSAN pour Toamasina et LATIMER RANGERS RANDRIANASOLO Joseph pour Toliara.

Les 33 membres du CFM sont en réunion depuis hier, pour l’adoption du règlement intérieur, suivie de la constitution du bureau permanent.

 

Publié dans Politique

Fanafihana mpandraharaha tsy nisy nandaharana mihitsy fa avy hatrany dia tifitra vary raraka nandaniana bala tamin'ny basy mahery vaika no nitranga tany amin'ny 24km miala an'Ikalamavony omaly alakamisy 14 septambra.

Dimy lahy no nanafika fiarabe nitondra mpandraharaha mandanja vary amin'iny toerana iny ka naratra naiditra hopitaly ny ramatoa lasibatry ny fanafihana, miaraka amin'ny vadiny sy roa lahy hafa. Maty tsy tra-drano kosa ny zanany lahy kely 09 taona.

Ny telo tamin'ireo nanafika ireo dia samy nirongo basy ary tsy nisarotava. Niteny izy ireo fa iraka satria nisy mpanolotra.

Publié dans Sociale
vendredi, 15 septembre 2017 21:52

Fianarantsoa: Manatsara ny fomba fiasa ny K3F

Fanendrena sy fanetsahana goavana no tanterahana eo anivon'ny Komitin'ny Fahamarinana sy Fandriampahalemana ary Fiadanana (K3F). Nanome iraka vaovao ireo Pretra Katôlika nitarika izany ho fiatrehana taom-pikatrohana 2017- 2018 ny Arsevekan'i Fianarantsoa.

Nandray toeran'ny "Aumonerie Justice et Paix" ny Pretra diosezianina iray efa nitana izany andraikitra izany tamin'ny vanim-potoana mafampana teto amin'ny firenena. Nafindra eny amin'ny Petit Seminaire kosa ny Pretra nitondra io rafitra io izay nanangana ny fototry ny K3F tao anaty ny volana vitsivitsy.

Publié dans Politique

Ahemotra amin'ny fotoana mampety azy ny famoahana ireo anaran'ny tompon'andraiki-panjakana tsy nahefa ny fanambaram-panany eny anivon'ny Bianco Fianarantsoa. 

Tokony natao omaly 14 septambra ny fampahafantarana izany raha ny fiantsoana mpanao gazety. Tsy tontosa io fotoana io arak'izany.

Raha ny lalàna manankery dia misy fetrany ny fotoana hanatanterahana izany fanambaram-pananana izany eny amin'ity rafitra ity ho an'ireo olona voakasika mivantana. Ka hisy ny fanasaziana tandrify ny fandikana io lalàna io raha ny fampitam-baovao sy fanentanana nataon'ny Bianco eto an-toerana hatramin'izay.

Ho an'ny famoahana ny lisitr'ireo tsy nahavita adidy io dia mbola andrasana raha io fandaharam-potoana nahemotra io. Tsy voalaza mazava moa ny anton'izao fanemorana izao.

 

Publié dans Vaovao

Madagascar s'incline devant le Malawi sur un score de 3 à 6, après la lourde défaite devant le Zimbawe de 4 à 0 mercredi dernier.

 

 

Publié dans Sport
vendredi, 15 septembre 2017 13:35

Article 46: Panique en haut lieu

Rajao mianakavy (Rajaonarimampianina et consorts) sont en pleine panique à quelques mois des élections présidentielles de 2018, la cause ? L’article 46 dans son alinéa 2 qui déclare : « Le Président de la République en exercice qui se porte candidat aux élections présidentielles démissionne de son poste soixante jours avant la date du scrutin présidentiel. Dans ce cas, le Président du Sénat exerce les attributions présidentielles courantes jusqu'à l'investiture du nouveau Président. »

Cette disposition de la Constitution de la IVème République provoque des questionnements pour l’administration actuelle. Effectivement à l’alinéa 4 du même article il est stipulé : « Il est interdit à toute personnalité exerçant un mandat public ou accomplissant des fonctions au sein des institutions et candidat à l'élection présidentielle, d'user à des fins de propagande électorale, de moyens ou de prérogatives dont elle dispose du fait de ses fonctions. La violation qui en serait constatée par la Haute Cour constitutionnelle constitue une cause d'invalidation de la candidature. »

Publié dans Editorial
vendredi, 15 septembre 2017 13:33

Londres: Attentat dans le métro

Une explosion s'est produite ce matin vendredi 15 septembre dans la station de métro de Parsons Green, dans le sud-ouest de Londres, plusieurs blessés selon la Police de Londres qui qualifie l'acte de terrorisme.

 

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa