Filtrer les éléments par date : jeudi, 14 septembre 2017

Tafapetraka ara-dalana eto Madagasikara amin’izao ny rafitra misahana ny fampiavanam-pirenena na ny CFM.

Ity rafitra ity no hanarina ireo disadisa ara-politika, toe-karena, sosialynisy teto amin'ny firenena.

Nanao finianana ny alarobia 13 septambra 2017 teo anatrehan'ny Fitsarana ambony ireo mpikambana alohan'ny andraisan'izy ireo ny asany, izay lazaina fa mahaleo tena.

 

Publié dans Politique
Page 2 sur 2