Filtrer les éléments par date : vendredi, 01 septembre 2017

Cette année marque les 200 ans de l'arrivée de London Missionary Society à Madagascar. On célèbre également les 200 ans des relations diplomatiques entre nos deux pays. Relations qui ont officiellement débuté au temps du règne de Radama 1er qui avait invité le LMS à partager leurs savoirs et savoir-faire mais aussi leur foi.

Vers les années 1880, l'Angleterre entretenait un consulat à Toamasina. Aujourd'hui, Le Royaume Uni y détient toujours un consulat. Il possède aussi une Ambassade dans la Capitale, réouverte en 2012 et représentée par Timothy Spencer Smart, Ambassadeur du Royaume Uni à Madagascar.

Les 200 ans de relations diplomatiques avec le Gouvernement Britannique seront célébrés à Londres du 04 au 07 septembre 2017 en présence du Président de la République de Madagascar. Diverses manifestations économiques et culturelles enrichiront cette célébration.

 

Publié dans Internationale
vendredi, 01 septembre 2017 11:26

Asa tanana: Ireto no antsoina hoe BE ANGANDY

Mpivarotra angady, antsy, antsim-bilona, antsibe fikapana hena, angadin’omby sns.

Eny Isotry no misy ireto mpivarotra ireto ary eny no jifain’ireo tantsaha mila izany. Misy ny afaka maka maro ary misy ihany koa ny maka amin’ny antsinjarany, any amin’ny faritra Alatsinainy Bakaro any ireto mpivarotra ireto no manafatra ireto entana ireto.

Tsy nofaritan’ireo mpivarotra moa ny vidin’izy ireo fa dia milaza ireto farany fa dia mahavelona ny fivarotana ireto fitaovam-pamokarana ireto.

 

Publié dans Economie

C’est un poste comptable secondaire, rattaché à la Trésorerie Générale de Toliara. Cette représentation est le centre comptable principal de la Commune rurale de Beroroha avec deux attributions: Payer les dépenses des organismes publics en qualité de comptable mandataire (soldes, pensions, dépenses des services déconcentrés) et exécuter toutes opérations qui lui sont confiées par les lois et règlements, notamment la Gestion des opérations des Collectivités territoriales décentralisées.

Le nouveau bâtiment de la Perception Principale a été inauguré ce jeudi 31 août par le président de la République Hery Rajaonarimampianina et des élus locaux.

 

 

Publié dans Sociale

Un incendie s’est déclaré à Mahavoky-Anjanahary ce jeudi 31 Août à 20h. Le feu s’est rapidement propagé, détruisant 50 habitations en bois et 4 maisons en dur, avant d’être maîtrisé par les pompiers au bout d’une heure de lutte acharnée contre les flammes.

Les agents du ministère de la population étaient également déployés sur les lieux du sinistre dès que l’alerte ait été donnée. D’après les premières constatations, aucune perte de vie humaine, ni de blessé grave ne sont à déplorer mais les dégâts matériels sont importants.

Après avoir évalué l’ampleur du sinistre, les agents du ministère, en concertation avec les services de secours, le BNGRC, les autorités locales et les éléments de l’EMMO assurant la sécurité des biens et du quartier, ont pris les premières mesures d’urgence et d’accompagnement qui s’imposent.

Les quelques 387 sans-abris, toujours selon le bilan provisoire, passeront la nuit dans des salles de classe de l’EPP du quartier.

 

Publié dans Sociale

Natolotra an’i Roland RAPARIVO omaly hariva 31 aogositra, teny amin’ny AFT Andavamamba ny mariboninahitra Grand Officier de l’Ordre National.

I Roland RAPARIVO moa dia mpanao sary hosodoko izay hamarana ny fampirantiny amin’ity taona ity. 84 taona izy amin'izao fanomezam-boninahitra azy izao, izay natrehan'ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny minisitry ny raharaham-bahiny vaovao Henry Rabarinjaka, sy ireo minisitra maro namany ao amin'ny governemanta.

 

Publié dans Art et Culture
vendredi, 01 septembre 2017 10:13

Fianarantsoa: Nalaky fiasa ny mpamonjy voina

Nitrangàna haitrano tao amin'ny foibe-paritry ny fahasalamana omaly antoandro. Ny birao fitehirizana ny antontan-taratasy arsiva no niharan'izany.

Niantso ny Ben'ny Tanàna avy hatrany ny tompon'andraikitra ao an-toerana ka voavonjy haingana ny voina.

Tsy nisy olona naratra fa ny fahasimban'ny entana no tsikaritra. Fiara roa fampiasan'ny mpamonjy voina no tonga teny an-toerana namono afo. Milaza ireo nanatri-maso fa tonga tao anatin'ny telo minitra taorian'ny niantsoana azy ireo ny pompiers.

Marihina fa efa nandray fanofanana in-telo miantoana avy amin'ireo mpamonjy voina avy any Frantsa ny ekipa eto an-tanàna. Hita taratra izany amin'ny fomba fiasa na amin'ny famonoana afo na amin'ny asa hafa ihany koa toa ny fihotsahan'ny tany, ny faharavan'ny trano efa tonta.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 01 septembre 2017 08:56

Mahazoarivo: Dinika momba ny Fanisam-bahoaka

Notontosaina omaly 31 aogositra teny amin’ny lapan’ny Mahazoarivo ny fihaonana teo anivon’ny Primatiora sy ireo mpiaramiombon’antoka mahakasika ny fanisam-bahoaka sy ny statistika izay natrehan’ireo avy amin’ny ministera maromaro sy ny teo anivon’ny INSTAT, niarahana nandinika an-databatra boribory izay notarihin’ny Praiministra lehiben’ny govenemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa