Filtrer les éléments par date : dimanche, 06 août 2017

Mahatratra 12.000 Ariary ny litatry ny lasantsy, 15.000 Ariary ny litatry ny gazoala, izay tena betsaka mpampiasa, 20.000 Ariary ny kilaon'ny henomby, raha 700 Ariary ny kapoakan'ny vary, izany hoe manodidina ny 2.400 ariary ny kilao. Tsy hita firy ka mahatratra 600 Ariary ny singana tongolo, toy izany koa ny voatabia, ary tonga 12.000 Ariary ny gony na arina amin'ny lasakan-tsimenitra iray.

Izany dia vokatry ny haratsin'ny lalana, eo koa ny fidangan'ny vidin'ny lavanila izay mahatratra manodidina ny 170.000 Ariary ny kilaon'ny maitso ankehitriny.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 06 août 2017 22:21

Sahasinaka: Déraillement de train

Deux wagons de la ligne FCE (Fianarantsoa Côte-Est) en provenance de Manakara ont déraillé à l'entrée de Sahasinaka ce matin. Plus de peur que de mal, l'accident n'a pas fait de victimes.

La FCE dessert plusieurs communes enclavées de la région Vatovavy Fitovinany, mais la vétusté des infrastructures ferroviaires et les engins est loin de satisfaire les besoins de la population.

Publié dans Fil info

L’OMSI (Organisation Médico-Sociale Inter-Professionnelle) est certifié ISO 9001: 2015 après quatre années de mise en application de nouvelles organisations, pour se conformer aux normes AFNOR (Association Française de Normalisation), a fait savoir Dr Benesy Harison Sébastien directeur de l’OMSI et Ramanantsoa Brilland, président du comité d’Administration.

 

Publié dans Fil info

Tontosa teto Antsohihy androany alahady 06 aogositra ny lalao famaranana fiadiana ny tompondakan’ny ligin’i Soafia, sokajy zazavavy.

Klioba miisa fito no nandray anjara tamin'ny fifaninanana, nitsinjara ho vondrona roa ; tao amin’ny Vondrona A nahitana ny Bealanana 1, Mampikony, Antsohihy 2 ary Bealanana 3 ; tao amin’ny Vondrona B nisy ny ekipan’Antsohihy 1, Bealanana 2 ary Mandritsara.

Nanao lalao famaranana androany ny ekipan’i Mampikony sy Mandritsara. Samy tsy nisy nitoko ny ekipa roa tonta tamin’ny fotoana ara-dalàna. Nivoaka nandresy tamin’ny isa 2 noho 1 ry zareo Mampikony taorian’ny “tirs au but”.

Publié dans Sport

Olona fito no nalain’ny Polisy ambavany mikasika ilay vehivavy nisy namono, voatetitetika natao tao anaty gony, hita faty teo Vatofotsy-Antsirabe ny marainan’ny alahady 30 jolay 2017, fa lehilahy iray 35 taona, saikaizany taloha no tena ipetrahan’ny ahiahiny ho nahavanon-doza.

Mpivarokena ilay lehilahy io teo aloha. Efa nametraka taratasy mialoha ilay vehivavy milaza fa raha misy manjo azy sy ireo zanany mirahavavy, dia io lehilahy io no tazominy.

Mpisakaiza izy ireo saingy nisaraka noho ny herisetran’ilay lehilahy, mikasi-tanana ary efa nahavita nandoro ny tranon’ilay vehivavy mihitsy noho ny hasarotam-piaro tafahoatra.

Nisy fotoana hitany niaraka tamin'olon-kafa ilay vehivavy, na dia efa nisaraka aza izy ireo, ka dia niharan’ny herisetra niharo fanolanana ilay vehivavy vokatr’io.

Publié dans Tselatra
dimanche, 06 août 2017 18:06

TMH: Nankalaza ny herintaona niorenany

Vita omaly asabotsy 05 aogositra ny fankalazana ny herintaona niorenan'ny TMH sy ny fametrahana tamin'ny fomba ofisialy ny Sampana TMH Analamanga.

Miantso ny Filoha Andry Rajoelina hilatsaka ho fidiana amin'ny 2018 moa ireto Tanora Miandrandra ny Ho avy ireto.

Izany lanona fankalazana izany dia natrehan'ny Biraon'ny Mapar notarihan'ny Filoha Lefitra Augustin Andriamananoro sy ny Député Naivo Raholdina ary ireo mpikambana maro.

 

Publié dans Politique

Amantaonany maro no nagatahan'ny mponina ny anamboarana ny tetezana mampitohy an'ny Andolomikopaka sy ny tanàna Antsohery, Distrika Mitsinjo, Faritany Mahajanga. Misy voay io rano io ka mampijaly ireo mpianatra mamonjy sekoly aty Andolomikopaka.


Ireo tanora RNGM (Regroupement des Nouvelles Generations De Maroambitsy) SY PROANR (Pro Andry Nirina Rajoelina) miaraka no niaranisalahy tamin'ny Fokonolona nandritra ny fanamboarana tetezankazo tato Matsakabanja Mitsinjo.

 

Publié dans Sociale
dimanche, 06 août 2017 15:03

Corée du Nord: Sanction de l'ONU

Le Conseil de sécurité des Nations Unies (ONU) a adopté une résolution ce samedi 05 août 2017 contre Pyongyang. Certaines exportations nord-coréennes sont gelées, comme les charbons, le fer et le secteur pêche.

On estime une perte de 1 milliard de dollars en une année.

La pression internationale s'accentue contre la Corée du Nord pour l'obliger à se mettre sur la table de négociation pour son programme nucléaire.

Publié dans Internationale
B1 - Polyclinique
B2 - Toa