Filtrer les éléments par date : mercredi, 30 août 2017

Vonona ny Zandarimariam-pirenena hanadio ny ao anatiny ka tena hiaro ny vahoaka sy ny fananany. Mazava ny hafatra ho an'ireo Zandary isan'ambaratongany, dia ny fanatsarana ny fitondrantena, fiovan-toetsaina.

Hisy ny fidinana matetika hanarahana maso ny fomba fiasan'ireo Zandary sy fifampiresahana amin'ireo vahoaka mba tsy ho hery famoretana fotsiny ny Zandary.

Publié dans Sociale

Manoj Vaghjee, le Gouverneur de District 2017 - 2018 du District du Rotary 9220 pour l'Océan Indien, est en visite à Madagascar pour prendre acte de toutes les actions effectuées par les clubs rotariens dans le pays.

Le district dans lequel Madagascar se trouve actuellement, est un district qui comporte sept pays différents à savoir Maurice, La Réunion, Comores, Seychelles, Djibouti, Mayotte et Madagascar. Les responsables de ces pays se rencontrent au moins une fois par semaine, pour la réalisation d'actions humanitaires afin d’améliorer les conditions de vie des mères de famille et des enfants, la santé, l'éradication de la Poliomyélite, l'éducation, l'alphabétisation, etc.

Publié dans Sociale
mercredi, 30 août 2017 22:11

James Ratsimandresy: Roa taona izay ...

Notanterahina tao amin'ny trano fonenan'ny zanaka navelan'i James Ratsimandresy ny fahatsiarovana ny fahalasanany roa taona lasa izay. Fahatsiarovana maharitra sy nahafantarana azy no vetsovetsoin'ny rehetra tonga nanotrona ny fianakaviany ity alarobia 30 aogositra ity, fotoana nampatsiahivana ireo fomba fiasa sy fijery nahalalan'ny rehetra azy. Isan'izany ny manao hoe : "Vakio dia tadidio tsara"!

Tsy misy mahasolo ity mpanao gazety masiaka be ronono ity raha ny fitantaran'ireo niara-niasa taminy teto Fianarantsoa sy tao amin'ny FIanakaviana SAmbatra izay notantanany nandritra ny 15 taona.

Ireo anatranatra napetrany kosa no mijanona ho tamberina natao famerenan-desona hoan'ny mpanao gazety namana aty aoriana.

Hatreto dia tsy misy namdimby azy ireo zanany. Laza sy fahatsiarovana no mitoetra hoan'ny rehetra solontena nanome lanja izao fotoana fahatsiarovana izao.

 

Publié dans Art et Culture

Voasoroka tamin’ny ora farany ny sakoroka taty Ambohibary Sambaina, Distrika Antsirabe II androany alarobia 30 aogositra 2017.

Nahatratra jiolahy mpangalatra tao amin’ny Fokontany Ambohimandroso ny Zandary. Nanondro olona roa ho mpiray tsikombakomba taminy io jiolahy io rehefa natao famotorana. Nosamborin’ny Zandary ireo olona roa voatonona ireo.

Nanohitra izany ny Fokonolona ka nirohotra teny amin’ny biraon’ny Zandary teto Ambohibary io maraina io ary nitaky ny hamotsorana tsy misy fepetra ireo olona roa voan’ny tondromolotra ireo.

Publié dans Vaovao

Miato mandritra ny fotoan’ny fialantsasatra ny sehatra ifampidinihina izay fanaon'ny CENI miaraka amin'ireo mpiara-miombonantoka amin'ny fifidianana izay fanao isam-bolana.

Natao izany, hoy ny fanazavana, satria betsaka amin’ireo mpandray anjara no lasa misintaka ny renivohitra ka tsy ho afaka hanatrika ny fivoriana. Hiverina toy ny isam-bolana izany sehatra ifampidinihana izany amin'ny volana oktobra ho avy izao.

Publié dans Politique

L’incendie à Ambohimanambola touchant l’installation de la société turque AKSA Power n’affecte pas la fourniture en électricité de la Capitale, rassure le DG de la JIRAMA, Olivier Jaomiary.

Des coupures dans plusieurs quartiers pendant plusieurs heures ont été quand même constatées.

 

Publié dans Fil info

Une dame, épouse d'un médecin de l’hôpital, parmi les six faux-monnayeurs arrêtés à Moramanga bénéficie d’une liberté provisoire, les cinq autres croupissent en prison depuis lundi 28 août 2017.

Pour rappel, ils se procurent des faux-billets à Ambatolampy-Vakinankaratra, ils achètent un faux billet au prix de 1.500 à 5.000Ariary et un faux nouveau billet au prix de 2.500 à 10.000Ariary. Après ils achètent des objets pour revendre après, pour récupérer de vrais billets de banque.

Leur méfait a été découvert en allant acheter une recharge de crédit téléphonique avec des faux-billets, ce qui a conduit à l’arrestation des six faux-monnayeurs, composés deux femmes habitant à Moramanga et quatre hommes dont trois originaire d’Andasibe et le quatrième venant de la Capitale.

Publié dans Sociale

Mihaona eto Vangaindrano ireo tompon'andraikitra antanan-tohatry ny Zandarimariam-pirenena anatin'ny Faritra telo izay mifanilabodirindrina dia Anosy, Androy ary Atsimo Atsinanana. Mitarika izany aty ny Talen'ny kabinetran’ny Sekreteam-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena, ny avy ao amin'ny Komandin'ny Zandarimariam-pirenena.

Amin'izao fotoana izao ny fihaonana dia miaraka midinika amin'ireto tompon'andraikitra mahefa ato amin'ny faritra Atsimo Atsinanana, mba hamoaka ny paikady entina hamerenana ny fifampitokisana eo amin'ny Zandary sy ny Vahoaka. Ka hampahafantarina an'ireo solontenam-pokonolona sy vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana ary ireo sampandraharaha tekinika hanampariam-pahefana ato amin'ny faritra Atsimo Atsinanana.

 

Publié dans Vaovao
mercredi, 30 août 2017 16:17

Ambohimanambola: 02 morts

Les Turques ont eu le marché de construction de la Cuve, l'Entreprise Malagasy OTI est chargée, comme sous-traitant pour fabriquer la cuve.

L'explosion de la cuve a fait 2 morts actuellement d’après les dernières informations. Le feu a débuté à 10h24 et maîtrisé 03 heures après, grâce aux pompiers de la CUA et de l'ASECNA Ivato.

Plusieurs employés suivent encore des soins intensifs à l'hôpital HJRA Ampefiloha et au Polyclinique d'Ilafy.

 

Publié dans A la Une

Iray izao no fantatra fa maty tamin'ny fipoahana milina tao amin'ny orin'asa OTI na Ouvrages Travaux Industriels, enina maratra mafy eny amin'ny hopitaly, ny efatra eny amin'ny HJRA Ampefiloha, ary telo kosa dia eny amin'ny clinique Ilafy, izay ny iray tamin'ireo farany no maty.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2