Filtrer les éléments par date : samedi, 26 août 2017

Hira, kabary, kitantara, ireo ny sokajy nifaninanan'ny mpandray anjara miisa 198 tany am-boalohany. Hiatrika famaranana ny tolakandron'ny alahady 27 aogositra ny 18 amin'izy reo rehefa nandalo fifanintsanana sy manasa-dalana eo amin'ny fampitana hafatra momba ny tontolo iainana sy ny fiarovana izany.

Voasolotena ny faritra efatra ato amin'ny farintanin'i Fianarantsoa dia i Vatovavy Fitovinany, Atsimo Antsinanana, Ihorombe ary Matsiatra Ambony.

Tanjona ny fanentanana amin'ny resaka fananan-tany sy fampitsaharana ireo fomba am-panao mandripaka ny rako-javamaitso.

Publié dans Sociale
samedi, 26 août 2017 20:47

Toamasina: Bac 2017

33,06% pour le Bac général, 47,52% pour la Technique à Toamasina.

 

Publié dans Fil info

Ao anatin’ny fankalazana ny faha 70 taonan’ny Tolom-panafahana, ireo kaomity nasionaly dia mikarakara fifaninana Hira, sombin-tantara, ary Tantara foronina, izay nampahafantarina tetsy amin’ny ORTM Anosy ny alakamisy 24 aogositra teo, mahakasika manokana ny tolom-panafahana 1947.

Any amin’ny Marsa 2018 no fantarina ireo nahazo ny loka sy ny fizarana azy ireo.

 

Publié dans Art et Culture