Filtrer les éléments par date : vendredi, 25 août 2017

Remaniement du gouvernement Solonandrasana Mahafaly:
3 nouveaux ministres, changement de place pour 3 Ministres

Publié dans Fil info
vendredi, 25 août 2017 16:12

Gouvernement : Remaniement imminent

Les noms des remerciés et les nouveaux ministres seront connus dans les minutes qui suivent.
Publié dans Fil info
vendredi, 25 août 2017 12:57

Bac: Nivaly ny an'Antananarivo

Nivaly androany zoma 25 aogositra ny valim-panadinana Bakalorea teto Antananarivo, nibosesika tokoa ireo mpiadina hijery ny voka-panadinana. Toy ny mbola tany amin'ny tanjato lasa, nefa ny teknolojia sy ny interent efa misy. 

Lasa entam-barotra ny fampianarana ka ny mpikira telefonina sy ny fivarotan-gazety no misitraka sy mivarotra ny vokam-panadinana izay efa misy vola aloa ny mandray anjara aminy.

Manodidina ny 41% eo ny taham-pahafahana ny teto Antananarivo.

 

Publié dans Tselatra

Nanao fidinana tampoka teny Analakely ireo polisy misahana ny fikarohana ka olona telo no voasambotra tamin’izany, vehivavy iray mpitantana orin’asa misahana manokana momba ny finday, lehilahy iray, tompona kioska mpanampy azy.

Tratra tamin’izany ireo fitaovana maro fisolokiana noentin’ireto mpanao asa ratsy ireto nanao ny asany.
Isan'ny anenjehana azy ireo ny fisolokiana fanovana ireny IMEI amin'ny finday ireny, famafana code amin'ireny finday halatra sy tsy fantam-piaviana ireny, déblocage phone.

Natolotra ny fitsarana avy hatrany moa izy ireo miaraka amin’ireo fitaovana nogiazana.

Publié dans Vaovao