Filtrer les éléments par date : dimanche, 20 août 2017

Ny marainan'ny alahady 20 aogositra no nahitana ny vatana mangatsiakany teny amin'ny tafia botry quai Orange. Novonoina izy raha ny tombana, tsy fantatra anefa izay nahavanon-doza.

Efa tonga nanao fitsirihana ny razana ny BMH, taorian'izay dia nalain'ny havany.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 20 août 2017 13:33

Finoana: Fanamasinana Pretra sy Diakra

Pretra miisa 8 mirahalahy sy Diakra miisa 10 mirahalahy no nohamasinina nandritra ny lamesa lehibe notarihin'ny Arsevekan'Antananarivo Mgr Razanakolona Odon Marie Arsene teny amin'ny seminera zandriny Ambohipo-Antananarivo.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa