Filtrer les éléments par date : mercredi, 16 août 2017
mercredi, 16 août 2017 22:36

Sommet vady amanjanaka

Sommet no haleha ka vady aman-janaka no mameno fiaramanidina, vive la bonne gouvernance.
Publié dans Tselatra
mercredi, 16 août 2017 19:17

Grand Salon de M'Auto Occaz

Mpivarotra fiara sy Moto Occasion no nampirantiana tetsy amin‘ny Palais des sports Mahamamasina tamin'ny herin'andro lasa teo.

Miisa 30 no nampiranty teny an-toerana ary entana vao nafarana avokoa izy ireo.

Andiany voalohany izy ity ary ezahina ho atao isan-taona.

Publié dans Economie

Nitsidika ny École de tourisme Mahajanga ny minisitry ny fizahantany, Roland Ratsiraka ny 11 aogositra 2017. Nitafa mivantana tamin'ny mpianatra sy mpampianatra ao amin'io sekoly io ny tenany nandritra ny fandalovany, notronin'ny filohan'ny oniversiten'i Mahajanga, Rakotoarivony Andrianony Emmanuel sy ireo mpiara-miasa aminy.

Tsy mbola misy ny lalam-piofanana hôtellerie ao amin'ny Ecole de tourisme ka io no anisan'ny nangatahin'ireo mpianatra no hanokafana azy. Mbola ny lalam-piofanana ho mpitarika mpizahatany na Guide touristique bilingue, sy ny mpamorona orinasa mahakasika ny fizahantany ihany hatreto no ahafahan'ireo mpianatra misafidy. Nangatahan'izy ireo ihany koa ny hananganana ny Master professionnel MI sy MII.

Publié dans Vaovao

Trandrahana amin'ny velarantany 29,75 ha ny volobe eto an-toerana. Misandrahaka amin'ny Kaominina miisa 7 izany.

Mahatratra 11520 ny zanakazo volobe novolena miaraka amin'ny fanohananan'ny tetikasa miahy ny tantsaha sy mpandraharaha.

80% no taham-pahaveloman'ny zanakazo 7500 isa novolena tao amin'ny Fokontany Lavaina, Kaominina ambanivohitra Alakamisy Ambohimaha.

Efa nahitam-bokatra ny fanamboarana arina fandrehitra na saribao tao Ambatolahitelo.

Publié dans Sociale
B1 - Polyclinique
B2 - Toa