Filtrer les éléments par date : vendredi, 11 août 2017
samedi, 12 août 2017 02:49

Sobika: En deuil

Le Rédacteur en Chef de la Sobika, Andry Ratovo, vient de décéder à l'hôpital Befelatanana vers 2h du matin 12 août 2017, un grand hommage de la part de toute l'équipe de la Sobika pour ce grand plumier.

Une pensée particulière à sa famille.

Namoy havana, mpiara-miasa ny ato amin'ny Sobika, nodimandry izao alina 12 aogositra 2017 izao, ao Befelatanana, i Andry Ratovo, Tonian-dahatsoratra.

Miombon'alahelo tanteraka amin'ny fianakaviana.

Toute l'Equipe de la Sobika.

Publié dans A la Une

Ny alarobia sy sabotsy no miakatra ao amin'ny Tranobe ny fety, raha ny andro iray alohan'io ny fanapahana dia ny talata sy zoma.

Anisan'ny fety maresaka eto Vangaindrano ny didim-poitra satria mifanandrify amin'ny fiakaran'ny vokatra toy ny vary, kafe.

Heno matetika ihany koa ny Maromanga. Izy io dia fikambanana, ka rehefa misy mamora ny mpikambana dia tonga izy ireo mamangy mitondra vola farafahakeliny 100.000 Ar, ary ny olona iray dia mety mikambana amin'ny Maromanga maromaro.

Ohatr'izao amin'ny sary izao no ataon'izy ireo ka mitondra fanamafisam-peo na entina amin'ny bisikileta na loloavina. Samy mandefa ny hirany ka aderadera eny ny vola hatolotra.

Tombony lehibe io ho an'ny tompon'ny fety satria dia misy mahazo hatrany amin'ny roa tapitrisa Ariary. Noho izay dia efa tsy kely lalana ireo mpanao ratsy fa misy ireo mandroba an'ireo vola azon'ny tompon'ny fety.

 

 

Publié dans Sociale
B1 - Polyclinique
B2 - Toa