Filtrer les éléments par date : jeudi, 10 août 2017

Notanterahina teny amin’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena Betongolo Ampahibe ny fifanaovan-tsonia nifanarahana teo amin’ny BIANCO sy ny ministeran’ny asam-panjakana ary ny fiarovam-pirenena fa dia hangarahara tanteraka ny fifaninana hiditra ho mpiasam-panjakana.

Ho an’ireo officiers koa io fifanarahana io dia napetraka tanteraka ho eo anivon’ny BIANCO mba hangarahara tanteraka ny fifaninana amin’ity taona ity
Ny fifaninana moa dia hatao amin’ny volana septambra ho avy izao.

 

Publié dans Tselatra

Nampahafantarina an'ireo lehiben'ny vondrom-bahoakam-paritra hitsinjaram-pahefana sy ny sampandraharaha teknika aty amin'ny faritra Atsimo Atsinanana ny paikadim-pirenena vaovao hiadiana amin'ny kolikoly tamin'ity herinandro ity, tamin'ny alalan'ny atrikasa izay natao teto Vangaindrano ny alarobia sy tao Farafangana ny alakamisy 10 aogositra 2017.

Nodinihana tamin'izany ny fanatanterahana eny ifotony ny ady amin'ny kolikoly, ka afaka telo volana dia hivoaka ny drafitrasa hiadiana amin'ny kolikoly.

Fantatra ihany koa fa tsy maintsy hanao fanambaram-panana ireo Ben'ny Tanàna sy ireo lehiben'ny sampandraharaha rehetra aty amin'ny Faritra.

 

Publié dans Tselatra

Tsy kivy ny Députée Irmah Naharimamy, fa manoy ny diany sy ny asa soa efa fanaony, mitety ireo Kaominina 15 manodidina ny Mahanoro sy Marolambo.

Ratsy dia ratsy tokoa ny lalana ary lafo avokoa ireo entana, indrindra fa ireo ilaina andavan'andro satria tsy tongan'ny moto mihitsy aza ny sasany fa tsy maintsy tohizana dian-tongotra na fiaramanidina.

Maty an-dalana ny marary raha sanatria ka tsy maintsy entina tsaboina. Ny mpampianatra sy mpiasam-panjakana dia manao izay vitany, mandeha tongotra lavitra ary mamono andro miakatra maka ny karama raha tsy efa tara amam-bolana aza.

 

Publié dans Sociale

Un grand carnaval a marqué l’ouverture de la 1ère édition du festival « Samy Jao » qui se tient dans la capitale de Sofia du 10 au 13 août 2017.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 10 août 2017 13:58

Résurrections ?

Ces derniers jours il y a eu quelques « résurrections » sur la scène politique malagasy, des personnes qu’on a cru totalement sorties de notre vie quotidienne, voilà qu’ils annoncent leur retour !

Beaucoup pensent que faire de la politique est un jeu ressemblant de près ou de loin à du « poker ». On fait le mort pendant quelques temps et on resurgit soudainement en rappelant le bon souvenir du peuple. Quel souvenir ?

Certains ont tenu des responsabilités sans discontinuer dans ce pays pendant 19 ans, qu’est-ce qu’ils ont laissé comme héritage ? Un autre a gouverné Madagascar pendant 21 ans et fut deux fois renvoyé comme un malpropre mais n’arrive jamais à se retirer de la vie publique malgré la diminution assez significative de son champ visuel ! Il est vrai que ce dernier se tait actuellement mais cela ne signifie pas qu’il s’est totalement retiré de la politique, en privé il déclare encore qu’il est le « seul vrai homme d’Etat à Madagascar».

Un autre non content d’avoir eu du succès dans sa vie professionnelle, s’est aussi pris de vertige dans le monde politique et il a du mal à passer la main.

Publié dans Editorial

 

Vehivavy maherin'ny 8500 no tonga eto Mahajanga mamonjy ny kongresin'ny vehivavy MIFEM avy amin'ny Fiangonana Advantista manerana ny ranomasim-be indiana.

Fanompoam-pivavahana lehibe no nanokafana izany tamin'ny fomba ofisialy ny 9 aogositra 2017 teny amin'ny Complexe Sportif Ampisikina.

Nialohan'izay nisy ny diabe niainga teny amin'ny Fiangonana Advantista eny amin'ny bois sacré nihazo ny Complexe Sportif nandraisan'ireo vehivavy avy amin'ny faritra samihafa anjara sady nanehoan'izy ireo ny kolontsain'ny faritra nihaviany avy.

Publié dans Sociale
jeudi, 10 août 2017 13:43

Média

Rencontre hebdomadaire avec le ministre de la Communication et Porte-parole du Gouvernement.

 

Publié dans Fil info

Natomboka androany alakamisy 10 aogositra ny fihaonana sy fihainoana ireo kandida ho mpikambana ao amin'ny CFM, izay atao eny amin'ny Antenimieran-doholona Anosikely ka ny eto Analamanga, Itasy ary Vakinankaratra no hanomboka izany.

Ny alatsinainy 14 aogositra 2017 izao kosa no hifarana ny fihaonana amin'ireo Kandida rehetra manerana ny Nosy.

Marihina moa fa azon'ny rehetra hatrehana izany fihaonana izany fa tsy azo alaina sary manatrika fotsiny ireo kandida.

 

Publié dans Politique

Sa famille, le directeur de cette station radio privée, même ses collègues n’ont pas de nouvelles de lui depuis samedi 05 août 2017. Noel est parti, ce jour-là, avec un ordinateur portable et une moto de la station pour un reportage.

 

Publié dans Fil info

Rajaobelina Falihery est désormais le Secrétaire Général du Ministère des Finances et du Budget, il remplace Alexandre Randrianasolo limogé.

Au Trésor également, le Directeur Général Pierre Jean Feno est évincé de son poste, le désormais ex-payeur général Andriamanga Herivelo est nommé en conseil des ministres pour le remplacer.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa