Filtrer les éléments par date : jeudi, 06 juillet 2017

Raha tokony ho nanomboka androany alakamisy tamin’ny 2 ora tolakandro ny fitsarana ireo taratasim-panadinana BEPC dia nandà tsy hitsara izany ireo mpampianatra fa nitaky ny handoavana ny tambin’ny fitsarana (vacation) tamin’ny taon-dasa 2016 aloha.

Nambaran’izy ireo fa fanambaniana tsotra izao ny lafiny fampianarana no ataon’ny tomponandraikitra ka raha tsy mivaha izany dia tsy hitsara ireo laza adina izy ireo.

Tetsy ankilan'izay dia nilaza ny lehiben’ny DREN Vakinankaratra fa tsy mbola nivoaka io vola “vacation 2016” io fa niandry ny fankatoavan’ny Solombavambahoaka ny teti-bola nasiam-panitsiana farany teo iny.

Tsy mbola nahazo “vacation” ihany koa ny mpitsara sy mpiambina tamin'ny fanadinana CEPE 2015-2016 teto Vakinankaratra.

 

Publié dans Sociale

Ceci en application de l'article-23 de la Loi 2011-013 portant statut de l’opposition et des partis d’opposition, qui stipule que : “Il est institué, un débat démocratique entre le Chef de l’opposition officiel et le Premier ministre tous les troisièmes vendredi du mois de janvier et le premier vendredi du mois de juillet. En outre, un débat périodique est organisé entre le Chef de l’Opposition officiel et les membres du Gouvernement, et qui sera transmis sur les Chaines de média publiques”.

Dans sa lettre du 5 juillet 2017, adressée au Premier ministre Chef du Gouvernement, Hajo Andrianainarivelo a précisé qu’en tant que seul Parti de l’opposition déclarée officiellement auprès de l’Assemblée Nationale et le Ministère de l’Intérieur, le parti Malagasy Miara-Miainga, dont il est le président national, est disponible pour ce débat démocratique qui doit avoir lieu le vendredi 7 juillet 2017.

 

Publié dans Politique

Les exploitants chinois laissent des traces de leur passage à Soamahamanina. Ils comptent y revenir extraire l’or. La population de Soamahamanina, District de Miarinarivo, Région Itasy commence à grincer des dents !

Des investisseurs qui respectent la population et ses us et coutumes avec ses intérêts, oui, mais des pollueurs et des vols de richesses, non.

 

Publié dans Fil info

Tsy navelan’ny Fokonolona tao Ambodilalona, Kaominina Antsirabe Nord, Distrikan’i Vohémar raha tsy nametrahana marika ilay “Commissionnaire de vanille” izay namaky trano iray tao Ambodilalona omaly alarobia tokony ho tamin’ny 11 alina.

Nividy lavanila tao amin’ity tokantrano ity izy omaly atoandro ary rehefa alina ny andro dia niverenany ny lavanila sisa izay tsy voavidiny vola. Tsy vitan’izay fa mbola nalainy koa ny vola 2 tapitrisa Ariary.

Vao lasa kely izy dia niantso vonjy avy hatrany ny tompontrano ka raikitra ny savahao, ka tratra niafina tao anaty lobolobo ilay tovolahy ka niharan’ny fitsaram-bahoaka avy hatrany.

Ny tompontrano norobainy no niangavy ny Fokonolona mba tsy hanaperana ny ain’ilay “Commissionnaire de vanille” nivadika ho jiolahy.

Nentina tao amin’ny hopitaly tao an-toerana izy ka androany tamin’ny 10 ora maraina no tonga ny Zandary avy ao Ampanefena naka azy.

 

Publié dans Sociale

Le sulfureux Député Nicolas Randrianasolo a perçu, au total, 345 millions Ariary (un peu moins de 2 milliards fmg) de frais et indemnités divers pour ses sorties à l'étranger.

Le Député, élu dans la circonsription de Betroka, est effectivement remarqué par ses nombreuses sorties du territoire pour diverses missions, dont on ne sait rien du résutat.

Il est le Président de la commission Sécurité à l'Assemblée Nationale.

On a le droit de se poser la question des actions parlementaires et diverses lois qu'il a proposé pour éradiquer l’insécurité rurale et urbaine dans le pays. La maîtrise des fitsaram-bahoaka, et les dérives de Dina en tout genre. Même sa région, Betroka, est classée zone rouge vive.

Sans sous-estimer la personne, comme c'est un élu du peuple, mais un gendarme à 2 barrettes, comment peut-il se narguer prétendre donner ses instructions en matière de sécurité face à un général, sauf barricader l'entrée d'un stade pour une simple danse de Zumba d'un cow-boy (comprendre, mpiandry omby vavy be ronono)?

 

Publié dans Politique

Nitrangana lozam-pifamoivoizana vao maraina teto an-tananan’Antsirabe androany alakamisy 06 jolay. Fiara kely BMW iray netina zandary avy nisotro toaka tao amin’ny hotely iray misy toeram-pandihizana teo Ampihaviana no nirimorimo fandeha ka nifatratra tamin’ny fiara minibus Mazda iray mpitatitra olona, efa feno mpandeha nikasa ho any Ilakaka, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany maraina.

Olona roa no naratra tamin’izany, dia ny mpandeha teo amin’ny ilay havanana anoloan’ilay Mazda sy ny mpamily ilay fiara mpitatitra. Nambaran’ilay mpamilin’ilay Mazda fa saika hitsoaka tamin’ny fiarany ihany ilay zandary saingy nosakanan’ny olona ary nesorina teny aminy ny fanalahidin’ny fiara vao nijanona izy.

Avy eo dia norahonany indray ilay mpamily taksiborosy fa tsy mahalala azy hono fa mila amboarina ny fiarany fa tsy mila hiantsoana mpitandro filaminana izany.

Publié dans Vaovao

Tsy hisy fety ao Mahamasina ny sabotsy 8 jolay 2017. Hentitra ny Emmo-Reg nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataony tetsy Ankadilalana-Antananarivo io atoandro io nilaza fa ho feno miaramila ny tanàna ary hohidiana ny kianjaben’i Mahamasina, kasain’ny antoko Tiako I Madagasikara hankalazana ny faha-15 taona niorenany.

Manentana ny rehetra mba hitandrina ny Emmo-Reg, fa hisy fepetra horaisina ary henjehina izay migrevy.

Ho an’ny rahampitso indray izay hetsika ataon’ny eo anivon’ny MLE dia ho hita eo raha diabe ampahanginana tokoa no ataon’izy ireo, hoy ihany ny lehiben’ny Zandarimaria, raha toa moa ka ny mifanohitra ny amin’izany dia tsy maintsy ho ravaina ny hetsika.

 

Publié dans A la Une

Tantara mitohy, taorian’ny nanendahan’ny Emmo-Reg omaly hariva ireo fitaovan’ny antoko Tiako I Madagasika nipetraka teo amin’ny Kianja monisipaly Mahamasina, nomanina hankalazana ny faha-15 taonany, tokony hatao ny sabotsy 8 jolay 2017, dia voasakana tsy tafiditra ny vavahady ihany koa ireo mpiasan’ny Kaominina Antananarivo misahana ny fikojana ny kianja tokony hiditra maraina androany, fa nobahanan’ny miaramila ny vavahady.

 

 

Publié dans A la Une
jeudi, 06 juillet 2017 10:06

Mahamasina : 05 camions de l'Emmoreg

Les éléments de l'EMMOREG ont démantelé, hier soir mercredi 05 juillet, les installations du TIM prévues pour la célébration du 15eme anniversaire du parti de Marc Ravalomanana ce samedi 08 juillet 2017.

Publié dans Fil info
jeudi, 06 juillet 2017 09:31

Chaîne de corruption

Depuis quelques mois l’affaire Claudine Razaimamonjy occupe la une de l’actualité et occulte tout le reste comme si cette dame représente à elle seule la Corruption à Madagascar.

Mais comment a-t-elle pu en arriver là ? Qu’est-ce qu’on n’a pas entendu comme divagations la concernant : possession de talismans, sortilèges diverses… ! Comme si elle était la seule dans cette histoire de corruption.

En effet comment cette dame seule aurait pu commettre toutes ces démarches et arriver à s’accaparer les marchés publics sans qu’il y ait des complices à différents niveaux. C’est là que le bât blesse, personne ne s’intéresse à ceux qui l’ont aidé à atteindre ses objectifs.

Publié dans Politique
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa