Filtrer les éléments par date : mardi, 04 juillet 2017

Androany no andrasana farany ao amin'ny stade Soavita Toamasina, ny nofo mangatsiakan'i Dédé Fénérive.

Rahampitso alarobia 05 jolay no alevina etsy amin'ny cimétière Vazaha ity mpanakanto ity.

Rabemanantsoa Bertrand Régis no tena anarany, fantatra amin'ny hoe, Dédé Fénérive, 63 taona izao nodimandry izao. Hira isany nahafantarana azy sy tsy afaka am-bavan’ny maro na ireo tanora ankehitriny aza ny hoe : “Mbola ho avy”, “Hasambarana”, “Mbola tsara” ary ny “Hafatra”. 

Publié dans Tselatra
mardi, 04 juillet 2017 22:35

Protection des sources d'info

Mahazo matoky ianareo mpanome vaovao ny Sobika, raha mbola izaho no miandraikitra azy, dia hijanona tsiambaratelo ny momba anareo.

Na izaho aza tsy manontany ny mpanao gazety ato amiko ny loharanom-baovao nazahoany ny vaovao, fa fantatro ny niveau de professionalisme n'ny mpiara-miasa amiko.

Raha misy mampiahiahy ahy, na manandanja loatra ny vaovao, dia maka recoupement na source amboniny roa na telo hafa aho vao mivoaka iny vaovao iny.

Samy manao ny asany isika, ary samy harovan'ny Lalàna fototra, mitady ny marina ary mampahafantatra izany amin'ny olona.

Tant que je suis à la commande de la Sobika, la protection de nos sources d'informations reste ma priorité, personne ne peut nous obliger de les révéler, la Loi nous protège aussi dans ce sens.

Chacun doit faire son travail, nous c'est la recherche de la vérité pour informer et éduquer.

Publié dans Editorial

Il vise deux diplômes officiels cette année: le CEPE (Certificat d'Etudes Primaires Elementaires) et le BEPC (Brevet d'Études du Premier Cycle).

Il, c’est Razanampionona Raderandraibe Lucien Robert Alexandre, a bien réussi son CEPE à l’âge de 64 ans.
Il n’a même pas eu un peu de répit pour savourer sa réussite, et déjà il s’attaque maintenant au BEPC.

Alexandre, comme les gens l’appellent, est le doyen des candidats pour cette saison 2017. Il passe son examen à l’Ecole Primaire Publique Analakely-Antananarivo, salle E12.

Son petit secret, il ne s’est pas marié, il n’a pas d’enfants. “Je suis le doyen des célibats” s’exclame-t-il fièrement en riant.

 

Publié dans Sociale

Mibaribary izany tamin’ny taranja SVT. Tranga amina foibem-pitsarana ao amin’ny liseam-panjakana iray eto an-drenivohitra izao, dia zara raha misy 5 % no mahazo “moyenne”.

Ny fari-pahaizan’ny mpianatra mihitsy no midina raha ny fanazavan’ny mpitsara sendra ny SOBIKA.

Vao vita moa ny taranja iray amin’ity fanadinana BEPC 2017 dia tsaraina avy hatrany ny taratasim-panadinan’ny mpianatra.

Mety afaka 15 andro eo vao hivoaka ny valim-panadinana.

 

Publié dans Tselatra

Le pire a été évité de justesse. Le directeur a pu s’enfuir à temps sinon ça aurait été fatal pour lui. D’après notre source, un conseiller spécial très médiatique du premier-ministre en est l’auteur de cet acte.

Il devait partir en mission. Il s’est présenté au bureau du directeur jeudi denier pour récupérer une indemnité y afférente. Le directeur lui aurait dit qu’il n’y en a pas, une réponse qui a mis le conseiller en colère. Il s’est fâché avec le directeur et a brandi son arme.

Sentant que sa vie est en danger, le directeur a promis de régler le problème mais va prendre un petit moment pour faire un besoin. Il a profité de cette occasion pour s’enfuir.

Ce cas illustre une fois de plus que l'ambiance est morose au Palais, et que chacun use de son lopin de pouvoir pour avoir ce qu'il veut.

 

Publié dans Fil info

Nandefa misila vaovao indray ny Korea Avaratra androany 04 jolay, nanambara moa ry zareo fa nahomby ny fanandramana, ka dia azony atao ny mandaroka izay firenena mila ady aminy.

Nilatsaka tany anaty ranomasin'ny Japon moa ity misila ity androany.

Ity Filohan'ny Korea Avaratra ity moa dia fantatra amin'ny toetrany be tsikitsiky ivelany, fa tsy misangy mihitsy, ka dia mitandrina mafy ireo firenena toa an'ny Amerika sy Japon.

Ny minisitry ny fiarovany, Hyon Yong-Chol, aza moa nodonainany nanapoahany misila teo amin'ny lohany fa tratrany natory nandritra ny matso lehibe tamin'ny taona 2015.

 

Publié dans Tselatra

Miady amin’ny fahafatesana ny iray, izay voa teo amin’ny tendany. Zanaka Mpitsabo ao Fotsialanana ity farany. Isan’ireo naratra mafy ihany koa ny zanaka mpanentana ara-pedagôjika (Chef ZAP) teo aloha sy zanaka Prezidan’ny FRAM any an-toerana.

Tokony tamin’ny 12ora alina no nitrangan’io fifamonoana io nandritra ny “valy rômbo” izay lanonana fanao herinandro aorian’ny fety lehibe, toy ny fetim-pirenena. Samy tanora ao an-tanàna ireto nifamono ireto. Efa misy ny voasambotra.

Atahorana anefa ankehitriny ny hisian’ny valifaty, ka miantso mpitandro ny filaminana ny mponina any an-toerana manoloana ity toe-draharaha mafana ity.

Bevontro dia Kaominina iray isan’ny lavitra indrindra ato amin’ny Distrikan’i Sambava ary matetika itrangana zavatra mafampana foana ka tsy voafehy ny fandriampahalemana, manampy trotraka ihany koa ny fisian’ny vola be mihodina amin’izao vanim-potoana fiakaran’ny lavanila izao.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 04 juillet 2017 10:34

Corée du Nord: Nouveau tir de missile

Pyongyang affirme ce jour 04 juillet avoir réussi son test de lancement de missile intercontinental, et se déclare désormais capable de frapper n'importe quel point de la planète si on le cherche en guerre.

L'armée sud-coréenne a confirmé que la Corée du Nord a tiré un "missile balistique non identifié" et qui est tombé en mer du Japon. Missile lancé depuis Banghyon, dans le nord-ouest du pays. Il a parcouru, selon le communiqué "plus de 930 km".

D'après le commandement des forces américaines, il s'agissait d'un missile de portée intermediaire.

 

Publié dans Internationale

Tsy kisendrasendra fa teo amin'ny toerana nitifiran'ny olona sy nahafatesan'ny pretra iray, telo taona lasa no niseho ny tranga.

Misy kidona (tetezana) kely izay izy io ka mila miadana ny fiara rehefa mandalo eo.

Nanafika mpandraharaha tompon'ny fiara mpitatitra sy mpikirakira volabe iray ao Ambalavao ireo jiolahy omaly 3 jolay.

Voatifitra teo amin'ny tanany izany mpitatitra izany. Tafatsoaka ihany na dia teo aza izany. Ambaran'ireo mahalala an'ity olona ity fa efa nahazo fandrahonana izy tao anatin'ny herinandro vitsivitsy.

01 kilometatra miala ny toerana misy mpitandro filaminana io faritra fanafihan'ny mpandroba io. Tsy mbola misy ny fepetra raisina hatramin'izao.

 

Publié dans Vaovao
B1 - Polyclinique
B2 - Toa