Filtrer les éléments par date : dimanche, 30 juillet 2017
La 2ème édition des Jeux de Tsimembo-Manambolomaty se déroulera dans la Commune rurale de Trangahy, District Antsalova, Région Melaky, du 10 au 20 Août 2017. 
Publié dans Fil info

Hetsika nampalaza an'i Mahajanga isaky ny fialantsasatra lehibe aty Mahajanga ny THB Tour. Nisy ny fifanolanana tamin'ny taon-dasa teo amin'ny orinasa Star sy ny Kaominina.

Tsy neken'ny Ben'ny Tanànan' i Mahajanga Andriatomanga Mokthar Salim ny hanatanterahana ny hetsika noho izy fivarotana zava-pisotro misy alikaola ranofotsiny, izay mifanohitra tanteraka amin'ny fanabeazana ezahina hitaizana ny tanora sy ny mponin'i Mahajanga. Eo ihany koa ny voka-dratsy ateraky ny alikaola sy ny fikorontanana entin'ny olona mamo na ao an-tokatrano na eny amin'ny fiaraha-monina. Fanampin'izany ireo zaza tsy ampy taona izay tsy mahafehy tena fa roboka amin'ny fimamoana.

Efa saika tsy tontosa ny hetsika THB Tour tamin'ny taon-dasa raha tsy nisy ny fepetra tena hentitra nifanarahan'ny roa tonta.

Publié dans Sociale

Nivarahontsana izay nahita ity tranga teto Vatofotsy, eo am-pidirana ny tanànan’Antsirabe raha avy aty avaratra, androany maraina. Vatana mangatsiakan’ny vehivavy iray notapahin-doha, voarasarasa nesorina tamin’ny vatany ny rantsam-batany efatra no hitan’ny olona vao maraina.

Androany alahady 30 jolay 2017, tokony ho tamin’ny 3ora maraina, dia nisy 4x4 nijanona ary nanary gony teo amin’io toerana io, tsikaritry ny mpitariposy saingy tsy nanampo na inona na inona ireto farany fa nihevitra io 4x4 io ho mpanary fako.

Fiara taksiborosy manao “ramassage” mpandeha vao maraina nandalo tamin’ilay toerana kosa no nahatsikaritra alika vitsivitsy mitaritarika gony, ka nanaitra azy ireo. Nahatsikaritra io zavatra hafahafa io ihany koa ireo olona hamonjy fotoam-pivavahana maraina, ka nampandre avy hatrany ny Fokontany sy ny mpitandro ny filaminana ary ny BMH.

Publié dans Vaovao

Hery Rajaonarimampianina était à l'église FJKM de Hell ville pour le culte matinal de 6h30. Il est reparti vers 8h30. Tout le boulevard était fermé à la circulation pendant 2h ce matin.

 

Publié dans Fil info

Ce sont des chrétiens, qui allaient à l'Eglise ce matin, l'ont retrouvée à Vatofotsy, un quartier à l'entrée nord de la ville d'eaux.

 

Publié dans Fil info

Proclamée en 2011 par l'ONU, la journée du 30 juillet est aussi dédiée Journée internationale de l'amitié pour promouvoir l’amitié entre les peuples, les pays, les cultures et les individus et inspirer autant que faire se peut les efforts de paix entre communautés.

 

Publié dans Fil info

Sept personnes ont péri dans ce crash d’hélicoptère, le 30 juillet 1976: le Colonel Rakotomalala Joël (Premier ministre), le Lieutenant-colonel Rakotonirainy Alphonse, le Commandant Martin Rampanana, Rajaonah Pierre, le Sous-lieutenant Todisoa Angelison, l’Adjudant-chef Fernand Ndriamanato et Victor Randriantsoa (caméraman).

 

Publié dans Fil info
dimanche, 30 juillet 2017 15:35

Nosy Be: Jeunes filles victimes de violence

241 cas d’enfants victimes de violence en 2016 dont 72% de filles.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 30 juillet 2017 15:33

Madagascar: Violence contre les jeunes filles

14% des jeunes filles de 15 à 19 ans sont victimes de violences (violences sexuelles, la négligence et l’abandon parental, et les coups et blessures).

 

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa