Filtrer les éléments par date : vendredi, 28 juillet 2017
vendredi, 28 juillet 2017 12:53

People: Mamy Rakotoarivelo s'est suicidé

Mamy Rakotoarivelo est trouvé mort ce matin dans son domicile à Ankadifotsy. Il s'est tiré d'une balle.

Publié dans A la Une
vendredi, 28 juillet 2017 11:26

Pour qui sonne le glas ?

Les actualités nationales en ce moment font penser à ce roman d’Ernest Hemingway. Tout s’écroule derrière une façade d’insouciance et de légèreté dans les apparences.

Personne ne semble se soucier de l’inflation des prix des produits de première nécessité (PPN), même le citoyen lambda trouve cela dans l’ordre des choses. Les attaques meurtrières de bandits écumant la capitale est devenue presqu’une banalité.

Évidemment, l’actuelle administration profite de cette situation pour tenter d’instaurer un État dictatorial afin de « lutter contre la corruption et l’insécurité », tout n’est que prétexte.

La communauté dite internationale pour ne pas dire « occidentale » s’en contre-fout de ce que subit le peuple malagasy, d’autant plus que celui-ci se laisse faire, quelle aubaine pour les profiteurs étrangers ! Une situation instable donne avantage aux mafias extérieurs qu’elles soient jaune, blanche ou noire.

La corruption est devenue la norme et lutter contre elle devient une anomalie. Rien d’étonnant à ce que le combat contre la corruption ne se concentre que sur un seul cas.

Publié dans Editorial

Renim-pianakaviana iray no vaky loha vokatry ny herisetra nataon'ny mpiray tanàna taminy noho ny resaka ady tany. Misy ny fanomezana "titre" sy fanaovana baorina faobe eny Andrehitra Ampitolova, eny amin'ny Champ de tire amin'izao fotoana izao. Miteraka savorovoro eny an-toerana izany hetsika izany amin'ireo samy mpiara-monina.

Tamin'ny herinandro lasa teo, nidina teny an-toerana ny mpiasan'ny fananan-tany sy ny fandrefesan-tany nametraka tsatoka. Ireo tompon'ny tany avy eo no nanankinana ny fametrahana ny vato marika tena izy noho ny asan'izy ireo mbola maro satria amina hekitara maro ny tany mbola vitaina ny andron'io nanaovana fidinana ifotony io.

Vao lasa anefa ireo mpiasan'ny fananan-tany ireo dia nisy andian'olona nanala an-keriny ireo tsatoka efa voatsatoka ary nikasi-tanana ity renim-pianakaviana ity ary nandositra avy eo.

Mbola mitsabo tena eny amin'ny hopitaly izy hatreto ary efa eny anivon'ny Zandary ny raharaha.

 

Publié dans Vaovao

Le parti de l’ancien président Marc Ravalomanana, dans un communiqué remis à la presse ce jeudi, a pris acte de la décision du Préfet d’Antananarivo refusant la demande du parti de célébrer son 15ème anniversaire au Stade Municipal de Mahamasina, prévu le 29 juillet 2017.

 

Publié dans Fil info

Mihalany tamingana ireo hazandrano nampalaza an'Alaotra. Vokany dia tsy tazana firy eny an-tsena ireo hazandrano nampalaza an'Antsihanaka. Raha 2.000 Ariary teo aloha dia efa mahazo trondro lehibe, ankehitriny an’aliny no vola lany vao mihinana tilapia vaventy.

Voalaza fa ny hazandrano aty Alaotra mihitsy no efa ritra ka mila mandrotsaka zanatrondro ao amin’ny farihy indray.

 

Publié dans Vaovao

Manoloana ny fiakaran'ny vidin'ny lafarinina dia nanapa-kevitra ny hampihena 20 ka hatramin’ny 30g ny lanjan’ny mofo vokariny ireo mpandraharaha momba ny famokarana mofo dipaina eto Ambatondrazaka.

Noraisina izay fepetra izay hoy izy ireo mba hitazomana ny vidin’ny mofo ankehitriny 500 Ariary ka tsy hampihemotra ny mpanjifa.

 

Publié dans Tselatra