Filtrer les éléments par date : mardi, 18 juillet 2017

Tontosa ny sabotsy 15 jolay ny famindram-pitantanana ny Lions Club Antsirabe Ranovisy, ka Atoa Andriamboavonjy José indray no hitantana ity fikambanana mpanao asa soa ity mandritra ny taom-pikatrohana 2017-2018.

Nialoha io dia natolotra ny toeram-panasandamba ho an’ny Kaominina Antsirabe ny fikambanana. 10 tapitrisa Ariary ny tentimbidin’ny asa fanorenana, ary naorina eny Andraikiba hisorohana ny fandotoana ny farihin’Andraikibe, izay rano sotroin’ny mponin’Antsirabe.

Publié dans Sociale
mardi, 18 juillet 2017 10:16

Antsirabe : Trano maromaro levon'ny afo

Trano fonenana, toeram-piompiana akoho, tranon-kisoa, izay no indray levon'ny afo nandritra ny haintrano nitranga omaly alatsinainy atoandro teo atsimon'ny tranom-patin'ny hopitaly.

May ny akoho maro fakana nofo, maty ny kisoa, tsy nisy kosa ny aina nafoy.

Mbola olana ho an'ny tanànan'Antsirabe hatramin'izao ny tsy fananan'ny mpamonjy voina fitaovana famonoana afo ka asa raha mba isany hahazo ireo fitaovana vaovao tamin'ny Koreana ity renivohitr'i Vakinankaratra ity.

Publié dans Tselatra

Réagissant à l'information rapportée par la presse locale sur la démission du ministre des finances et du budget, Gervais Rakotoarimanana, le Chef de l'État invite les journalistes à bien vérifier l'information avant sa publication.

Rappelons que le concerné, le grand argentier a annoncé devant la presse ce lundi qu'il a déjà déposé le vendredi 14 juillet sa lettre de démission auprès du Président de la République.

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa