Filtrer les éléments par date : mardi, 11 juillet 2017

Mitombo isa ny ankizy sy olon-dehibe manototra lalalana simba ary mangata-bola noho ny fahantrana sy tandrevaka ataon'ny Fanjakana.

 

Publié dans Tselatra

Nivoaka io hariva io ny voka-panadinana BEPC tato amin'ny fari-piadidiam-pampianarana Antsiranana II. 1015 tamin'ireo mpiadina niisa1699 voasoratra anarana no afaka soa amantsara, raha 101 no tsy niatrika fanadinana.

63,52% ny salam-pahafahana tamin'ity 2017 ity, raha toa ka 44% teo ho eo tamin'ny taon-dasa. 09/20 ny salanisa nifanarahan'ny mpitsara fa hafahana fanadinana tamin'ity.

 

Publié dans Tselatra

Telo no naratra, ka mpahay haiady iray mpiara-dia tamin'i Régis, ilay kandida HVM saika hapetraka ho Ben'ny tanàna omaly taty Ambahoaka, ny iray amin'ireo naratra ary voa mafy tokoa.

Laharana faharoa taorian'i Mananjara Fidson dit Rasomotra i Régis tamin'ny fifidianana Ben'ny tanàna tamin'ny 31 jolay 2015. 10% ny elanelam-baton'ny roa tonta. Efatra ireo kandida nifaninana tamin'io.

Efa napetraka ofisialy ho Ben'ny tanàna i Rasomotra, ary niasa nanomboka teo. Nivadika anefa ny rasa taorian'ny fifidianana Senatera ny desambra 2015, fa dia Régis indray no nambaran'ny Fitsarana tao Toamasina fa nandresy rehefa nofoanana ny voka-pifidianana tamin'ny birao fandatsaham-bato miisa 5 tamin'ireo 19 nisy tao Ambahoaka.

Publié dans Vaovao

Manomboka ity andron'ny 11 jolay ity izany ka haharitra herinandro raha ny voalazan'ny mpikambana.

Misy fiatraikany eo amin'ny fiandreketan-draharaha izany toy ny raharaha manodidina ny ambin-tany nanorenana ny trano mora izay tokony hiakatra fitsarana ny 12 jolay.

Nanaraka an'ity fitokonana ity ireo sampam-pitsarana manerana ny Nosy, sy ireo Fitsarana ambony enina.

 

Publié dans Tselatra

Tsy nahomby ireo fanairana natao teo aloha, ny filazana an-gazety maro samihafa. Manohy manao izay danin'ny kibony hatrany ireo mpitondra, tsy miraharaha ny didim-pitsarana, manao ramatahora, manindry sy te handidy ny Mpitsara amin'ny didy avoakany. Manginy fotsiny ny fiarovana ny olona efa hita miharihary fa manao ny tsy mety.

Mihamahazo vahana ny fitsaram-bahoaka, satria ataon'ny olona kapoka iray avokoa ireo Mpitsara izay tsy atokisan'ny olona intsony.

Niantso ireo namany ary ny Sendikan'ny mpitsara nanomboka androany hampitsahatra ny asan'izy ireo ka hiditra amin'ny fitokonana.

Nanaraka izany grevy izany avokoa ireo amabaratongam-pitsarana rehetra manerana ny Nosy, hatrany amin'ny toerana farany alavitra toy ny any Ambanja, Morombe, Mandritsara, akaiky an'Antsakabary.

Ny Fitsarana Ambony 6 manerana ny Nosy dia nampiato ny asany avokoa.

Publié dans Politique

Avereno amin'ny eny ifotony ny fitantanana ny zetra ! Izay no fitakian’ireo tantsaha ao Ambohitsilaozana, Distrika Ambatondrazaka. Zary potika ny zetra ankehitriny satria tsy ny olona eny ifotony no mitantana izany hoy izy ireo.

Mahatsiaro atao ankilabao mahakasika ny fitantanana ny zetra ny ao Ambatofotsy, Ambaiboho, Angoja sy Ambodivoara ary Ambohimanga. Miantso ny mpitondra izy ireo mba hijery akaiky ity toe-draharaha ity satria mijaly ireo tantsaha tompontany.

Ny zetra moa dia ireo toerana baiboho misy ireo biby tsy misy afatsy eto amintsika, Bandro, izay ao no misy ireo zava-maniry sakafon'izy ireo. Ny zetra anefa dia tany lonaka ka ambolen'ny olona.

 

 

Publié dans Vaovao

Pour lutter contre des malveillants qui profitent de la détresse des plaignants, espérant trouver justice à leur cause, le Tribunal d’Anosy a pris des dispositions drastiques sur le mode d’accès au Palais. Malheureusement cela n’a pas suffi, depuis plus d’un an maintenant, un groupe de nouveaux arnaqueurs sévit au sein du Tribunal à Anosy et ce au vu et su de tous, notamment certains magistrats.

En effet une dame, fille d’un général à la retraite et femme d’un huissier au dit Tribunal, ont mis en place un réseau d’arnaque qui a déjà fait plusieurs victimes et dont les préjudices se comptent actuellement en milliards d’Ariary.

Ces personnes-là, avec des complicités des agents du service des domaines et certains magistrats font la pluie et le beau temps au Tribunal. Ce couple travaille sous couvert de prêtes noms pour ne jamais être inquiété.

Ils s’accaparent de biens immobiliers, bâtis et terrains, d’autrui. Le mode opératoire est la suivante : ces personnes identifient les maisons ou les terrains qui les intéressent, font une demande de prescription acquisitive au Tribunal. C’est-à-dire, ils sollicitent l’acquisition des dits biens sous prétexte qu’ils y habitent ou occupent les lieux depuis plus de 20 ans.

Publié dans Editorial
mardi, 11 juillet 2017 08:56

La vie est belle

La France gratte ses tiroirs pour faire des économies, afin de réduire ses déficits budgétaires, le budget des ministères se voient diminuer partout.

L'Italie risque la faillite, comme la Grèce. Elles ont dû prendre des mesures drastiques en augmentant leurs impôts.
L'Allemagne entre dans une cure d'amincissement, on cherche partout les niches budgétivores. Tout le monde serre leur ceinture.

Mais Madagascar, tout baigne, c'est la belle vie et les dirigeants attendent que L'Europe lui serve à boire, et du champagne millésime en plus, ils attendent des dons non remboursables, soit disant aide aux développements. Ils multiplient les voyages au frais de la princesse, 14 juillet oblige, pourquoi pas s’asseoir à côté de Donald Trump, invité de marque d'En marche tant qu'on y est.

Boff, on emprunte de l'argent dans une banque primaire pignon sur rue, pour boucher les troues de nos déficits, sinon on aura pas l'emprunt d'une autre banque des Street.

Publié dans Editorial
B1 - Polyclinique
B2 - Toa