Filtrer les éléments par date : lundi, 05 juin 2017

Manoloana ny fakan'ny Sinoa ny tany hitrandrahana aty Andaboy Toliara, dia naneho ny tsy fanekena izany ireto vahoaka marobe.

Etsy ankilany dia manohitra ihany koa ny hitrandrahan'ny Ostralianina ny ilmenite ihany koa ny mponina satria sady manimba ny tany no tombontsoan'olombitsy araky ny voalazan'ireo Fokonolona.

 

Publié dans Tselatra
lundi, 05 juin 2017 23:04

Kidnapping: Yanish Ismaël libéré

Le fils du propriétaire du groupe SMTP (ABC, La City) Danil Ismaël, Yanish Ismaël, kidnappé par des gars armés, le dimanche 14 mai, au cimetière d'Ilafy, vient être libéré après 23 jours de captivité.

 

Publié dans A la Une
lundi, 05 juin 2017 22:16

Mahajanga

Père Felix inhumé au cimetière petit séminaire Androva Évêché.

 

Publié dans Fil info
lundi, 05 juin 2017 20:18

Tanambe Alaotra : Incendie mortel

53 cases d'habitation ont été la proie de flammes dans un violent incendie qui s'est produit à Amborompotsy la nuit du dimanche à lundi, laissant 193 personnes sans abri. Un homme de 65 ans a trouvé la mort dans ce sinistre.

 

Publié dans Fil info

Fisamborana filohan’ny Andrimasom-pokonolona ao amin’ny Kaominina Bevontro no niandohan’ny olana. Nataon’ny Zandary sarika am-pandriana io lehilahy io ny 2 jona teo.

Nanazava ny Zandarimaria fa notorian’ny Ben’ny Tanàna Tsaravita Robel (HVM) ho namaky tsenan-davanila ilay filohan’ny Andrimasom-pokonolona. Mitsipaka izany anefa ny Fokonolona ary mitaky ny hamotsorana azy.

Nentin’ny Zandary ny olona nosamboriny. Nifampitaona tamin’ny kiririoka ireo vatan-dehilahy tao an-tanàna, ka roso nanara-dia.

Nifankatratra tao Tsaratanana, Kaominina Anjialava ny roa tonta ny 3 jona, ka nisy ny fifandonana. Nanapoaka basy ny Zandary, ka nahavoa lehilahy iray 50 taona eo. Tsaboina ao amin’ny hopitalibe eto Sambava ny maratra ankehitriny, nentina aty ihany koa ilay filohan’ny Andrimasom-pokonolona nosamborina hatao famotorana.

 

Publié dans Vaovao

Le Maire de la Commune rurale d’Ambalakindresy, District d’Ambohimahasoa, Région Mahatsiatra Ambony rentraient d’une cérémonie de circoncision à bord d’une moto, hier au petit matin, quand des dahalo qui ont tendu une embuscade ont tiré mortellement sur les deux hommes. Ils sont morts sur le coup.

Ambalakindresy est classée zone rouge en matière d’insécurité, c’est l’une des communes infestées par des dahalo de cette région.

Publié dans Fil info
lundi, 05 juin 2017 09:47

5 juin

Journée Mondiale de l'environnement.

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa