Filtrer les éléments par date : samedi, 17 juin 2017
samedi, 17 juin 2017 12:48

Arendrina taratasy

Efa mihavitsy tanteraka ny mpanjifa azy, kanefa dia mitobaka eran’ny tsena ireo mpivarotra ny Arendrina taratasy vita Malagasy. Izay efa matin’ireo kilalao na ireo jiro vita sinoa, izay mahasarika ireo ankizy Malagasy tokoa.

Heri-taona lasa anefa ireo mpanao asa-tanana no efa manamboatra azy io satria dia mila fotoana tokoa, nefa fotoana fohy ihany koa no amarotana azy, izay tsy fantatra ny tsena raha andeha na tsia.

 

Publié dans Sociale

Mivahiny eto Fianarantsoa nanomboka ny talata lasa teo ny Parka Tsimbazaza amin'ny alalan'ny fampirantiana ireo karazam-biby sy vakoka afaka mitety vohitra.

Hita ao ny biby manan'aina 15 sy ireo voatahiry amin'ny endriny ety ivelany karazany 4, miaraka amin'ny vakoka misy ny sombiny amin'ny tantaran'i Madagasikara.

Miakatra hatrany amin'ny 4000 mahery ireo mpitsidika izany tao anatin'ny 4 andro. Ka hitarina ny alahady maraina ny hetsika noho ny fangatahan'ny besinimaro.

Andiany faharoa izao tanterahina eto Fianarantsoa sy hitohy any Ambohimahasoa sy Ambositra izao.

15% n'ireo biby tazana ao ireo no miaina any anaty valanjavaboahary ao Ranomafana sy Andringitra.

 

Publié dans Vaovao

Sesilany tato ho ato ny fahitana fatin-jaza vao teraka misy manary na zazarano ihany koa aty Mahajanga. Taorian'ilay zazarano nentin'olona marary saina nandehandeha eraky ny tanàna ny herinandro lasa teo. Efa nahitana fatin-jaza vao teraka nisy nanary indray teny amin'ny fasan-karana Mangatokana Mahajanga ny marainan'ny zoma teo.

Olona mangady fasana handevenana no nahita izany teny vao maraina. Raha ny fahitana ny razana kosa, zaza efa teraka ary nariana ity zaza ity. Efa mihoatra ny indray andro kosa raha ny fijerin'ireo nanatri-maso.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 17 juin 2017 12:18

Fianarantsoa

 Mampiantrano ny fifaninanana tantara an-tsehatra amin'ny teny frantsay

 

Publié dans Tselatra

Ao anatin'ny fankalazana ny fitsingerenan'ny fahaleovantenam-pirenena malagasy dia nosantarina izanynanoloana ny Lapan’ny Tanàna Analakely tamin'ny alalan'ny Carnaval de Madagascar, izay nadraisan’ireo avy any amin’ny faritra maro anjara. Tsy hifarana izany hetsika izany raha tsy any amin’ny faran’ity volana ity.

Nahafinaritra tokoa ny nahita ireo Malagasy izay nampiseho ny maha izy azy, avy amin’ny faritra tsirairay.

 

Publié dans Vaovao

Hetsika efa fanaon’ity fikambanana ity ny manampy ara-tsakafo ireo mpino silamo, indrindra rehefa fotoan'ny Idy sy ny fifehezana ny andron’ny Ramadany.

100 mahery ireo mpino silamo nozaraina solon-tsakafo ity, ka ireo olona efa nahazo taona no nezahin’ny fikambanana nomena ireo fanampiana ireo.

Hitohy amin'ny fizarana arendrina ho an’ireo ankizy sahirana ao anatin’ny fokontany 26 eto Mahajanga indray ny hetsika mialohan’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona izao.

 

Publié dans Sociale
samedi, 17 juin 2017 09:11

Pourquoi attendre longtemps ?

La grève d’alerte du Syndicat des Magistrats de Madagascar ou SMM a-t-elle porté ses fruits ? En apparence oui. Effectivement depuis plus de 24 heures, la conseillère spéciale du Président de la République Malagasy est finalement incarcérée à la Maison d’arrêt d’Antanimora puis transférée à Manjakandriana.

La première question que posent les observateurs est : pourquoi attendre si longtemps ? Plusieurs facteurs contribuent à cette situation. Le premier est dû à la stratégie utilisée par l’incriminée. Accusée par le Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO) de « malversation » sur l’attribution de marchés publics, l’intéressée préféra la vieille habitude de certains politiciens malagasy: la fuite hors du territoire pour se faire oublier quelques temps. Mais le hic, elle est « tombée malade » et…hospitalisée ! A partir de là, tout se complique ; il a fallu utiliser toutes les complicités afin de le sortir du territoire : intervention des différents ministères et un membre du Sénat pour qu’enfin elle a pu rejoindre l’île Maurice.

Malheureusement l’affaire a fait beaucoup de bruits au sein des médias et l’Etat mauricien a été obligé de renvoyer l’accusée au pays après quelques examens qui certainement aurait pu se faire au pays.

Le second facteur est la pression exercée sur place pour qu’on la laisse tranquille, il y avait eu certainement des négociations afin de la soustraire de la Justice et enfin le troisième est la proximité des élections présidentielles qui se tiendront dans 18 mois.

Publié dans Editorial
B1 - Polyclinique
B2 - Toa