Filtrer les éléments par date : dimanche, 11 juin 2017

Hetsika lehibe iray isany nanamarika ity herinandro hivalona ity ny Enjoy, tanterahina etsy amin’ny Forello Expo Tanjombato, nanomboka ny alarobia 7 jona ary hifarana amin’ity alahady 11 jona ity.

Nandray anjara navitrika tamin’izany ny CAM (Chief Association of Madagascar), ivondronan’ireo “Chef de cuisine” matihanina eto Madagasikara.

Manome lanja ny asa an-dakozia ny CAM mba hatokisan’ny mpizahatany ny sakafo ataony ary koa hampakatra ny lentan’ny hatsaran'ny sakafo malagasy sy hampirisika ny tanora amin’ilay asa.

Mora, hoy ireo “Chef” ny manome fiofanana avo lenta rehefa anaty fikambanana ary mora ihany koa ny mampiseho ny maha izy azy an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny sakafo malagasy rehefa mitambatra.

Publié dans A la Une

Un corps sans vie d’un jeune homme d’une trentaine d’année est retrouvé, couvert de sang, hier dans le bas-côté de la chaussée en pavé longeant Antsakaviro et Mascotte.

Des éléments de la Police du 3è Arrondissement, celle de la Brigade Criminelle et le Bureau municipal d’hygiène (BMH) se sont dépêchés sur place pour faire le constat et une ouverture d’enquête.

 

Publié dans Fil info

Vers la fin de l’année 2016, la Branche opérationnelle de Toamasina du Bureau Indépendant Anti Corruption a été saisie d’une doléance concernant l’accaparement d’un terrain situé à Foulpointe perpétré par quelques responsables publics locaux notamment ceux de la mairie et du guichet foncier local.

Il s’agirait selon toute vraisemblance du terrain de l’EPP (Ecole Primaire Public) de Foulpointe qui aurait été attribué d’une manière surprenante ne respectant aucune procédure légale et réglementaire à des personnes malintentionnées mais bien intéressées.

Publié dans Sociale

Hotanterahina amin’ny volana septambra izao ny lalao nasionaly ifaninanan’ireo mpianatry ny oniversite manerana an’i Madagasikara na “universiade”.

« Ezahina ho vita mialohan’ny fotoana hanaovana ny hetsika ny fanamboarana sy ny fanavaozana ireo foto-drafitrasa eny amin’ny Campus Ambondrona », hoy ny filohan’ny oniversiten’i Mahajanga, Profesora Rakotoarivony Emmanuel.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa