Filtrer les éléments par date : mardi, 09 mai 2017

Tsy manaiky ny hamelana na dia trano iray hiorina ato anatin’ny faritra misy ny fasan’ny Mahery fo Anjia ireo mponina manana razana milevina ao ka nanomboka androany dia nanao lakolosy fanairana izy ireo ary mampiomana ireo rehetra izay manorim-ponenana ao mba hiala, hoy Atoa Jaomiary, Filohan’ny Fasana Anjia.

Hangata-panazavana amin’ny Ben’ny tanàna izahay, hoy izy, “fanomezan-dalana avy aiza no nahafahan’ireo olona nanorina trano ato amin’ny faritra misy ny fasan-drazanay ?”.

“Miangavy ny Fanjakana izahay hanala azy ireo fa aza andrasana hifandona eto izahay”, hoy hatrany Atoa Jaomiary.

 

Publié dans Tselatra

Lavanila milanja 762 Kg natao tao anaty baoritra miisa 20 saika haondrana any Eoropa no sarona tsy nanana taratasy ara-dalana teny amin’ny seranam-piaramanidina Sambava androany maraina.

Nidina teny an-toerana ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra SAVA Sabotsy Samuel ary nanazava ny antony nanakanana ity lavanila ity. Nambarany fa tsy maintsy manana « Autorisation d’exportation » sy taratasy manamarina fandoavana « ristourne » ny lavanila rehetra hivoaka ny Faritra SAVA na haondrana any ivelany.

“Noho ny tsy fisian’ireo antonta-taratasy ireo no nahatonga anay tsy namela ny hitondrana ireo entana ireo tamin’ny fiaramanidina androany maraina”, hoy ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra mba hialana amin’ny gaboraraka lava izao eto Madagasikara.

 

Publié dans Tselatra

Natao tao amin’ny le Pavé Antaninarenina, manomboka androany, ny Atrik’asa mahakasika ny hetsika hikarakarana ireo mpampiasa vola ary indrindra ho an’ireo any ambanivohitra.

Manamora ny findramam-bola ho azy ireo dia ilay antsoina hoe Banque à distance.

Ity atrik’asa ity dia tohanan’I AFD na ny Agence Francaise de Développement.

 

Publié dans Sociale

Heritaona androany izay no nandravan'ny dahalo ny omby 900 avy aty Antsalova nentina hamidy any Tsiroamandidy, nefa hatramin’izao dia tsy misy tafaverina ireo omby ireo na iray aza.

Nisy ihany omby vitsivitsy tazana tao Belobaka, hoy ireo tompon’omby, saingy very an-javona rehefa nisy nikasa hanao fikarohana sy finadihadiana ny lohandohany avy aty Antsalova.

Mandeha ny resaka taorian’izay fa natao “affaire classée” tsy hisy tohiny intsony io raharaha io rehefa voatsentsina volabe ireo nikasa hanadihady avy aty an-toerana.

 

Publié dans Tselatra

Claudine Razaimamonjy est frappée de deux Interdictions de Sortie du Territoire (IST). Le Procureur général de la Cour d’appel Randrianasolo Jacques l’a bien confirmé, suite à la demande du Bianco : la première IST date du 01 novembre 2016 et la seconde date du 07 avril 2017.

Mais jusqu’au jour d’aujourd’hui, lesdites IST ne sont pas enregistrées à la Police de l’Air et des Frontières d’Ivato. A charge du ministre de l’intérieur, poste occupé par le Premier ministre Olivier Mahafaly, de prendre une décision et la transmettre pour enregistrement.

La milliardaire serait libre de sortir de nos frontières si …

 

Publié dans Politique

Ayant été déjà certifié ISO 9001 : 2008, depuis 2014, le Système de Gestion de Qualité d’Ambatovy vient de renouveler sa certification sous la nouvelle version ISO 9001 : 2015, qui est encore plus rigoureuse, après avoir passé avec succès l’audit de ré-certification mené au mois de février dernier par l’organisation internationale de normalisation.

Les résultats de l’audit qui se focalisait essentiellement sur les principes de gestion de la qualité de la production, l’analyse et l’expédition des produits ainsi que sur la gestion des compétences, des actifs de la compagnie, des clients, la finance, du système informatique, de l’approvisionnement, ont été excellents, puisqu’aucune non-conformité aux normes n’a été enregistrée.

Publié dans Sociale

Par souci de conservation de la nature et afin de maximiser les retombées positives de ses activités sur les communautés riveraines, Ambatovy met gratuitement à la disposition de la fédération des entités formelles Ampitambe (FIMIAM) des bois usagés venant de sa mine à Moramanga pour que cette dernière les recycle de manière professionnelle et écologiquement responsable. La première livraison estimée à environ 10m3 de bois usagés s’est tenue à Ampitambe, à Moramanga, le 28 avril 2017.

Ces bois contribueront à l’amélioration des sources de revenus des membres de ladite fédération une fois transformés et revalorisés. A noter aussi que suivant une convention entre FIMIAM et la commune rurale d’Ambohibary, 20% des bois seront destinés à ladite commune pour être transformés en meubles de bureau par le Lycée Technique de Moramanga.

Publié dans Sociale

Ny fito tamin'ireo no maty niharan'ny hatezeram-bahoaka. Saika avy ao amin'ny Distrikan'Isandra daholo ny tontalibeny raha ny fampahafantarana azo avy any an-toerana.

Taorian'ireny hetsika faobe sy fomba ara-drazana nifanaovan'ny mponina ao amin'ny distrika momba ny asan-dahalo ireny dia miroso amin'ny fampivondronana ny ren'ny Fokonolona ny depiote voafidy tany Vohibato, kolonely Andrianatoavina Jean Martin.

Fanarenana ny lalana misy fahasimbana tao anatin'ny folo taona mahery no anetsehany ireo vatan-dehilahy isaky ny fokontany.
Ka indray mandeha isaky ny herinandro no anatontosana izany.

Publié dans Vaovao

Hetsika maro no nanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny Vokovoko Mena izay ankalazaina isaky ny 8 mey. Raha ny teto Mahajanga renivohitry ny Faritra Boeny dia fametrahana fehezam-boninkazo teo amin'ny tsangambaton'i Henry Dunant izay filoha mpanorina ny fikambanana no nanokafana ny lanonana.

Publié dans A la Une

Mikiakiaka sy mitaraina ny mponina aty SAVA indrindra eto Sambava fa efa tsy eran’ny aina intsony ny fanararaotana ataon’ny mpivarotra amin’izao ankatoky ny taom-piotazana lavanila izao ka nampiakatra ny vidim-bary.

Nanomboka tamin’ity herinandro ity izao dia efa 800 Ariary ny iray kapoaka raha toa ka 600 Ariary izany teo aloha.

Manoloana izany dia nanao be midina androany maraina ry zareo avy ao amin’ny sampandraharam-paritra misahana ny varotra nijery ifotony io toe-javatra io, nitsirika ireo trano na mangazay fitehirazam-bary sao misy manafina ary nanadihady ny anton’io fiakaram-bidy io ka hijerena ny vahaolana mba hampitony ny vahoaka.

Publié dans Sociale
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa