Filtrer les éléments par date : samedi, 27 mai 2017

Voasambotry ny Fokonolona omaly hariva tany Ambodivaina Andapa i Berlin, ilay namono vehivavy havam-badiny tany Sambava tamin’ny 10 mey 2017. Tsy nisy alaharo fa dia niharan’ny fitsaram-bahoaka izy ka maty teo no ho eo koa.

Rehefa novonoin’i Berlin ny havam-badiny ity dia naleviny teo amin’ny tokontaniny ihany avy eo dia nandositra izy, saingy izao tratra ary nanefa hatramin’ny ainy izao.

 

Publié dans Tselatra

Tsy latsaky ny 400 ireo zazalahy vita fora tao anatin'ny herinandro tato Antsalova, taorian’ny fielezan’ny feo fa misy angatra mamora zaza tsy mbola vita ka mamoy ny ainy izay ataony.

Mpitsabo mpanampy miisa roa no manatanteraka ny famorana ary nandroaka volabe, satria 10.000 Ar isan-jaza no sarany miampy akoho iray isam-pianakaviana.

Milahatra mihitsy ny mpanapaka anaka ary mipoapoaka isa-maraina ny basy satria ny aty tsy mitelina amin’ny akondro ilay hoditra kely tapahany iny fa apetraka eo amin’ny vava-basy dia apoaka hiparitaka.

 

Publié dans Tselatra

Après sa tournée au Proche Orient, le Président Américain Donald Trump, accompagné de sa femme, a rejoint Rome pour rencontrer le Pape François.

Il a participé à la Réunion des G7 (Etats-Unis, Grande-Bretagne, France, Allemagne, Japon, Canada, Italie) hier vendredi 26 mai à Taormina, en Italie.

Les Américains continuent de faire cavalier seul sur le sujet climatique et commerce international. Unanimité pour la lutte contre le terrorisme.

 

Publié dans Internationale

Après sa tournée au Proche Orient, le Président Américain Donald Trump, accompagné de sa femme, a rejoint Rome pour rencontrer le Pape François.

Il a participé à la Réunion des G7 (Etats-Unis, Grande-Bretagne, France, Allemagne, Japon, Canada, Italie) hier vendredi 26 mai à Taormina, en Italie.

Les Américains continuent de faire cavalier seul sur le sujet climatique et commerce international. Unanimité pour la lutte contre le terrorisme.

 

Publié dans Fil info

Nihetsika ny mponina ao Ambinaniroa, Distrikan'Ambalavao, manoloana ny fidiran'ny Sinoa mikasa hametraka valabe ao an-toerana. Nidina an-dalambe izy ireo ny datin'ny 16 sy 18 mey lasa teo. Tany mitontaly 24 Ha ny faritra hanatanterahana izany vina fampiasam-bola vahiny izany. Toerana misy fambolena sy fasan'ny tompon-tany izy io.

Mirotsaka an-tsehatra araky ny iraka sahaniny ny vaomiera Justice et Paix avy eto amin'ny Diosezin'i Fianarantsoa. Mavaivay ny raharaha aty an-toerana.

Isan'ireo olona tonga mamonjy ny fivoriana tanterahan'ny FI-FA ( Firaisankina ho an'ny Fandriampahalemana) ny andron'ity sabotsy ity ny solontena avy any amin'io Kaominina io.

Tsy misy fifampiresahana kosa any ifotony eo amin'ny mponina sy ny Ben'ny Tanàna, izay tompon-draikimpanjakana voalohany voakasik'izany.

 

Publié dans Sociale
samedi, 27 mai 2017 10:41

Mahajanga: Nahatsangana birao ny TMH

Tamin'ny sabotsy lasa teo dia nanangana ny biraony teto Mahajanga ny fikambanana Tanora Miandrandra ny ho avy, izay efa manana sampana manerana ny Distrika maro eto amin'ny Nosy.

Izany fihaonana izany moa dia notronin'i Filoha Lefitry ny Mapar Augustin Andriamananoro, sy ny Députée Nina voafidy teto Mahajanga I.

Izy ireo dia fikambanana manohana an'i Filoha Andry Rajoelina, maro ireo tetik'asa efa vitan'izy ireo. Niara-nientana tamin'ny TGV sy Mapar tamin'ny diabe namakivaky ny tanàna teto Mahajanga, izay nahavory olona marobe tokoa, izy ireo hanehoana ny firaisankina.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 27 mai 2017 06:43

Le Rotary Au Secours de l’Ecole

Quatre écoles détruites par le Cyclone GERALDA à Tamatave dans la Région Atsinanana Madagascar, en février 1994, réhabilitées par le Rotary International, avec le Rotary Club de TOULON PONANT France District 1730, les Rotary Clubs MONACO, VIERZON, MONPELLIER, MAURICE, ILE DE LA REUNION, des DISTRICTS Français et le Rotary Club « bénéficiaire » de TAMATAVE Madagascar, District 9220 :

Publié dans A la Une