Filtrer les éléments par date : samedi, 20 mai 2017

Plus de 1 500 grenouilles Mantella aurantiaca, une espèce endémique et menacée d’extinction, dont 238 individus adultes, 635 têtards et 649 juvéniles, élevées en captivité dans le cadre du Programme de conservation de Mantella d’Ambatovy, ont été réintroduites dans des marais de ponte situés dans les zones de conservation autour du site minier de la compagnie à Moramanga, au mois d’Avril 2017.

Ces individus de Mantella ont été élevés dans le centre « Toby Sahona» de l’association Mitsinjo à Analamazaotra-Andasibe, avant d’être relâchés dans de nouveaux habitats viables qui se trouvent dans les Fokontany de Menalamba, Commune rurale Andasibe, de Marovoay, Commune rurale Ambohibary, et d’Ambohibolakely, Commune rurale Morarano.

 

Publié dans Sociale

Le Département Américain du Travail (USDOL) a accordé 4 millions de dollars au Bureau international du Travail (BIT), pour appuyer Madagascar dans la promotion d’une filière vanille durable, en particulier par la promotion du travail décent et l’éradication du travail des enfants dans le secteur vanille dans la région SAVA.

 

Publié dans Fil info

Nisokatra amin’ny fomba ofisialy anio sabotsy 20 mey 2017 ny taom-piotazana Lojy na Black eyes eto amin’ny faritra Boeny araka ny fampahafantarana nataon’i Lehiben’ny Faritra, ny zoma 19 mey 2017 tao amin’ny biraony, ao amin’ny Bloc Administratif Ampisikina.

Ny Marchés Contrôlés, izay vao napetraka, na ny Tsena voaara-maso manomboka eto no mifehy ny fivezivezen’ity vokatra sangany eto Boeny ity. Manomboka any amin’ny mpamokatra hatrany anaty sambo.

Anisany fepetra napetraka tamin’ity taom-pambolena 2017 ity ny fanaraha-maso manokana ny fampiasana ny fanafody famonoana biby kely amin’ny voly Lojy.

Publié dans Economie

Jiolahy iray izay nikasa ny hanao fangalarana lavanila no tra-tehaky ny Zandarimariam-pirenena avy ao Mananjary tany Ambodirotra, Kaominina Andranomavo niaraka tamin’ny PA iray sy bala miisa 21 samy vita tanana, ny 14 mey 2017 teo.

 

Publié dans Tselatra

Nisokatra efa herinandro lasa izay ny taom-piotazana lavanila aty DIANA, nisantatra izany ny tany Nosy Be, niitatra amin'ny faritra DIANA misy an'i Sambirano, Distrika Ambanja iny.

Gaga anefa ny tantsaha raha hitondra vokatra hiazo an'Ambanja fa nogiazana ny entan'izy ireo.

Lavanila maitso valo kitapo, milanja 350kg, avy any amin'ny Kaominina Ambohitrandriana no voasakana ary nogiazan'ny mpitandro ny filaminana raha hoentina hiazo an'Ambanja.

Manana autorisation de sortie voasonian'ny Ben'ny Tanàna ny entana. Mitaraina ireo mpamboly fa itakiana vola 6 tapitrisa Ariary vao avotsotra ny entan'izy ireo. Entana mora simba anefa ny lavanila.

2 hetsy Ariary ny kilaon'ny lavanila maitso eto Ambanja amin'izao, mirotsaka mijirika lavanila avokoa hatramin'ny solontenam-panjakana, ary misy manao fanararaotam-pahefana.

 

Publié dans Tselatra

Yanish Ismaël est aujourd'hui à son septième jour de captivité. Sa famille reste sans nouvelle de lui.

 

Publié dans Fil info

Après cinquante années d’existence, le Rotary Club de Toamasina fait le bilan de ses actions au niveau de la ville et de la région. Les Rotariens soutenus financièrement par la Fondation du Rotary International, par les Clubs Rotary du District 9220 de l’Océan Indien, de France et du Monde ont pu réaliser de nombreux projets humanitaires dans les domaines de l’adduction d’eau potable, de l’assainissement pour les familles des quartiers populaires, de la construction de plusieurs centres de santé, de la construction de plusieurs écoles, et de la réalisation de croisières humanitaires sur le canal des Pangalanes.

Publié dans A la Une