Filtrer les éléments par date : vendredi, 19 mai 2017
vendredi, 19 mai 2017 16:33

Bemarivo Ambony

La voix de la Population sera-t-elle entendue?

 

Publié dans Fil info

Efa niova toerana im-pito ny SEMIPI tao anatin'izay 94 taona izay, niova anarana in’enina.

Andiany 51 no efa nadalo tao amin'ny sekoly ary dia naseho ambany faneva ny marain'ity andro fankalazana ity ny andiany faha-52 antsoina hoe "ILAINA".

Andiany nanomboka tamin'ny taona 1960 no mankaty ireo tononina ireo.

Milaza ny Komandin'ny Sekoly, fa isan'ireo Sekoly Miaramila mbola mijoro ny eto Madagasikara, raha mitaha amin'ny any Afrika izay natsangana niaraka taminy, manodidina ny taona 1923.

Nanamarika ny fankalazana teto ny fanolorana ny asa fanavaozana ny toeram-piasana misy ny komandin'ny Sekoly izay tsangambato apetraky ny andiany faha-20. Ary nanome fampitaovana ara-panatanjahantena ho an'ny Sekoly ny Jeneraly talen'ny fitantanana eo anivon'ny Ministeran'ny Indostria.

Tonga nanatrika izany teto ireo fianakaviamben'ny mpianatra “Enfants de Troupe” tamin'izany fotoana izany sy ireo maintimolaly nanovo fianarana tao amin'ny Sekoly.

 

Publié dans Vaovao

En a marre de discours propagandistes et des promesses non tenues, la population de Sambava boudait la cérémonie d’inauguration de l’Hôtel de Ville réhabilitée.

 

Publié dans Fil info

Le gouvernement boude la cérémonie d’inauguration de l’unité de production d’Ethanol de l’Eglise Luthérienne de Madagascar (FLM) qui se déroule en ce moment dans la capitale de Vakinankaratra.

Même le ministre coach de la Région Pr Andriamanarivo Mamy Lalatiana n’y est présent.

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa