Filtrer les éléments par date : mardi, 16 mai 2017

Raikitra ny sakoroka teny amin’ny anjery manontolo io maraina io, teo amin’ny mpitandro ny filaminana sy ireo mpianatra.

Izany moa dia noho ny antony tsy fahampian’ny singa maro ho entina miatrika ny fianarana eo amin’ireo mpianatra eny, toy ny équipement, sy ny resaka connection izay efa nakana vola. Ka izany no antony nampitroatra ireto mpianatra ireto.

Nisy moa ny fandatsahana baomba mandatsa-dranomaso izay nalefan’ireo mpitandro ny filaminana, ny mpianatra etsy ankilany mitora-bato.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 16 mai 2017 22:06

Tsimbazaza: Fiaraha-miasa EISA

Natomboka androany ny atrik’asa izay karakarain’ny EISA (Institut Electoral pour une Démocratie Durable en Afrique) eny amin’ny Antenimieram-pirenena izay iarahana amin’ireo solombavam-bahoaka.

Ity fikambanana ity moa dia manentana hatrany ny miralenta eo amin'ny sehatra politika, mba andraisan'ny vehivavy anjara mavitrika amin'ny fifidianana sy hilatsahany ho olom-boafidy.

 

Publié dans Politique

Nitrangàna lozam-pifamoivoizana vokatry ny olana teo amin'ny hisatra ny marain'ity talata 16 mey ity. Teo amin'ny fiolanana teo Ambanimaso no nisehoan'izany. Fiara mitatitra olona mifanatrika amin'ny lalana midina misy hantsana eo amin'ny sisiny ireo niharan-doza ireo. Naratra ny mpandeha miisa 6 tao anatin'izany.

Mitohy hatrany ireo fisavàna tanterahin'ny Polisy eo amin'ny resaka fivezivezen'ny fiara sy ny fampiasana ny lalana saingy mahita hirika hitaterana foana ireo tompon'ny fiara na dia tsy tomombana aza ny lafiny ara-teknika.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 16 mai 2017 15:35

Qui diabolise la Russie ?

Depuis quelques mois une véritable campagne de dénigrements de la Russie s’installe dans les pays occidentaux. Cette charge est menée par les médias qui comparent le gouvernement russe et plus particulièrement le président de la Fédération de Russie Vladimir Poutine à la réincarnation du mal.

Publié dans A la Une
mardi, 16 mai 2017 13:20

Parent pauvre

Depuis l’an 2000, l’objectif à atteindre est l’Éducation pour tous (EPT). L’État a fait de l’éducation « une priorité nationale absolue » et définit l’enseignement et la formation malagasy comme des processus censés « préparer l’individu à une vie active intégrée dans le développement social, économique et culturel du pays ».

Mais est-ce la réalité ? La réponse est négative. Nul besoin de chiffres à l’appui pour affirmer que l’éducation est le parent pauvre de la Nation. Même un expert-comptable amateur saurait que si les dépenses totales de l’éducation par rapport au PIB tournent, égal ou inférieur à 2%, et par rapport aux dépenses totales de l’Etat, ils ne représentent que 19 %, cela signifie que l’éducation ne compte pas pour l’actuelle administration.

Et c'est ahurissant de voir dans le budget malagasy, que le parlement laisse passer comme une lettre à la poste, des Ecoles de base avec une mention ZERO en face du budget de l'école.

Publié dans Editorial

Ho fampandriana fahalemana iny ilany atsinanan'i Mahajanga iny no nanokafana ity « Poste Avancé » ity, ka hatolotra ny filoham-pokontany Antanimalandy ny alakamisy 18 mey izao ny fanalahidin'ity trano izay ahitana efitra roa miampy toeram-pialofana iray handraisan'olona ity.

 

Publié dans Tselatra

Hifamontoana ao aminy lapaben'ny Sebam Antanimalandy ny TGV Boeny amin’ny sabotsy 20 mey izao hankalaza ny taona vaovao 2017, araka ny fampahafantarana nataon’ny solombavam-bahoaka Rahantanirina Lalao na i Ninah nandritra ny fihaonan'ireo mpikatroka TGV eto Mahajanga tao Betamango ny sabotsy 13 mey teo.

Diabe hamakivaky ny tanàna miaraka amin'ireo salovana (lambahoany) mitovy loko famantarana ny TGV no hisantarana ny fety.

Hanafana ny lanonana ny mpanakanto kalaza toa an’i Rossy, Tsiliva.

Publié dans Tselatra

Fitakiana fampitaovana sy fahafahana mikirakira internet maimaimpoana ho an'ny mpianatra no isany mitarika izao hetsika miharo herisetra izao.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa