Filtrer les éléments par date : mardi, 25 avril 2017
mardi, 25 avril 2017 23:36

CCI Mahajanga

CCI Mahajanga : Eustratiou Mourad élu président pour un mandat de trois ans.

 

Publié dans Economie

Les électeurs ont voté pour François Fillon et Jean-Luc Mélenchon au premier Tour.

 

Publié dans Politique

Androany talata 25 aprily tolakandro teo no nisehoan’ny loza, teo anoloan’ny EKAR Antanamanjaka, 3km mahery miala an’Antsirabe manaraka iny lalam-pirenena faha-34 iny.

Moto Scooter iray no nifandona tamin’ny moto iray, teo ampisongonana fiara mpitatitra iray mampitohy an’i Betafo sy Antsirabe, ka samy naratra nitsirara teo amin’ny arabe ny mpitondra azy ireo.

Raha iny niala mba tsy hanitsaka ireo moto teo anoloany ilay fiara mpitatitra dia niezaka naka sisiny kinanjo nikodia tany anaty tatatra avy hatrany.
Tsy nisy ny aina nafoy na naratra tamin’ireo mpandeha tao anatiny, izay nahitana zaza kely, na dia nosokirana avy tao aoriana aza no namoahana azy ireo.

 

Publié dans Vaovao

Dix ans après la dernière élection, les membres de la Chambre de Commerce et de l’Industrie d’Anôsy ont procédé ce mardi 25 avril au renouvellement du bureau, composé de 28 membres, répartis sur trois collèges: commerce, service et industrie.

Sur les 780 inscrits, 465 ont exprimé leur choix, dont 279 pour la liste Goedra et 186 au FIVMPAFA.

 

Publié dans Economie

Harifidy Ramanandraibe, journaliste de la radio privée i-BC a été agressé hier par deux hommes sortant d’un véhicule tout terrain et lui ont insulté. La femme de la victime a réussi à les photographier, et la photo a été jointe avec une plainte.

 

Publié dans Fil info

Dans le cadre de la célébration du 45è année de la Coopération entre la Chine et Madagascar, une Exposition photographique a eu lieu à la Bibliothèque de l'Université d'Antananarivo ce mardi 25 avril 2017.

Publié dans A la Une

Retraitée depuis maintenant deux ans, Sahondra Rakotorahalahy est décédée hier des suites d’une longue maladie. L’enterrement se fera mercredi à Belanitra Ilafy après une cérémonie d'obsèques à l’EKAR Mahamasina-Antananarivo.

 

Publié dans Fil info

Roso tamin’ny fifidianana izay ho filohan’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria ny teto Vakinankaratra ny alatsinainy 24 aprily 2017. Ireo mpifidy vaventy niisa 34 izay nanaovana ny fifidianana moa no miatrika izany, izay ny solontenan’ny FIOVA sy ny FIVMPAMA no mandrafitra izany ka ny 24 dia avy tamin’ny FIOVA na ny Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra, ary ny 10 dia avy amin’ny FIVMPAMA na ny Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy.

Tsy niatrika izany anefa ny FIVMPAMA io alatsinainy io, saingy nambaran’ny FIOVA kosa fa feno ny fepetra ahafahana miroso amin’ny fifidianana ka dia roso izy ireo ary dia voafidy hitantana ity Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria ity i Dr Andrialalainarivo Antonio Anselme, filohan’ny Holafitry ny Farmasianina eto Vakinankaratra.

Publié dans Economie

Maresaka indray ny resaka taolam-paty eto Mahajanga. Vao omaly no nisy taolam-paty avy any Ambato Boeny nitadiavana mpividy teny amin'ny tobim-piantsonana zotra rezionaly. Ny maraina teo indray tokony ho tamin'ny efatra ora, teny amin'ny Fokontany Mahavoky Atsimo no nahitana taolampaty.

Lehilahy iray no tsikaritr'ireo andrimasom-pokonolona avy amin'ny lakankely iray avy any amin'ny Village Touristique mihazo an'i Mahavoky Atsimo. Toy ny mahazatra sakanana ary savaina ny olona mampiahiahy. Tsy mbola tonga tamin'io dingana io akory anefa fa vao nahatazana azy ireo ny lehilahy iray, avy hatrany dia nanipy ny entana nentiny ary nandositra. Nifanenjehana saingy tsy tratra. Rehefa nojerena ny zavatra tao anatin'ilay harona plastika mainty natsipiny dia hita fa taolampaty.

Publié dans Vaovao
mardi, 25 avril 2017 14:11

Sambava : Nosoloina ny Chef Cisco

Fahaverezana fitaovana toy ny ordinatera, raharaha izay tonga teny amin'ny Fitsarana nahavoarohirohy mpiasa miisa sivy, ary izao niafara tamin'ny fanoloana ny Chef Cisco izao. Nesorina i Totozandry Clément, nosoloina an'i Randriananahary Stellio. Vita io maraina io ny famindram.pahefana teo amin'ny roa tonta.

Publié dans Tselatra