Filtrer les éléments par date : lundi, 24 avril 2017
lundi, 24 avril 2017 22:17

Père Jiva Lucien

Père Jiva Lucien assassiné à Ambendrana Antsohihy.

 

Publié dans Fil info

Ny SECES (Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka sy Mpikaroka-Mpampianatra), manoloana ny toe-draharaha miseho eto amin’ny Tanindrazana iombonana dia:

- Mahatsapa fa voahitsakitsaka matetika ny Lalàmpanorenana, tsy voahaja ny tany tan-dalàna satria misy ireo sokajin’olona ao amin’ny fitondrana mametra-tena ho ambonin’ny Lalàna ary misy ireo vahoaka madinika natao hampiharana ny Lalàna velona eto Madagasikara; mandry andriran’antsy ny vahoaka maro an’isa; tafahitsoka
anaty hantsana lalina ny toekarena; tsy misy ny mangarahara eo amin’ny fitantanana ny raharaham-panjakana; voahitsakitsaka ny fahaleovan-tenan’ireo Andrim-panjakana sasantsasany; manjaka tanteraka ny gaboraraka sy ny tsy fandriam-pahalemana ary manginy fotsiny ny fitsaram-bahoaka miseho etsy sy eroa.

Publié dans Politique

Nantsoin’ny Bianco ihany koa ny rahavaviny ny alin’ny zoma faha 21 ny volana aprily 2017. Nigadonan’ny mpiasan’ny Bianco teny amin’ny « le buffet du jardin » Antaninarenina izay toerana isakafoanan’i senatera Andriamandavy Rina. Tamin’io fotoana io indrindra no nanoloran’ireto mpanao fanadiadiana ireto ny taratasy fiantsoana an-dRamatoa rahavavin’i Claudine Razaimamonjy.

Marihana fa vady andefomandrin’i senatera Andriamandavy Rina ity ramatoa vao nahazo fiantsoana ity.

Nangatsiaka avy hatrany, toa ny sosoa voatapo-drano i Atoa Senatera ary rava tampotampoka teo ilay fiarahany nisakafo tamin’ny namany.

 

Publié dans Tselatra

Ny 18 ka hatramin’ny 21 aprily 2017 dia niatrika fivoriana tany amin’ny Distrikan’ ny Fenoarivo be ny tanora Kristianina FJKM avy eto amin’ny sinaodan’Antananarivo.

Lohahevitra maro no niompanan’ny fiofanana ho an’ny tanora miisa roa arivo.

Voakasika tamin’izany lohahevitra izany ny tontolo ara-tsosialy, ara-toe-karena ary indrindra fa ny ara-panahy. Anisan’ny lohahevitra nodinihana ihany koa ny mikasika ny fikajiana ny tontolo iainana.

 

Publié dans Sociale
lundi, 24 avril 2017 17:31

Rationnel ou superstitieux

La Russie a toujours eu une histoire traversée de moments de drame et de gloire. Ce vaste pays, le plus étendu du monde, renferme d’énormes richesses qui ont toujours attirées les états voisins. Que ce soient les Orientaux (Sino-Mongols), Occidentaux (Vikings et Allemands) voire les Méridionaux (Arabo-Turcs) tous voulaient dominer l’immense Russie.

Les peuples habitant cette contrée géante à l’ouest comme à l’est de l’Oural, ont toujours été connus pour leur attirance à des superstitions de toute de sorte ainsi qu’à leur foi chrétienne orthodoxe deux fois millénaire. Cet état d’esprit a été forgé par les nombreuses invasions qu’ils ont dû subir. Néanmoins les Russes ont toujours connu des chefs fondateurs et rédempteurs tel qu’Ivan le Terrible, Pierre le Grand, Alexandre Ier…

Mais nous allons remonter son histoire il y a 100 ans. A la fin du 19ème siècle, la Russie nageait en pleine misère, son empereur Nicolas II (1894-1917) était tout sauf un monarque. Pour une Nation superstitieuse, le fait que son souverain n’avait pas un héritier mâle est un signe de malédiction. En 1903 pendant la canonisation du starets (saint) Séraphin à Sarov à laquelle assistait Nicolas II et sa royale famille, devant l'assistance réunie, un vagabond Grigori Efimovitch Raspoutine entre en transe et prédit la naissance d'un héritier mâle au trône impérial.

Publié dans Editorial

Tamin'ny alin'ny zoma 21 aprily teo no namaky fasana tany amin'ny tanàna atao hoe Ankaraobato ao amin'ny Distrikan'Ambato Boeny izy roalahy ireto niaraka tamin'ny namany hafa.

Ny sabotsy ampitson’io kosa dia niakatra avy hatrany teto Mahajanga izy ireo nitady mpividy.

Mbola vao teo amin'ny toby fiantsonan'ny taksiborosy zotra rezionaly anefa no efa nisy nampandre ny manampahefana fa misy olona mitondra entana mampiahiahy. Avy hatrany dia natao ny vela-pandrika ary nidina teny an-toerana ny polisy avy ao amin'ny Boriborintany voalohany. Hita teo tokoa ireo olona voalazan'ny mpanome loharanom-baovao ka natao ny fisavana, tratra tao anaty entan'izy ireo ny taolampaty miisa 8.

Publié dans Vaovao

L’Américaine Dawn Hetzel, Présidente Mondiale de la Jeune chambre internationale (JCI), sera en visite à Madagascar du 29 avril au 1er mai 2017.

 

Publié dans Fil info
lundi, 24 avril 2017 17:01

Fianarantsoa : Silence en eau trouble

Alors que l'actualité bouillonne autour de l'affaire Claudine Razaimamonjy, la capitale de la Haute Matsiatra tourne étrangement dans le silence et sans vague.

La population est plongée dans l'interrogation totale quant au vol du dimanche matin. Certains vont jusqu'à supposer l'impensable c'est-à-dire le retour de la conseillère spéciale du président. D'autres sont en état de veille suite au vol d'hélicoptère de ce matin lundi 24 avril.

Les événements organisés sous le parrainage de la dite personne posent d'autan plus de questions que de véritable assurance auprès des résidents.

Pour l'heure les dirigeants sont aux pieds d'oeuvre pour réaliser le Forum Economique Régional qui se tiendra le 26, 27 et 28 avril prochain.
Ce rendez-vous entrepreunarial est de ce fait attendu avec impatience tant sur le plan économique que politique.

 

Publié dans Sociale

Fanoherana ireo jiolahy nanafika ny Noviciat des Frères Mineurs Capucins teo Ambendrana Antsohihy ny alahady 23 Aprily 2017 tamin’ny iray ora maraina no namoizan’ny Père Supérieur Jiva Lucien ny ainy, ary koa namparatra mafy an’i Frera Jeremy.

Raha nandre ny kiririoka notsofin’ny Mompera Firoz, nahita ny fanimbana vavahady sy ny amboletran’ireo olon-dratsy, i Frera Jeremy dia nivoaka voalohany ary nifanehatra totohondry tamin’ny roa lahy mpanafika. Namaly tifitra ireo jiolahy rehefa tsy nahatohitra an’ilay mpiofana ho Frera. Nisolifatra teo amin’ny tratrany ny bala, namparatra azy.

Niditra an-tsehatra ihany koa i Père Supérieur Jiva Lucien. Nisy basim-borona teny an-tanany, tsy nanam-potoana namahanana ny basiny sa nentin’ny hamehana izy, fa dia ny herin-tsandriny no nampiasainy nandritra izay no nitifiran’ny jiolahy iray azy avy aty ivelany. Gorobaky ny bala ny vatany, nahazo ny fony ka maty tsy tra-drano i Mompera.

Publié dans Sociale
lundi, 24 avril 2017 16:43

Mahanoro : Trano 360 no may

Niharan-doza ny tao Sahanivanina fokontany Ambodimanga, Kaomonina ambanivohitra Tsaravinany, Distrikan’i Mahanoro . Ny alatsinainy 17 avrily hariva teo dia trano miisa 360 no nirehitra ary naharitra ora telo tsy an-kiato izany afo izany.

Kila hotohoto tsy nisy azo noraisina intsony ny fitaovana ilaina an-davan’andro rehetra ka mahatratra 779 ankehitriny no isan’ireo tsy manan-kialofana.

Miantso vonjy noho izany ireo mponina, fa ny mpianatra tsy misy mianatra, na ny ho raisina ho hanina tsy misy avokoa.

 

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2