Filtrer les éléments par date : samedi, 22 avril 2017
samedi, 22 avril 2017 23:50

Nosy-Be : Le CNRO a 40 ans

Le 40ème anniversaire du Centre National des Recherches Océanographiques est célébré ce samedi à l'île aux parfums, nos gouvernants profitent de cette occasion pour y passer le week-end avec ... l'argent du Peuple !

 

Publié dans Fil info
samedi, 22 avril 2017 22:43

CHAN: Lavon'ny Malagasy i Malawi

Nandresy 1 no 0 ny Barean’ny Madagasikara nanoloana ny ekipan’ny Malawi io tolakandro asabotsy io teny amin’ny kianja ben’ny Mahamasina.

Lalao izay tafiditra ao amin’ny CHAN izay fiadiana ny amboaran’ny Afrika izay tsy mampiasa ireo mpilalao matianina na ireo izay mila ravinahitra fa dia mpilalao ao amin’ny firenena niaviany ihany.

Fiodinana voalohany ity lalao ity ary mbola hisy ny lalao miverina izay atao any Malawi afaka tapa-bolana eo ho eo, nilaza ny mpanazatran’ireto tarika ireto fa dia tsy misy dikany aminy ny isa iray io satria dia mpanohana miisa telo alina no hiandry ny Barean’ny Madagasikara amin’io ary kianja vaovao izay ho tokanana ka dia ambony ny moraly eo amin’izy ireo hiatrika izany lalao miverina izany.

Publié dans A la Une

Tapa-kevitra ny Vahoaka aty Ambatofinandrahana, Faritra Amoron’i Mania fa hiaro tena manoloana ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-dahalo sesilany.

Tsy matahotra intsony mihitsy amin’izao ny dahalo miakatra an-tanàna, mandroaka omby ary mamono olona.

Mahatsiaro ho tsy voaaro ny ain’ny Vahoaka sy ny fananany ka dia handray ny andraikitra mifanandrify amin’izany izy ireo ary efa manomboka mivatsy basy ny ankamaroany rehefa tsy hita hantenaina ny mpitandro ny filaminana.

Mafana ny toe-draharaha aty an-toerana ary atahorana ny fifandonana mahery vaika, izay ahiana hiafara amin’ny rà mandriaka raha tsy misy ny fandraisana andaikitra haingana.

 

Publié dans Tselatra

Rehefa tsy mety ny atao, ny patsa iray aza hono tsy omby vava. Nohorakorahina izay tsy izy ny fandraisana ny fifanitsanana ny fiadiana ny amboaran’ny Afrika ho an’ny ekipam-pirenena amin’ny taranja rugby latsaky ny 20 taona etsy Mahamasina. Eo ambany fiahian’ny filoham-pirenena malagasy ny lalao ary dia tsy an-kiato ny dokam-barotra nentina nanindrahindra izany nandritra ny andro maromaro. Nisavoritaka ambony sy ambany ny televiziona nasionaly nampita mivantana ny lalao fa nanantena fahombiazana ho an’ny Maki de Madagascar ary indrindra koa laza tsara ho an’ny filoham-pirenena.

Publié dans Sport
samedi, 22 avril 2017 16:11

FIZAMAMA : Mitana ny fombandrazana

Ambohipihaonan'ny zanaka ampielezan'i Mananara sy Maroantsetra mivondrona ao amin'ny FI ZA MA MA (Fikambanan'ny Zanaky Mananara Maroantsetra) ao amin'ny Résidence Tournesol Andoharanofotsy Antananarivo Atsimondrano androany mifampiarahaba noho ny taona vaovao 2017.

Fihaonana izay anasongadinana ny fombandrazana toy ny fihinanana amin'ny ravinala na sotro na lasiety.

 

Publié dans Art et Culture
samedi, 22 avril 2017 10:31

Crise interne du Leader Fanilo

Le ministère de l’Intérieur renvoie le parti fondé par Herizo Razafimahaleo se conformer à son statut et son règlement intérieur.

Publié dans Fil info

Le ministère auprès de la présidence, chargé des mines et du pétrole, a sorti une lettre en date du 21 avril 2017 suspendant les activités minières de la société chinoise Gondowana Gems Sarl opérant à Ampandramitsivalana, Commune d'Andohanilakaka, Région Ihorombe pour non respect du Code minier.

Ceci intervient après le reportage et investigations menés par les journalistes malagasy qui ont dévoilé les dessous de cette exploitation et la galère endurée par la population faces aux agissements des chinois et de leurs complices malagasy.

Publié dans Fil info
samedi, 22 avril 2017 10:23

22 avril

Journée Mondiale de la Terre.

Publié dans Fil info