Filtrer les éléments par date : dimanche, 02 avril 2017
dimanche, 02 avril 2017 23:27

Fouilles économiques: Branle-bas à Ivato

La tension monte au niveau du tarmac de l’aéroport international d’Ivato. Les Douaniers et la Gendarmerie Nationale s’engagent dans un bras de fer pour les fouilles économiques aux passagers d’Ivato.

Les syndicalistes, au niveau des membres du personnel du service de la Douane persistent et signent que les fouilles économiques ne doivent se faire qu’uniquement que par des Douaniers.

Un autre son de cloche venant de la Circonscription Régionale d’Antananarivo sise à Ankadilalana vient de se faire entendre que les fouilles économiques à Ivato sont attribuées à la Gendarmerie Nationale comme la loi les prédit. « Il appartient donc à l’Assemblée Nationale d’amender cette loi si besoin est, mais non à cause des bons vouloirs des syndicalistes » a–soutenu le Général de brigade Florens Rakotomahanina, Commandant de la CR GN d’Antananarivo.

 

Publié dans Fil info

Etant donné que le jour du 2 avril 2017 tombe le dimanche, le corps des bérets noirs ont décidé le samedi 1 er avril, la journée nationale de la gendarmerie malagasy.

Diverses manifestations ont marqué la journée. Le don de sang effectué par des Gendarmes à l’hôpital militaire de Soavinandriana entre autres. Un geste très significatif vis-à-vis de patients qui ont tant besoin des poches de sangs dans cette hôpital. Notons qu’une poche de sang se vendent à 80.000 ariary dans les marchés noirs alors qu’une banque de sang devrait fournir gratuitement des sangs aux malades nécessiteux contre une donation de sang de quelques membres de la famille du patient.

Publié dans Sociale
dimanche, 02 avril 2017 23:14

2 Aprily : Andron'ny Zandarimariam-pirenena

Marihina anio ny tsingerintaona faha-58 nandraisan'ny Malagasy ny fibaikoana ny Zandarimariam-pirenena.

Ny 2 aprily 1969 ny Kolonely Ratsimandrava Richard no manamboninahitra Malagasy voalohany teo amin'izany toerana izany.

 

Publié dans Tselatra

Fanao isaky ny 28 ka hatramin’ny 03 volana manaraka ny tsenan'omby. Mifamotoana eny an-tsenan'Ankilipisikina ireo mpiompy avy any amin’ireo Kaominina enina ato amin’ity Distrika iray ao amin’ny Faritra Melaky ity sy ireo mpandraharaha antsoina hoe : Patron'omby.

Marihina fa eny no ahazoana alalana manao fifampivarotana eto amin’ny Distrika ka efa napetraka ela ny atao hoe : Guichet Unique handoavana ireo vola rehetra aloa na ny an’ny Kaominina na ireo CAA izay mikarakara ny Fiche Individuelle de Bovidé.

Tonga eny koa ireo mpitandro ny filaminana manao ny fanamarinana ara-taratasy ny maha omby madio ireo amidy; misy koa ny fikarakarana ny taratasy manamarina fa salama sy vita vaksiny ireo omby mivoaka ary manaraka izany ny fametrahana ny kavin'omby.

Publié dans Economie

Nanao tombana ny tetikasa “Voatra Asa” ny fivondronam-ben’ny fikambanan’ny Jamba eto Madagasikara ny zoma teo.

Tanjona, hoy Atoa Ratobiniarana Haingo, filohan’ny fikambanana sady mpandrindra ny tetikasa, ny handrefesana ny fampandraisana anjara ireo sehatrasa maro amin’ny fampidirana ireny olona manana fahasembanana ireny hiasa mba tsy ho vesatra ho an’ny fiaraha-monina.

Miditra amin’ny dingana faha-3 ny tetikasa amin’izao fotoana ary Faritra efatra ankehitriny no iasany dia i Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Matsiatra Ambony ary Atsimo Andrefana.

Mbola vitsy ireo olona manana fahasembanana ara-pahitana na jamba tafiditra eo amin’ny sehatry ny asa. Miisa 646 ny olona jamba efa fantatra amin’ireo faritra 4 iasan’ny fikambanana ka ny 250 no hiasan’ny fikambanana amin’ny alalan’ireo tohana isan-karazany sy nomena fiofanana ihany koa.

 

Publié dans Sociale

Andian-jiolahy ampolony no nanafika toerana misy relijiozy iray ao Antsirabe II, Vakinankaratra halina. Tovovavy mpiofana miisa telo sy teratany vahiny iray no niharan'ny herisetra ara-nofo nandritra ny fanafihana.

Norobain'ireo jiolahy ny entana, ary lasa tamin'izany koa ny vola manodidina ny 15 tapitrisa Ariary.

 

Publié dans Tselatra

Ho fankalazana ny faha 15 taonan’ny Saloma ( Sekoly Alahady) FLM Androhibe Finoana dia mikarakara fampisehoana tokana ireo ankizy madinika ao amin’ity Saloma ity ny alahady faha 9 aprily 2017 ao amin’ny DOM RTA Ankorondrano.

Hanotrona ireto ankizy madinika ireto amin’izany ny antoko-mpihira Tanora Masina Itaosy sy ny antoko-mpihiran’ny Fiangonana FLM Ambatovinaky.

Ny vola ho azo amin’ity hetsika ity dia harotsaka manontolo hividianana dabilio ho an’ny fiangonana ho mariky ny fankalazana ny faha 15 taona.

 

Publié dans Sociale

Nanao fitafy malagasy ireo mpianatra sy mpanabe tao amin'ny CSFX ny tontolo andron'ny 31 marsa lasa teo. Izany no natao dia mba amohazana hatrany ny rehareha maha-malagasy ao antsain'ireo mpianatra miatrika ny fanatontoloana.

Nisy ny volana ara-kolontsaina sy ara-panatanjahanteny nomarihin'ny kolejy nandritra ny marsa manontolo. Ka nofaranana tamin'izao hetsika izao io fanentanana io.

Telo taona no nanaovana ny hetsika tahaka izao eo anivon'ny kolejy.

Mitoetra ho fanairana ny hambompom-pirenena izany amin'izao vanimpotoana fisokafana amin'ny alalan'ny teknolojia vaovao izao.

 

Publié dans Art et Culture

Teo Ampefiloha Ambodirano anio alahady tokony tamin'ny 4 ora maraina no nikasa ho any amin'ny étoile rouge, makany 67ha, ka tsy nahita lalana satria tapaka io lalana io dia niverina nanao marche arrière. Nihotsaka tsy nahazaka ity fiara anefa ny morondrano ka dia latsaka ilay 4x4.

Tsy nisy naratra fa dia nandro vao maraina na ny mpandeha na ny fiara.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa