Filtrer les éléments par date : lundi, 17 avril 2017

L’affaire Claudine Razaimamonjy a été évoquée sur la chaîne internationale BBC (British Broadcasting Corporation). Lors de son journal du soir en version française, la radio BBC a soutenu que leurs journalistes ont demandé auprès de l’autorité mauricienne si Claudine Razaimamonjy se trouve toujours à Maurice mais aucune information officielle leur a été fournie selon la chaîne internationale.

Paul Berenger, le leader de l’opposition mauricienne a pourtant, pour sa part, précisé que l’Etat mauricien devra s’exprimer sur le cas de Claudine Razaimamonjy afin d’éviter tout malentendu.

Publié dans Politique

Maro ny toerana mahazatra falehan'ny mponin'i Fianarantsoa rehefa vaninandro tahaka izao, toa ny eny amin'ny point de vue, eny Anosy, eny Manovoriaka, amin'ireny hetsika maro isan-karazany ireny. Fa ny isan'ny fihetsika tsy miova dia ny fankanesana ao amin'ny toerana fandraisambahiny lehibe misy fialamboly iray eto an-tanàna.

Ankoatra ny lalao sy lomano atao ao an-toerana dia mitombo izay tsy izy ny mpaka sary ao amin'io toerana io na dia maro aza ny mipika sary amin'ny finday. Filaharana mihoatra ny mahazatra ny teo amin'ny LaboMen.

Misy amin'ireo fianakaviana no nisafidy ny hijanona an-trano. Nilamina ny fety amin'ny ankapobeny.

 

Publié dans Tselatra

Hatramin'ny omaly andro Paska, efa an'arivony ny mpitsangatsangana nihazo ny Grand Pavois sy ny Petite Plage hitsangatsangana.

Androany alatsinainin'ny Paska kosa dia saika nirohotra namonjy moron-dranomasina avokoa ny mponin'i Mahajanga sy ireo vahiny mpialasasatra.

Ny eny amin'ny Petite Plage Amborovy no tena mahazatra ny maro ary safidy voalohan'ireo mpitsangatsangana noho izy tongan'ny bus izay takatry ny rehetra ny sarany. Tsy vitsy kosa anefa no te hiala amin'ny hamaroan'ny olona ka nisafidy ny tany amin'ny Grand Pavois na Antsanitia na ihany koa Zahamotel.

Ny fitaterana no tena nanahirana sy nampitaraina ny maro. Tsy maharaka ny hamaroan'ny olona mivezivezy ny fiara fitateram-bahoaka na dia efa misy aza ny fanampiana ataon'ny kaoperativa hafa an'ireo zotra miasa mampitohy ireo toerana misy torapasika.

Publié dans Tselatra
lundi, 17 avril 2017 22:30

Alatsinain'ny Paska: Nilamina

Nilamina ihany tamin'ny ankapobeny na dia teo ihany aza ny tsy fahan-driampahalemana sy ny adiady.

Raha ny teny amin'ny kianja annexe Mahamasina dia vory olona tokoa, izay nafanain-dry Daddy Love, Krutambul, Princia, Sarobidy sy Christian K, Tence Mena, ary ry Black Nadia sy ny ekipany.

 

Publié dans Tselatra

Les Urgences de l'hôpital HJRA ont été saturés depuis hier, surtout ce lundi des Pâques.

On recense 7 morts, bilan provisoire de 15h.

 

Publié dans Fil info
lundi, 17 avril 2017 20:05

By-passe: Miandahy miambavy ireo mamo

Betsaka noho ny isan-taona ny mpitsangatsangana teny amin'ny By-passe Antananarivo androany.

Niavaka tamin'ity raha betsaka ireo mamo, ka miandahy miambavy mihitsy izy ireo izay nobataina fotsiny fa tsy mahatsiaro tena intsony.



Publié dans Tselatra
lundi, 17 avril 2017 18:53

Pâques de la misère

Même si la célébration pascale n’atteint pas une intensité égale à celles des fins d’années, on peut dire que cette année ,Pâques est celle de la misère.

Chaque année les homélies du dimanche pascal des Églises vantent des « Pâques de la victoire » en référence à la célébration de la Résurrection christique. Mais si Jésus a vaincu la mort selon la foi chrétienne, une chose est sûre les Malagasy nagent encore en plein misère.

Depuis des lustres ils attendent la fin de leurs souffrances, on parle que d’un passé meilleur que le présent ! Depuis plus de deux décennies que les temples font deux offices par dimanche, que certains olibrius se déclarent « prophètes », « grands prêtres » au minimum « pasteurs », sans oublier la multiplicité des sectes, mais la nation nage dans la pauvreté.

Pourtant notre île est parmi les plus riches de la planète. Des débats d’idées sont organisés ici et là pour comprendre le pourquoi de cette misère et quelles sont les solutions. En y regardant de près on constate que nos élites parlent dans le vide et leurs manières d’aborder les problèmes ressemblent plus aux sermons dominicaux qu’une approche pragmatique des réalités.

Publié dans Editorial

Nihena tsy toy ny isan-taona ny isan'ireo mpitsangatsangana tonga ety amin'ny torapasika Antsanitia tamin'ity fialan-tsasatry ny Paska 2017 ity.

Ny haratsian-dalana no tena antony iray mahavitsy ny mpitsidika ity toeram-pitsangatsangana isany mampalaza an’i Mahajanga ity. Vao miala eo Amborovy dia efa ratsy ny lalana ary sarotra ho an'ny fiara iva, manampy trotraka koa ny fasika izay mampilentika ny fiara ankoatra ireo fiara tsy mataho-dalana.

 

Publié dans Tselatra

Il a perdu le contrôle de sa moto hier dimanche des Pâques, et s’est renversé au moment de passage d’un taxi-brousse. Le drame était inévitable !

 

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa