Filtrer les éléments par date : mercredi, 12 avril 2017

Une réunion s’est tenue cet après-midi à laquelle ont participé les différents responsables de la communauté indienne, suite à l’enlèvement de Firoze Nourbhay, un jeune Karana, garçon de 16 ans, d’hier vers 6h30 à Andranomena au moment où cet élève du Lycée français Ambatobe attendait le bus scolaire qui le conduit chaque jour au Lycée.

Il a été décidé à l’issue de cette réunion qu’un grand rassemblement se tiendra au Lycée français Ambatobe ce jeudi 13 avril à midi afin de montrer notre solidarité et soutien au mouvement général.

 

Publié dans Fil info

Nanao fanambarana ny Biraon’ny Filankevitry ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara tamin’ny alalan’ny filohany Rakotonirina Gérard sy ny Fikambanan’ny Mpaka Sary an-gazety eto Madagasikara (CRIMAD) tarihin-dRakotondrazaka Hery, manameloka ny fihetsika feno herisetra sy habibiana nataon’i Nivo Ratiarison, Talen’ny kabinetra teo anivon’ny ministeran’ny Serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana sy ny olona iray niaraka taminy, noho ny raharaham-pitsarana nahazo azy, natao tamin’ny mpanao gazety Randrianarison Harilala avy amin’ny Madagate.com.

Vaky tamin’izany moa ny fakantsary ary mbola nisy fandrahonana nataon’ilay olona voaheloka nandritra izany fotoana izany.

Publié dans Vaovao

Mpanakanto mpikambana ao amin'ny tarika ZMG i Rinah. Hisolotena an'i Madagasikara any Allemagne ao anaty fifaninanana fitendrena angorodao izay hotontosaina ny 17 aprily ka hatramin'ny 26 mey ny hetsika.

Isan'ireo mpitendry mozika sy mpanakanto ny mozika ba gasy i Rinah. Miara-miasa amin'ny tarika Oladad ihany koa izy.
Daty enina no iakarany an-tsehatra amin'izany fihaonana iraisam-pirenena izany.

 

 

Publié dans Art et Culture

Ndeha hiala sasatra no nandehanan'izy ireo tany amin'ity tanana iray amin'iny faritra Ranomafana Ambolo ity, nefa dia fahafatesana no nitsena azy ireo.

Teo am-pihadiana manjarano (mica) iny indrindra izy ireo ny sabotsy teo, ary efa nahavita lavaka sahabo ho 6 metatra, no nihotsaka tampoka ny tany. Tavela tao izy telo lahy ary tsy nisy nahazo natao na niezaka namonjy ihany aza ny Fokonolona.

Mbola tanora erotrerony, 20, 21 ary 23 taona ireto niharam-boina.

 

Publié dans Tselatra

Le désormais ex-directeur de Cabinet du ministre de la Communication et des relations avec les Institutions est poursuivi pour détournement de fonds public, de faux et usage de faux et d’abus de fonction.

Il écope d’une peine de cinq de travaux forcés et 80 millions d’Ariary d’amende. La chef de service commercial et marketing de l’Ortm, sa coaccusée se verra infliger elle aussi la même peine, avec interdiction d’exercer dans la fonction publique. La Cour Criminelle a accordé le bénéfice du doute à deux autres personnes impliquées dans cette affaire. Une cinquième personne est acquittée purement et simplement.

 

Publié dans A la Une

Firoze Nourbhay, un garçon de 16 ans, élève en 1ère STMG du Lycée français d'Antananarivo a été enlevé ce matin alors qu'il attendait le bus scolaire qui le conduit chaque jour au Lycée.

Sous les yeux de ses camarades qui ont vu l'acte à travers les vitres du bus qui était à l'approche, des bandits armés se sont emparés de Firoze et l'ont contraint à monter dans un 4x4.

Ce n'est malheureusement pas la première fois qu'un mineur est victime de ces enlèvements crapuleux : de tels faits se sont déjà produits, notamment à Toamasina et à Toliara. La semaine dernière, une femme d'origine indienne a été abattue d'une balle dans la tête par des voleurs à la tire qui lui ont arraché son sac et quelques billets, pour une poignée d'ariary.

Publié dans Sociale

Ny maraina teo tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany no nitranga ny loza. 50 tafo no indray kilan’ny afo ary tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra tao. Trano vita amin’ny akora satrana ny tafon'ireo trano kilan’ny afo ireo ary izay no nanamora ny fiparitahan’ny afo tamin’ireo trano mifanakaiky.

Tsy fantatra mazava izay tena loharano nipoiran’ny afo fa ny trano iray efa nirehitra vao taitra ny rehetra. Nifarimbona namono ny afo ny vahoaka sy ny mpamonjy voina. Aman-jatony ireo fianakaviana traboina vokatr’ity haintrano tao Aranta ity.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 12 avril 2017 12:44

12 avril

Journée internationale du vol spatial habité.

Publié dans Fil info

Tonga aty Maroantsetra ny manampahaizana manokana avy amin'ny Birao nasionaly misahana ny loza (BNGRC), hanao fanadihadiana ny toerana hamindrana ireo olona avy amin'ilay Fokontany Ambodiaramy, Kaominina Ambinanitelo, nahafatesana olona 8 vokatry ny fihotsahan’ny tany nateraky ny fijojon’ny orana ny zoma 31 martsa 2017.

Hatao ny fanadihadiana ilay toerana sao mbola hitera-doza amin'ny manaraka.

Publié dans Tselatra

Nitombo isa ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana BEPC amin’ity taona 2017 ity ato amin’ny fari-piadidim-pampianarana Mahajanga I. Tafakatra 5.345 ireo voasoratra anarana raha 5.203 izany ny tamin’ny taon-dasa, ka 2.333 ireo nisafidy ny sokajy A ary 3.012 ireo sokajy B.

Hitsinjara amin’ny efitranom-panadinana 168 ireo kandida ny 3, 4, 5 ary 6 jolay ho avy izao hanatanterahina ny fanadinana BEPC.

Ny herinandro mialohan’ny fanadinana no hozaraina ny taratasy fiantsoana ny mpiadina hiatrika izany.

Marihina fa nifarana tamin’ny 31 martsa teo ny fisoratana anarana ho an’ireo mpianatra izay hanala ny fanadinana BEPC amin’ity taona ity.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa