Filtrer les éléments par date : samedi, 01 avril 2017

Un magasin de pneumatique à Ambodivona-Antananarivo est la cible de bandits armés, juste après son ouverture ce matin.

Les bandits sont entrés comme des clients. Une fois à l’intérieur, un d’entre eux a blessé un employé à l’aide d’une barre à mine, un autre a brandit son arme pour menacer les autres employés avant de prendre tout l'argent des tiroirs-caisses.

Les bandits ont emporté 12 millions d’Ariary et deux téléphones portables du magasin et d’un employé.

Selon le témoignage d’un employé du magasin, deux des bandits sont des vigiles du magasin cambriolé. L’enregistrement vidéos par la camera de surveillance facilitera la tâche des enquêteurs pour les retrouver.

 

Publié dans Sociale

Les nouveaux tarifs sont appliqués depuis ce matin. Ainsi avec une hausse de 30 Ariary, désormais le prix du gas-oil devient 3260 Ariary, l’essence est à 3840 Ariary le litre, soit une hausse de 40 Ariary. Seul, le prix du pétrole lampant n’a pas bougé, Il reste à 2370 Ariary.

 

Publié dans Fil info

Une forte pluie s’est abattue sur Maroantsetra depuis hier, provoquant un glissement de terrain. Au moins 20 maisons ont été détruites. Huit personnes ont été ensevelies par la boue dans leur maison, six autres ont été blessées.

Le drame s’est produit vendredi soir à Ambodivoahafotra, Fokontany Ambodiaramy, Commune Rurale d’Ambinanitelo.

 

Publié dans Fil info
samedi, 01 avril 2017 19:21

Etat de Droit ?

De qui se moque-t-on dans ce pays ? 96% des Malagasy crèvent de faim et on leur parle de chimères. Un général et homme politique a bien dit : « je n’ai jamais vu un seul pays du Sud que la Banque Mondiale a pu sortir de la pauvreté ».

Il a bien raison car à l’exception du Japon après sa défaite de 1945, aucun Etat n’a pu se défaire de la misère avec les ajustements structurels et les conditionnalités pour quelques millions de dollars de…prêts.

La quasi-totalité de nos richesses minières et bien d’autres sont mises sous caution afin d’obtenir des miettes d’emprunt. Même nous, les Malagasy, ne savons pas à combien se chiffrent nos biens sur terre, sous terre et maritime, certainement des milliers de milliards de dollar.

Alors que les emprunts n’ont pas dépassé les 7 milliards de dollars ! Pas besoin d’être un expert-comptable pour comprendre le déséquilibre. Malheureusement une partie de nos élites sont atteints par le virus de l’endormissement envoyé par nos vrais bailleurs de fonds : l’Occident !

Publié dans Editorial
samedi, 01 avril 2017 19:14

Moramanga: Mila fanavaozana ny fonja

Efa mila fanavaozana tanteraka ny fonjan’ny Moramanga izay efa osa tokoa. Feno tanteraka ny fonja, izay tsy mifanaraka amin’ny fenitra arahina, koa dia ilaina ny manavao izany.

Marihina moa fa olona manodidina ny tanànan’ny Moramanga ireo voafonja ao.

 

Publié dans Sociale

Mahagaga tokoa fa na dia ho tokony hiena aza ny isan’ireo Bekotro maroholatra izay nitolona tamin’ny 1947 dia nitombo isa izy ireo amin’izao taona 2017 izao.

Mitsipaka avy hatrany ireo mpiandraikitra eo anivon’ity fikambanana ity ny tsy handray ireo vao hiditra satria dia efa nambaran’izy ireo fa efa tany amin’ny taona 2013 tany no fara-fampidirana ho mpikambana.

Tsy fantatra mazava anefa ny tena marina ny amin’izy ity. Moa ve tena mpitolona tokoa ireo vao nisoratra anarana tamin’ity taona ity, misy aza ny sasany dia hita mbola tanora tokoa?

Sao misy fijerena manokana ny politikam-panjakana momba ny be antitra, fa manjary betsaka ny te hialokaloka ao ambanin'izany bekotro izany noho ny tsy fisian'ny politika matotra hiarovana sy hanampiana ireo Ray amandreny nahitana masoandro.

 

Publié dans Sociale

Nisy mpivaro-mandeha roa lahy nandro teo amin’ny reniranon’i Bemarivo ny zoma maraina 31 marsa 2017. Tampoka teo anefa dia nilentika ny iray ka iny no nanaitra ny namany teny amin’ny sisiny. Mandra-piantsoana Fokonolona dia efa tsy hita intsony fa lasa natelin’ny rano izy.

Voatery notadiavana lakana maromaro ary niaraka nisalahy ny Fokonolona tao Amboangibe nitadiavana azy. Tamin’ny 10 ora maraina teo vao hita teo amin’ny vinany Tsialaindroa Amboangibe i Rolland, indrisy efa maty.

25 taona izy ary avy any Antsirabe Antananarivo.

 

Publié dans Tselatra

Io no nentin'izy ireo nisantarana ny Andron'ny Zandarimaria, marihina isaky ny 2 aprily, ahatsiarovana ny nandraisan'ny kolonely Richard Ratsimandrava, izay Malagasy voalohany nandray ny fibaikoana ny Zandarimariam-pirenena ny 2 aprily 1969.

"Zandary miasa ho an'ny Vahoaka", no lohahevitry ny fankalazana amin'ity.

 

Publié dans Sociale

Tonga namonjy ny fampisehoana teto Fianarantsoa ireo mpankafy maromaro avy amin'ny faritra hafa manodidina omaly 31 marsa 2017. Mitohy ny andron'ny alahady ny fiarahan'ity tarika manamarika ny 45 taona niakarany an-tsehatra ity eto an-toerana.

Tsy nanavahana mpanao politika na mpitantana fanjakana na olon-tsotra ny fanatrehana ny cabaret tontosa tao amin'ny Ballroom Soafia ny alin'ny zoma lasa teo.

Isan'ny mpanakanto mahavory olona maro hatrany eto amin'ny tanànan'i Fianarantsoa i Mahaleo raha i Ambondrona no matetika mahafeno toerana filanonana sy kianja goavana.

Afa-po tanteraka ireo mpankafy ary naneho fandraisana hafa mihitsy tamin'ity indray mitoraka ity rehefa mihira sy mampiakatra feo i Fafah.

Publié dans Art et Culture

Nanao fanambarana ny solombavahoaka Rahantanirina Lalao dit Nina, avy amin'ny vondrona MAPAR fa tsy hanaiky ny fampiatoana amin'ny asany ny Ben'ny Tanànan'i Mahajanga, Andriatomanga Mokthar Salim.

Namory ireo mpomba ny filoha Andry Rajoelina teny amin'ny tranony teny Betamanga ramatoa Sokombavam-bahoaka androany ary nanambara fa misy mpamadika amin'ireo mpanolotsaina MAPAR ary efa hitam-poko hitam-pirenena ny kravaty manga iambozonan'izy ireo amin'izao.

Tsy maintsy ho esorina raha ny nambarany ireo mpanolotsaina ireo.

Tsy hipetra-potsiny ny TGV MAPAR eto Mahajanga manoloana izao toe-draharaha izao.

Publié dans Politique
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa