Filtrer les éléments par date : jeudi, 09 mars 2017

La Sisaony sort de son lit, provoquant la rupture d’une digue à Andrefan’Ambohimandroso, à 500m de la RN1 à Fenoarivo Atsimondrano

Plusieurs centaines d’hectare de rizière sont sous les eaux depuis ce midi.

 

Publié dans Fil info

Tsy nahasakana ny fankalazana ny fetin’ny 8 marsa ny tsy fandehanan'ny jiron'ny Jirama eto Antsalova, noho ny fahasimban’ny milina rehefa nipoahan’ny varatra.

Nilaza ny tomponandraikitry ny Jirama fa ho avy ato ho ato ny “dépanneur” avy any Maintirano. Horavana tanteraka ilay milina ka hamboarina. Mety haharitra ny fanamboarana.

Ny fahorian'ny sasany tokoa dia fifaliana ho an'ny sasany; miditra ny vola ho an'ireo manana “panneau solaire” satria dia 500 Ar no mamahana finday.

 

Publié dans Tselatra

Tamin-kafaliana no nandraisan’ny mponina taty Amboasary Atsimo, Faritra Anôsy, ny rotsak’orana nentin’ny rivodoza Enawo.

Manararaotra mamboly ireo tantsaha.

Publié dans Tselatra

Nanatanteraka fidinana amin'ireo sekoly misy eto an-toerana ny talem -paritry ny fanabeazam-pirenena ity andron'ny 9 marsa ity.

Fanapahan-kevitra telo no nivoaka taorian'izany.

Noho ny fiakaran'ny rano sy ny ahiahy momba ireo fotodrafitrasa fianarana dia ny alatsinainy 13 marsa ho avy izao vao miverina an-tsekoly ny mpianatra.

Ankoatra'izay dia manome baiko ny tale-tsekoly rehetra ny Dren eto Matsiatra Ambony mba hanao tatitra miaraka amin'ny sary fanehoana ireo fahasimbana misy amin'ny toeram-pianarana tantanany.

Tapaka ambonin'izay fa afaka mandray traboina daholo rehefa sekoly angatahana izany.

Hatreto dia tsy mbola misy asa fandrindrana sy fandaminana mialoha sy mandritra ny fandalovan'ny rivodoza nataon'ny ratsamangaikan'ny BNGRC aty an-toerana.

 

Publié dans Vaovao

Tsy mitsahatra miakatra ny reniranon'Ikopa izay mandalo etsy Androndrakely.

Ahiana ho safodrano ireny toerana manamorina ny renirano ireny, ahiana koa ny ahavaky ny fefiloha.

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 09 mars 2017 19:27

La Reunion kely: Traboina avokoa

Difotry ny rano i La Réunion kely ary dia traboina avokoa ireo efa tsy manan-trano andavan'andro.

 

Publié dans Tselatra

Mitoby etsy amin’ny ANS Ampefiloha avokoa ireo olona tra-boina vokatry ny rivo-doza ENAWO.

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 09 mars 2017 17:03

Toliara : Mibaliaka ny masoandro

Tsara ny andro eto Toliara ary mibaliaka ny masoandro. Maro ny vehivavy vory hankalaza ny andron'ny 8 martsa, saingy nofoanana tamin'ny ora farany izany ho firaisankina amin'ireo fianakaviana namoy havana sy fananana noho ny rivodoza Enawo izay nahafatesana olona.

Publié dans Tselatra

Potika 100% ny fambolena, 80% ny trano fonenana ka ny 20% anaty rano. Olona iray namoy ny ainy tao belle rose, nianjera avy eny ambony manga. Ireo no tatitra vonjimaika voaray vokatry ny fandalovan'ny rivodoza tao Antalaha, izay Distrika nidiran'i Enawo.

Publié dans Tselatra
jeudi, 09 mars 2017 15:57

Espèce de caméléons

L'île de Madagascar est en effet souvent considérée comme le berceau des caméléons. Ils font partie des sauriens (lézards), leur nom scientifique est Chamaeleonidae. Il y a environ 200 espèces dans notre pays mais une qui n’a pas été répertoriée est le Chamaeleonidaepoliticus (caméléon politique !). Les caméléons sont connus pour leur capacité à changer de couleur afin de se camoufler et/ou faire une communication sociale. Cette caractéristique est assez remarquable chez la variété caméléon politique car on change de couleur pour être toujours de la partie lors d’un changement de régime ou de République.

Nul n’a oublié que les PADSM sont devenus PSD (antimarxiste et antinationaliste) ensuite AREMA (pseudo-marxisant nationaliste) en moins de 15 ans (1960-75), ensuite UNDD, re-AREMA et enfin TIM à l’aube de leur vie. Ils se « camouflent » pour mieux amasser des fortunes sur le dos de leurs concitoyens. Pour cela il faut surfer sur les vagues porteuses politiques afin d’avoir une communication sociale démontrant qu’ils sont toujours au top de la société (villas, plusieurs concubines,…).

Publié dans Editorial
Page 2 sur 4