Filtrer les éléments par date : jeudi, 09 mars 2017
jeudi, 09 mars 2017 22:33

Johnny Halliday: Atteint de cancer

Le Rockeur mythique Johnny Halliday, avec ses 73 ans, a annoncé qu'il se soigne contre le cancer. Son ami, Jean-Claude Darmon, assure qu'il va bien et promet qu'il sera sur scène comme prévu début juin.

 

 

Publié dans Art et Culture

Ny olona mitebiteby amin’izay ateraky ny rivodoza Enawo nandalo taty Ikalamavony, ny dahalo ihany koa nanao ny nataony.

Omby maherin'ny 20 no noraofin'ny andian-dahalo nirongo basy androany alakamisy 9 marsa maraina, tokony ho tamin’ny 9ora, tao an-tananan'Ambatovaky, Fokontany Tamboretina, 8km mialoha ny hidirana ny Kaominina Mangidy raha ho any amin’ny Distrikan’Ikalamavony avy aty Atsinanana.

Tsy nisy azon’ny Fokonolona natao fa dia notazanim-potsiny; antony, enjana ny fitaovam-piadiana entin'ny dahalo.

 

Publié dans Vaovao

Une délégation du Système des Nations Unies à Madagascar dirigée par le Coordonnateur résident Violette Kakyomya et composée des Représentants résidents du PAM et de l’UNICEF et des missionnaires de l’UNOCHA/UNDAC est actuellement dans le Nord de Madagascar, visitant les localités victimes du passage du cyclone Enawo le 7 mars 2017.

Le survol aérien des sites a montré l’importance des dégâts et des pertes laissés par Enawo notamment à Maroantsetra. Les populations locales avec l’appui des acteurs humanitaires ont commencé les premières réponses d’urgences et poursuivi les évaluations post-cycloniques.

Publié dans Sociale

Randriamanantany Zely Arivelo est nommé Directeur du Centre National de Transfusion Sanguine auprès du Ministère de la Santé Publique en remplacement au Dr Herisoa Raft Fortunée, limogée.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 09 mars 2017 21:55

Conseil des ministres

Nomination de Erick Michel Wouli Soumah Idrissa, Directeur Général de la Police Nationale auprès du Ministère de la Sécurité Publique.

 

Publié dans Fil info

Simba ny 30%-n’ny voly lavanila ao amin’ny kaominina Bemanevika taorian’ny fandalovan’ny rivodoza ENAWO teto Sambava ny 07 marsa 2017 iny. Io no tarehimarika navoakan’ny Kaominina.

Ireo mpamboly moa nilaza fa tapaka ny tahon’ny lavanila ka voatery ambolena indray ireny tahon-davanila izay efa misy voany ireny, na izany aza dia kely ny finoana ny hahazoana vokatra tsara amin’ireny.

Manahy izahay, hoy ny mpamboly fa afaka fotoana fohy dia hiraraka ny voan’ny lavanila noho izy tratry ny rivomahery.

Publié dans Sociale

Maroantsetra est une des villes côtières Malagasy lourdement touchées par le cyclone tropical ENAWO.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 09 mars 2017 21:29

Maroatsetra: Dobon-drano ny tanàna

Nizaka ny mafy tokoa i Maroatsetra vokatry ny fandalovan'ny rivodoza ENAWO.

Safodrano ny tanàna.
Maro ireo trano simba.

 

Publié dans Tselatra

Enawo a fait 9 morts, 33572 sinistrés et 27 231 personnes déplacées dans toute l’île d’après le dernier bilan provisoire auprès du BNGRC à 19h15.

Dans le District Ambatondrazaka, un mort et 1 400 personnes sont recensés dans la commune rurale d’Ambohitsilaozana. Les sinistrés sont hébergés dans le CEG.

400 maisons du village d’Ampitatsimo sont submergées dans l’eau. Le canal Manamontana dévie son lit et inonde le village d’Ambadrika. 3 maisons se sont effondrées dans la commune de Soalazaina. Le logement du chef de poste CSB II et quelques maisons d'habitation sont décoiffés par le vent.

 

Publié dans A la Une

Namela takaitra taty amin’ny Distrikan’i Marolambo ny rivodoza Enawo. Potika ny voly vokatry ny fiakaran'ny renirano Nosivolo sy Sandranamby.

Tapaka ny lalana mampitohy ny renivohitry ny Distrika amin'ireo kaominina manodidina noho ny fiakaran'ireo renirano ireo.

Tapaka ihany koa ny lalana mampitohy an'i Marolambo sy Mahanoro.

Noho io dia miakatra avo roa heny ny vidin-javatra ilain’ny mponina andavanandro toy ny siramamy, menaka labozia, ... Ny vary izao efa 800 Ariary ny iray kapoaka.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 4
B1 - Polyclinique
B2 - Toa