Filtrer les éléments par date : mardi, 07 mars 2017
mercredi, 08 mars 2017 00:25

Ivoloina Toamasina II: Miakatra ny rano

Tena miakatra be ny rano ao Ivolohina amin'izao ora izao ka tokony hitandrina daholo ary hiala eo izay manamorona ny renirano.

 

Publié dans Tselatra

Tsy dia nisy fiantraikany loatra taty Ampanefena ny rivodoza Enawo, na dia teo aza ny rivotra sy ny orana mitsitapitapy. Tsy nisy ny trano nirodana aloha hatreto, fa ny fiakaran’ny rano no atahorana amin’ity alina ity.

 

Publié dans Tselatra

Les conducteurs de cyclo-pousse ont descendu dans la rue ce mardi, pour manifester leur désapprobation de la hausse des droits et taxes communaux, désormais à 60.000 Ariary contre 35.000 Ariary auparavant.

Il y a eu échauffourée et des casses suite aux jets de pierre, ce qui a contraint les forces de l’ordre à procéder à des arrestations.

Le Préfet de Toamasina Cyrille Benandrasana a convoqué une réunion d’urgence à laquelle ont participé le Procureur de la République de Toamasina, des représentants des forces de l’ordre, le Maire et son staff et des représentants des associations des “Cyclo-pousse”.

Il a été décidé, au bout d’un tour d’horloge de discussion, que les droits et taxes sont révisés à la baisse et sont fixés à 50.000 Ariary.

 

Publié dans A la Une

Pas d’école pendant la journée du mercredi 8 mars au niveau du DREN Analamanga à cause d'Enawo.

 

Publié dans Fil info

Tonga nitondra ny fahaiza-manao ireo vehivavy avy any amin’ny faritra maro eto Madagasikara izay mankalaza ny andron’ny vehivavy, izay natao teny amin’ny Lapan’ny fanatajahan-tena Mahamasina.

Ambohim-pihaonana ho firaisankinan’ny vehivavy ity andro ity satria dia tonga avokoa ireo avy amin’ny faritra rehetra izay manangana trano eva telo ny faritra iray. Manodidina ny zato eo ho eo ny trano eva hita eny an-toerana.

Tonga nanotrona izany moa ny minisitry ny mponina Onitiana Realy, niaraka tamin'ireo minisitra vehivavy ao anatin'ny governemanta.

 

Publié dans Vaovao

Compte tenu des événements météorologiques liés au passage du cyclone Enawo qui a déjà fait 3 morts dont un enfant à Maroantsetra, le concert et le carnaval prévus le mercredi 8 mars à Mahamasina sont annulés.

Le Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme (MPPSPF) a décidé d’annuler les festivités programmées dans la Capitale, en guise de solidarité avec les zones touchées par le météore.

 

Publié dans Fil info

La célébration nationale de la Journée Mondiale de l’Eau se tient à Vangaindrano, le 23 Mars 2017. Le thème mondial choisi cette année (« Eaux usées ») sera élargi à Madagascar sous le thème « Eaux Usées traitées, environnement protégé ».

 

Publié dans Fil info

La maison d’arrêt de Marofoto comprend 38 femmes détenues, dans le quartier femme. Elles se plaignent de leur condition de détention.

L’association Inner Wheel leur a apporté ce mardi des vivres et vêtements en marge de la célébration de la Journée internationale de la femme.

 

Publié dans Sociale

Ho fanohizana ny hetsika fanamboaran-dalana tarihin'ny FFKM sy ny mpitondra eto an-toerana ary ny Solombavambahoaka Randrianasolo Pauline, izay nanentana ny Fokonolona hampiasa ny herin-tsandriny sy firaisankina amin'ny fandrosoan'ny Distrika, dia nanapa-kevitra ny komitin'ny CLD ka nividy fitaovana fanamboaran-dalana toy ny bulldozer sy compacteur mba hanamorana ny fanamboaran-dalana aty Vondrozo tamin'ilay volan'ny CLD ny taona 2016, mitentina 200 tapitrisa Ariary.

Natolotra ny komitin'ny lalana androany talata 7 marsa ireto fitaovana ireo. Hatomboka eto an-tampon-tananan'i Vondrozo ny fampiasana azy. Miandry ny fahatongavan'ny teknisianina avy amin'ny ministeran'ny Asa vaventy ny fotoana tena hanombohan'ny asa.

 

Publié dans Vaovao
mardi, 07 mars 2017 21:30

Soanerana Ivongo

Manantona ny ranomasina.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 3
B1 - Polyclinique
B2 - Toa